Tsy zah zao no niteny an'ity ah !!!

1. essera ( 18/06/2009 05:31)
GCI:
Pour les conférenciers, cette solution doit étre exclusivement politique, consensuelle et pacifique, excluant tout usage de la force ou surtout l’éventualité d’une intervention militaire comme l’ont laissé entendre les résolutions du récent sommet du Comesa.

Io no valin'ilay fampandriana adrisa ny valala bemandry ao Akorondrano ao. Efa nisy nanala tam ty aza hoe : "Iny ô dada ô, hitondra mers ô".

GCI:
L’intervention militaire envisagée par l’ancien président de la République avec l’appui du Comesa risque d’étre mal venue et surtout de nuire à sa crédibilité et à son véritable patriotisme.

Ny teto ary rangah tsy voafolakareo koa ny an'ny oul indray no tadiavina hobaikoina.

novalian'i rakaroka ny 18/06/2009 06:04
2. xxx ( 18/06/2009 05:38)
Io letsy ilay fomba fiteny hoe, "tsipatsipazo tapa-tsaribao ny fatana mba hitazomana afo, nefa tsy misy zavatra atokona akory eo ambony fatana"

3. ravatorano ( 18/06/2009 05:38)
io aloha dia tena fampandriana adrissa tokoa ary tsy azo inoana hoe hisy izany satria na ireo firenena m=afrikanina nihevitra azy io aza(comesa/sadec) dia tadidido fa mbola manana olana koa any aminy ka ahona no hahafahany handefa tafika aty ! mila fanomanan sy vola tsy toko tsy forohana ange izany e ! raha hoe casque bleu d ekeko fa mety ho vita ihany saingy izany dia ho nofy ririnina mihitsy !
raha za ry zalahy ireo dia manova tetikady mihitsy aho !
4. essera ( 18/06/2009 05:43)
Zah mantsy mba tia mihaino karazana lakolosy izay ihany fa nalefa tam tv iray nandritra ny fanentanana tao am magro fa :

Magro:
Ho avy ny miaramila avy any ivelany hiara-hiasa amin'ny miaramila eto amintsika. Tsy hiady akory ry zareo fa hiara-handamina.


5. sitlo ( 18/06/2009 05:49)
organisation internationale de la francophonie ve
6. essera ( 18/06/2009 06:01)
Mifanontanotania eny ry sitlo a.
7. rakaroka ( 18/06/2009 06:04)
sitlo:

organisation internationale de la francophonie ve


Draiiiiisy , Tsy hainao marina! , ary ny mpampmé "alahatry ry 'zareo lé izy anie il est évident fa efa an-taonany ny Frantsay no nanana "savants" maro
niaraka ni-collabore fa tsy mandeha ila tahaka ny kiraron'i Bemnà sy mifandripaka an-toerana , y antsika isaina @ ratsan-tanana agregé", ary ny vitsy misy aza ialonana tsya manana ny anjara toerany ho @ fampandrosoana,
ny an-drizareo maaaro no indray mikaondoha , dia hitovy ve ny résultat ny iray izay tsy mahita sy mihanina @ eo ambony oriny ftsn! Jere ry Obama aza tonga aty mbola mifampirahraha, ry Mme Obama mba mahay manamby manomé "cadeau", misokatra ny fiaraha-miasa, ary ny Néste France vao nanorina orin'asa ny Asie de valeur 170 milliard d'euros, sns tsa ary voatanisa.
Izany y politika Frantsay ka, tsy mihanina @ zanatany ftsn!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326