Tafika malagasy
1. xxx
(
17/06/2009 15:22)
Tena nahamenatra tokoa ny zavatra nitranga nataon ireo miaramila capsat tao @ ambassade ireny.
raha natao hoe tandroka arony vozona ny tafika taloha dia lasa rambony haingony vody sisa amizao fotoana izao raha toy ireny ny zavatra ataony.
Aiza ianareo ry jeneraly sy Amiraly be galona isany fa ry Commandant sy ry kapiteny no lasa toa mandoto ny hajanaraeo ity ô!
raha natao hoe tandroka arony vozona ny tafika taloha dia lasa rambony haingony vody sisa amizao fotoana izao raha toy ireny ny zavatra ataony.
Aiza ianareo ry jeneraly sy Amiraly be galona isany fa ry Commandant sy ry kapiteny no lasa toa mandoto ny hajanaraeo ity ô!
novalian'i xxx ny 18/06/2009 12:48
2. Noue
(
17/06/2009 15:30)
marina zany ee! tena mahamenatra mahintsiny ! ny mahagaga anie dia tsy voalohany zao ee ! efa im-piry zay ?? dia tsy aiko oe fa maninona no manalabara-tena tahakizao ??
3. patrick2002
(
17/06/2009 15:59)
henatra no nataony gasy tia totohondry ao @ ambasady ,tena hita tokoa ,fa tafa-paka any @ rà n`izy ireo ny fitaizana nataony dadany azy ,dia ny fanatisme sy ny integrisme ,ka mahatonga ny firenena malagasy tafiditra ao @ ady antrano ,sy eo ambavany guerre civil amin`izao fotoana izao ,izany rehefa olona tsy nianattra no hasaina mitondra ,tsy misy ny professionalisme fa integrisme no hitondrana ny raharaham-pirenena ,Dia mbola ho gaga ve isika malagasy raha hiditra antsehatra ny tafika harony vozona hanala an`ireto , GTT izay manandra-tena fa ho entiny fanahy masina ,hanala ny vahoaka malagasy ao anaty fahantrana , diso hevitra anefa izy ireo na ho ela na ho aingana dia tsy maintsy hiala ao ireo manandra-tena fa olo-masina ho entiny fanahin-demony.
4. Noue
(
17/06/2009 17:09)
zay ny mahavoa anareo ry patrick aaa ! mahaiza oe manao ny difference entre ny tsy fitiavanao an'i Ravalomanana sy ny fiasan'ny olona eee !! tompon-toerana ry zareo ka nahoana no hanaovana habibiany tsisy farany zao ??
5. Noue
(
17/06/2009 17:10)
sady fantaro fa la frantsa dia un pays de droit ka tsy azon'ireo FAT(Y) hanaovana zay danin'ny kibony !!
6. xxx
(
17/06/2009 17:31)
! tompon-toerana ry zareo ka nahoana no hanaovana habibiany tsisy farany zao ??
Tsy tompo-tearana amgamba ny marina fa midongy ny handova ny ambasady.
Ka izany hoe hamorona republic de M/car ao @ ambasady ao Paris izany ry zareo gtt???
7. Noue
(
17/06/2009 17:58)
nahoana moa no tsy azo lazaina oe tompon-toerana ry zareo ? ry zareo anie no miasa ao ee ! saingy arakin'ny nolazainao tatsy ambadika oe ny hat zao no mitantana dia oe tsy maintsy miala avokoa ny voapetraka teo aloha ????
8. patrick2002
(
17/06/2009 18:14)
Noue:
nahoana moa no tsy azo lazaina oe tompon-toerana ry zareo ? ry zareo anie no miasa ao ee ! saingy arakin'ny nolazainao tatsy ambadika oe ny hat zao no mitantana dia oe tsy maintsy miala avokoa ny voapetraka teo aloha ????
hiasa ho an`i firenena ianao fa tsy hiasa ho an`i Ravalo ,sa ny TIKO koa no mandoa ny karamanao ao @ ambasady ,raha tena manana professionalisme ianareo mpiasany ambasady ,tsy izay filoha heverinareo sy tohananareono filoha fa ny filoha izay nekeny HCC ,izay miasa eny Iavoloha sy Ambohitsirohitra ,fa tsy izay no mitranga fa efa nampianariny Ravalo lohan-demony dia milaza fa any Afrique du Sud no miasa ny filoha malagasy ,efa mercenaire indray amin`izao fotoana izao no tafika malagasy , mahavariana sy mahazendana.
9. xxx
(
17/06/2009 18:18)
Aza taitra tsika fa ireo manamboninahitra ambony ireo anie ka miforitra anaty oh t@ androny fanjanahatany e!Miandry fotoana fotsiny, ts ireo b galona ireo akory ny anao fitondrana FATy (FAT) ohatran' io ka hanao asaTa.. (HAT) tahaka izao.Hita mitsy oe ts manaja Ray AmanDReny de manitsaka an-tampon-doha ny lehibeny; demokrasian'Miaramila marina ka izay be feo sy be sandry no arahina. :wink:
10. patrick2002
(
17/06/2009 18:26)
Tsy misy taitra eo ra xxx ah! rehefa ray aman-dreny mandositra adidy letsy haleo ,hitsahana an-tapin-doha ah!
11. ravalotgve
(
17/06/2009 18:33)
zao no atao hoe tafika malagasy
sniff
tchrouff
atao ahoana fa de reo nenareo
oupss nentsika mantsy eee
:/ :/ :/ :/ :/ :/ :/ :/ :/ :/
sniff
tchrouff
atao ahoana fa de reo nenareo
oupss nentsika mantsy eee
:/ :/ :/ :/ :/ :/ :/ :/ :/ :/
12. benkintana
(
17/06/2009 19:46)
Diso toerana elh lesy rapah raha hanome lesona eto satria tadidio fa elah ihany no mamporisika foko hiady teto fa refa voadaroka ve ny capsat de marina ndray elah
Tsisy morale koa anie elah ty zany kah :roll: :roll:
Tsisy morale koa anie elah ty zany kah :roll: :roll:
13. xxx
(
17/06/2009 21:49)
tsotra b lesy nenay rapa a! rehefa filoha lanim-bahoaka no mifidy ny ambasadôro d raisinay hakafaliana a! fa raha mbola hat d daka sy totohondry miampy hopa razana no mahazo azy.
14. bazylou
(
18/06/2009 05:11)
o ry gtt isany a!! tsy aleo makany swaziland f aany alie le osy fanompon'ialahy isany e!! sady le bandy iry koa anie mikefona amin'ny voola be sns.... :-D :-D
15. ravatorano
(
18/06/2009 06:15)
raha ny reko dia miaramila tsy natao hiambina ny ambasady malagasy mihitsy izy ireo fa manao fiofanana any frantsa no tena anton-diany saingy noho izao savorovoro misy izao dia tafiditra anaty kafoiazy zalah be bokotra ireo !
tsika malagasy koa tena efa nilaozan'ilay soatoavna nanatsika sy navelan'ireo ray aman-drenitsika taloha hay ka amizao na dia any antanin'olona any aza tsy mahay miray hina fa mifamotika sy mifandrafy nefa samy malagasy tia an'ity tanindrazana ity avokoa !
tsika malagasy koa tena efa nilaozan'ilay soatoavna nanatsika sy navelan'ireo ray aman-drenitsika taloha hay ka amizao na dia any antanin'olona any aza tsy mahay miray hina fa mifamotika sy mifandrafy nefa samy malagasy tia an'ity tanindrazana ity avokoa !
16. xxx
(
18/06/2009 09:12)
Ny zavatra tsapako aloha dia marefo kely ihany kay ny Fanjakana , il suffit hoe " Bande de voyous " vitsivitsy ao amin`ny Tafika dia mahazera Fitondrana iray !
17. xxx
(
18/06/2009 12:48)
miomana ry hazo amoro-tevana fa halainay @ alalan'ny basy indray io fitondrana io fa efa manana kapisaty bis aho izao.manao beret fotsy ry lerony mba hampiavaka azy.Ato ho ato de anao otopiroklamasio @ zay aho.