ireo integrisme malagasy

1. patrick2002 ( 20/06/2009 14:49)
C:UsersRazafyPicturesterro08[1].jpg
C:\Users\Razafy\Pictures\terro01[1].jpg
ireo no membre ny Al Qaeda version TIM
répondu par xxx le 22/06/2009 21:00
2. patrick2002 ( 20/06/2009 14:51)
C:\Users\Razafy\Pictures\terro08[1].jpg
3. locl ( 20/06/2009 14:58)
IZA NO LAZAINDRANGAHY HO AL QUAIDA?

Tsy hianareo mampahory sy misambotra, midaroka ve no mitovy @ al quaida raha jerena @ place tsy miangatra e?
4. patrick2002 ( 20/06/2009 14:58)
http://www.madagate.com/editorial/30-malagasy-people/1019-les-terroristes-de-ravalomanana-a-visage-decouvert.html

ireo izany ny generation al Qaeda GTT ,na genre na Taliban a la sauce de Ravalomanana.
5. patrick2002 ( 20/06/2009 15:00)
ireo izy ra locl ah!
mbola aiza no hanaovany Ravalo ho anareo malagasy edh!
apres moi chez KO hozy Ratsiraka ,rehefa tsy ho eo aho dia elo sy afo hozy Ravalo ,izany ny olona rehefa fanatisme ,MINOA FOTSINY IHANY IZANY.
6. locl ( 20/06/2009 15:07)
Ny interpretation anao irery izany fa tsy hitovizana, aleo izy hiverina na @ fomba rehetra, dia ho hita eo ny tohiny.

Ary hianao io angaha tsy gasy sa vazaha antaratasy???Araky ny hisoratra Malagasy

Tsy ratsy fisainana toa ny eritreritrao izy, fa mihevitra ny hanasoa mandrakariva ny tanindrazany, jereo zao ny ataon'ny HAT, mandroba, mangalatra, mampitahotra, sao dia ry zareo no menrdika io zavatra nalefanao io, tokoa moa izany, TENA DISO ADIRESY TOI
7. locl ( 20/06/2009 15:11)
tena malahelo mafy toi izany fa tsy naharesy ny GTT ny miaramila CAPSAT sy ny tariny, atao akory moa fa tsy isan'andro ny fetin'ny mpandroba. Mahaiza mionona,

Fa naninona kay toi raha mba nanampy an'i Rinah et les compagnies e???? :-P :-P :-P
8. Noue ( 20/06/2009 15:12)
hay ve ireo ilay sary navokan'i Jeannot Ramambazafy eee ! dia mihomana aloha ianao ry jeannot lapin fa dia ihinana koa pour les photos de droit d'auteur !!
ary ianareo ry patrick dia tena diso adresse be mahintsiny eee ! be dia be ny preuves fa zay singany navokan'io laoin io tsisy dikany sady lainga re zany eee ! quoi que..zay no maha journaliste azy !! saika hanao scoop kanjo zao miandry ny valiny zao ! ho kila tsy ho afa-maina akory io
9. patrick2002 ( 20/06/2009 15:19)
ka io efa preuve io ny TALIBAN gasy miaraka @ big boss koa inona koa no preuve tadiaviny Noue mavandivandy avao hozy ndaty izay .
ho kila tsy ho afa-maina akory io

zao teninao izao dia efa manambara fa fanatique ianao minono lait de la terreur
10. Noue ( 20/06/2009 15:35)
sady faux journaliste no inona moa ny anarany ? MADAINGETO :-D :-D :-D :-D
Le faux journaliste de madaingeto jeannot ramambazafy verse des larmes de crocodiles à propos de l'affaire des photos du GTT publié sans autorisation. Il joue la victime et profère des menaces contre les éléments du GTT : "vous serez accueillis comme les zéros que vous étes, de retour au pays. Si jamais vous venez".

ity kosa aloha dia efa ni-porter plainte ny olona ka dia ihinana io jeannot io eee !!
14h00 - Le faux journaliste Jeannot ramambazafy mérite une ovation du peuple. Il a mis les photos de personnes civiles (grand-mère, étudiants et femmes) sur le site madaingeto sans autorisation et les a accusé de terroristes.

dia tandremo koa fa ny mpanaparitaka ireo sary tsy nahazo autorisation ireo dia hifaffa ny kihony ko !!!
11. patrick2002 ( 20/06/2009 15:48)
dia ianao izany no hifafa ny kionao voalohany @ copie coller hataonao ,
Ary izany famalinao izany dia hita fra tsy mahay lalana ianao ,famalina terroriste ,ny internet dia moteur de recherche no hilazana azy @ vocabulaire hafa ,ka nanao recherche izay dia nahita ,ka inona ny bleme nay an`izany sah ,mitady hampihorohoro anay an`izany ,io olona mitondra arme blanche io ( big boss ) io no tokony efa azony Mandat de depot raha tonga any dago .
Aza manao mpitari-bato vilam-bava ra Noue ah! malahelo ve fa tsy misy intsony ny topmada.com hanaovana copie coller eh!
12. Noue ( 20/06/2009 15:52)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
kay ve ilay site madagate io eee ! tsy mahagaga ee!! aleo @ zay tsy valiana intsony eto fa sao dia >>>>>>>>>>> :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. halloween ( 20/06/2009 16:49)


mitsangana ny sainampirenena misaotra antsika mpisera é!
14. hery ( 20/06/2009 19:24)
Patrick> Mba manana internet ihany fa aza dia mihinana am-bolony e :-)

http://www.youtube.com/watch?v=Ub8Et0g4qA8&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana.free.fr%2F&feature=player_embedded

Vaovaon'ny madagate natao ho vakian'ny TVM sy ny RNM hamotsiana vahoaka ireny :-)

Ary ireo olon'nY GTT dia tsy miafina, raha toa ka mba nahita video na sary ianao hatramin'izay resaka ambassade ao paris izay
15. menalamba ( 20/06/2009 20:39)
8O 8O Hon!!! Njay ny anao ra PA... henoenoy ihany ny varavarana fa efa tsy ho ela dia handondona ao ry ralako hanontany anao izany...Sady ny aty tsy vitan'ny hoe homena botakely sahala @ any tanana ry zalahy dia samy vita fa tena mamay bé... :^) :^) :-D
16. fijo ( 20/06/2009 21:04)
ny fantatro fotsiny dia misy matahotra misedra safidim bahoaka,izany no mpampitahotra
17. patrick2002 ( 21/06/2009 13:35)
ka safidim-bahoaka ve no mametraka ny mpiasany ambasady , ny fandobana misy ao @ ambasady izao no resaka fa tsy resaka safidim-bahoaka velively
18. xxx ( 21/06/2009 18:31)
Ary toa misy mamàfa ny teny alefa eto sanaa !!
Tena site tssisy ilavan' azy mrnnn ity !!
19. benkintana ( 21/06/2009 21:04)
Aza mamorona lesy elah ry xxx fa zay voafafa eto dia lazaina ary andefaso porofo ary fa maty elah ha ha ha
rapah elah indrindra no mpampiady malagasy ka tsy elah no hanomé lesona eto akory ,zao ndray elah hanely tsaho refa tsisy ambara leity de mangina aloha no fahendrena
20. xxx ( 22/06/2009 21:00)
Fa hay moa tena tsy nisy rava izany ny ambassade teo Paris é; mba tena mahay manely tsaho koa izay nandefa ilay vaovao tsy marina.
Menatra koa zah nahita vehivavy te-hanao didohan'ombibotry hiditra ny ambasady. Aty an-tanin'olona koa ve ry zareo no haneho fihetsika mahamenatra â. Avelao ao izay ambasady ao hiasa fa aza ny zava-misy any Dago no entina aty!!!! Matoa tsy avelan'i La Frantsa hosoloina ny ambassadeur ao dia mankato ny ara-dalàna koa ry zaeo.
"Vizaka foana ny maboly raozy fa ny raozy mamelana tsy ho hanina" . Manenjika aloka foana ny mapanongana ambasady.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0445