fa angaha hinegosy indray e!!!

1. bazylou ( 18/06/2009 05:02)
very ny seza, o sady may ny endim boanjon'ny tim sy le8 ka hinegosy indray hono ry lerony ,nefa teo alohahoe tsy misy fifanarahana rah tsy eo le8!!!! pauvres c... isany!!!!!!!!! :-D :-D

""Mouvance Ravalomanana

Pour une reprise rapide des négociations
jeudi 18 juin 2009


La délégation de la mouvance Ravalomanana aux négociations conduites par le Groupe International de Contact a tenu hier mercredi une conférence de presse.

Lors de cette rencontre avec la presse qui a eu lieu à l’hôtel Carlton, Fetison Andrianirina a déclaré que son groupe souhaitait la reprise des négociations. Il a suggéré la participation de la société civile nationale à la médiation.

Pour les pro-Ravalomanana, l’intérét supérieur de la Nation doit amener toutes les parties à convenir d’un arrangement. La HAT ne peut assurer unilatéralement la direction du pays.

La délégation affirme aussi étre contre l’arrivée de tous mercenaires. Par contre, un schéma d’accord pourrait prévoir l’envoi par les groupements internationaux dont Madagascar fait partie de militaires pour renforcer la sécurité"""
tribune md
novalian'i essera ny 18/06/2009 10:52
2. xxx ( 18/06/2009 05:16)
Ka io foana anie ilay fomban'i le8 sy ny tim e! miandry dernier moment sy efa tofoka ny vahoaka vao hoe miala tsiny aho e... negoci a hoe.
angamba tsy tafa indray ilay mersa an'i le8 na koa tetika menarana no ataon'i lery.
3. bazylou ( 18/06/2009 05:34)
tsy nisy 1 mois akry dia nivadika indray, dinnnnnnnnnnnnn ty reto nandra e!! :-D
4. essera ( 18/06/2009 05:39)
Ka io foana anie ilay fomban'i le8 sy ny tim e!

Efa fombany efa hatrény am lehintsy io. Le fitsidiham-paritany ve tadidy ???
5. ravatorano ( 18/06/2009 06:06)
bazy < tsy ampy io notanterin'ny gazety io fa raha nandre sy niheno tsara ilay valan-dresaka nifanaovan'ny mouvance ravalo ianao dia niampy an'izao tao :
"efa tafiditra lalina ity fitondrana ity ka tsy afaka hiverina intsony nefa tsy maintsy avreina aloha i ravalo satria norombahina teo aminy ny fitondrana nefa izy prezidà amperinasa voafidi-mbahoaka ka noho izany anefa dia tsy maintsy miantso ny antoko hafa izy mba hamitana ity tetezamita ity " Ingahy fetison no niresaka an'io.

Izany hoe amindry zareo izany aloha ilay fifampidinihina dia mbola tsy maintsy eo foana ny momba an ingahy ravalo ; io tsy afaka sy ny fiverenany na dia tsapa aza fa tsy ho tafa mihitsy izany ary izay fizirizirina izay no manahirana amin'ity dinika ity toy ny resaka amnistie tadiavin'ny mùouvance ratsiraka ihany koa io !
6. essera ( 18/06/2009 06:21)
ravatorano:
efa tafiditra lalina ity fitondrana ity ka tsy afaka hiverina intsony nefa tsy maintsy avreina aloha i ravalo satria norombahina teo aminy ny fitondrana nefa izy prezidà amperinasa voafidi-mbahoaka ka noho izany anefa dia tsy maintsy miantso ny antoko hafa izy mba hamitana ity tetezamita ity

henoko tsara mits koa io. Ny tsy mbola tsapan'ny mouvance n-dra8 ange d hoe i Ravalo mihitsy no olana nisian'ilay gidragidra.
=> Tsy solution ny fiverenany eto ndrindra am zao fotoana izao. Ary tsy hoe tsy solution fotsiny fa vao miha antony hisian'ny korontana.

Ka raha mbola manana sofina sy saina mandinika nareo zanaky dada d eritrereto ihany izay fa io no efa nahasolafaka an'i Dada io tsy tia mihaino ny manodidina io.
7. Bazily ( 18/06/2009 07:06)
=> Tsy solution ny fiverenany eto ndrindra am zao fotoana izao. Ary tsy hoe tsy solution fotsiny fa vao miha antony hisian'ny korontana.

Tena arahiko 100% mihitsy io ry essera. Tsaratsara amn'azy ny maka saina kely aloha. Afaka manao reprise izy rehefa aoriana kely ao. De mba ny teo ihany nomiverina e! Maka sopapa kely any @i DADABE RATSY IRAKA
8. essera ( 18/06/2009 07:40)
Maka sopapa kely any @i DADABE RATSY IRAKA

tsy tian zalah mits io kôzy io ange bazily. Efa natsipiko teto matetika io saingy ny politika tokony ho fantatry ny tim fanampiny d ity

ennemi d'hier, peut étre ami du jour. indrindra aty amtsika tany tsy andalam-pandrosoana fa andalam-pandadizana.
9. Bazily ( 18/06/2009 08:06)
tsy tian zalah mits io kôzy io ange bazily. Efa natsipiko teto matetika io saingy ny politika tokony ho fantatry ny tim fanampiny d ity

Zany tokoa moa? Zah zany no naka tahaka sa inspiraka sendra nitovy.
Efa nisy fotoana koa anie lesy ry essera teto nilazako fa tokony izay soavaly milay afaka hiatrika hazakazaka no homanina fa tsy ho lany andro hiandry an'i Dada tsy ho hay ho avy tsy ho avy eo e! Zah sûr fa raha manomana izay soavaly milay zay izy mba mety ho tafiditra ao @ quinté ihany e! na tsy ho quarté na tiercé aza dia mba afaka mibitaka aloha. Amin'ny election manaraka indray manarina.
10. xxx ( 18/06/2009 08:19)
Ka tsy misy afatsy ilay soavaly Mark sy ilay soavaly antitra anie less ao @ ranch tim e! sisa dia apondra daholo :-D :-D :-D
11. xxx ( 18/06/2009 10:12)
efa an-dalana lesy izy ry bainina a
12. essera ( 18/06/2009 10:52)
bazily:
Zany tokoa moa? Zah zany no naka tahaka sa inspiraka sendra nitovy.

Mitovy le iz fa lojikabe ange io e. au moins rah menatra manontany d mijery ny historique-n'ny arema nahatonga an lé retour triomphal deba. Fa lasa raha tokony hery ampiasaina am le compétition laniana ery am magro fotsiny. Tena tsy maneso ah ry penguin sy noue fa tena conseil milay be io a.

efa an-dalana lesy izy ry bainina a

Raha ny fahafantarako azy d nandeha an-tongotra angamba izy d nanao tsikarik'aliaka niampita ny canal d mozambika, rehefa mandeha lalana plat d mitaingina sokatra. Ka rehefa mino lisany d manankery ilay tenin'i dada le minoa fotsiny ihany.

Raha tonga eto izy alohan'ny 26 juin d teneniko an'lisany fa izay vao hisy ny atao hoe 62 juin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.061