AO @ CYBER IZY MIANAKAVY

1. cyril ( 17/06/2009 19:59)
Mafy ny nanjoa ny capsat sy zandary sandoka tao @ Ambasady aninkeo
Liana ity ry andrywui mianakavy ha ha ha,ao @ cyber ndray ry zareo é
novalian'i xxx ny 18/06/2009 12:38
2. benkintana ( 17/06/2009 20:07)
=)) =)) =)) =))
3. menalamba ( 17/06/2009 20:26)
Mba azavao hoe fa tsy arakay é :^)
4. benkintana ( 17/06/2009 20:34)
Nisandoka nanao livrason tao lesy i andywui de koboko fa tonga de nilerako fa feno capsat le camion-nedala ,velona ary le hakanainga
Maivana fa hotrany tsy teo,ho ento aho re tongotro no betsaka
Foza orana daholo :-D :-D :-D
5. xxx ( 17/06/2009 20:42)
dia iray camion izany dia sandoka avokoa?? lalina indray izany
6. cyril ( 17/06/2009 20:51)
Ary marina ihany le hoe tgvendrana
Miala tsiny raha toa milaza an'izany an :lol:
7. xxx ( 17/06/2009 20:58)
REFA MARINA DE MARINA FA AZA MAMELY MAFY NA DIA IZANY AZA E
8. andrywui ( 17/06/2009 21:03)
aza manapatra less a!! f'reny nataon'TIMamoehatra tsy an-tany tena tsy an-tan'oul reny ve de mbo mety aminareoTIMiongana io euh
ary aza mitabataba eo tsony ahhhhhhhhh

9. xxx ( 17/06/2009 21:42)
aoka fa hivaoka zay é! mifona é! hahaha!!!!!hay maivana tony volom-borona tony capsat tony rehefa tsy mitam-basy, na 1 sy 1 na tambambe, tsy aty wa no hanaovany lisany ny hamboletra fa tonga d daka sy totohondry miampy hopa, alefaso indray koa radomelina sy rondefo.
10. ravalotgve ( 17/06/2009 21:43)
io ra wiwi ko lazainareo fa hoe tsy ho tsony

sniff
tchrouff
raiso ny bomba ra wiwi aaa ary aza mitroka be loatra
sniff
tchroufff
:-P :-P :-P :-P :-P :-P
11. nefertiti3 ( 18/06/2009 06:49)
zay olona reko hoe niondrana any Lafrantsa tato ato moa zany dia CAPSAT daolo ? tsara ho fantatra !!!! hum !
12. general ( 18/06/2009 09:44)
CYRIL = Rangorivao ! tena gaga be aho letsy oe hay ve rangorivao elah lé ?

de ahoana lety ! ary efa nilamina angah ela sy momota ?
13. xxx ( 18/06/2009 10:03)
ary voa be indray ry tezeve ato zany .Tena voa mitonatonana mampalahelo mihitsy zy zalahy.ntsoooooo
14. general ( 18/06/2009 12:02)
zany eo ihany letsy ry Cyril fa maninona letsy ny antony hanaovan'i ndaty be anlah oe SOCRYL a!? ratsy be anie letsy le izy fa elah toa manaiky foana !

sa mba manaja demokrasia i Soc... hay azafady i Cyril mantsy ??


--asa , ho hazavaiko kely amlah ve ny dikan'io socril io raha tsy hainlah fa tena le fivoahan'ny pipitsakan'omby mihitsy io papa a , petsa be toi ry malala an !
15. xxx ( 18/06/2009 12:38)
zany hono e.petsan'le socril hono le zeneraly malaza e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0867