marary "h"aty

1. fijo ( 19/06/2009 22:38)
Grogne des militaires
Promesse non tenue. C’est ce qui provoque actuellement la grogne des militaires. En effet, le président de la HAT, Andry Rajoelina, leur a promis une augmentation de salaires ainsi que les primes et les avantages des forces armées d’ici la célébration de la féte de l’indépendance. Il l’a déclaré publiquement lors des assises nationales militaires qui se sont tenues au Centre de Conférence Internationale d’Ivato vers la fin de mai dernier, en évoquant que leurs rémunérations actuelles ne sont plus proportionnelles au coût de la vie. Un budget autonome est méme prévu pour eux, sans oublier une autre promesse de projet de crédit immobilier. « Mais le fait est là, aucun changement dans mon compte bancaire après virement de mon salaire », a constaté un officier lors de la consultation de son compte hier.

Avantages supprimés

Il n’est pas le seul à étre déçu car ni ses pairs au sein de la gendarmerie, ni les autres militaires dans les autres corps n’ont vu leurs salaires en hausse. Pourtant, ils s’attendaient beaucoup à cette révision de leurs rémunérations, compte tenu des efforts qu’ils ont fournis durant cette période de crise et en vue de préparer la féte nationale en famille. Et ce qui les choque énormément, c’est le fait de communiquer à outrance cette promesse alors qu’elle n’est méme pas tenue, sans avancer la bonne raison. Notons que le Premier ministre de la HAT, Monja Roindefo, a également annoncé que les avantages des fonctionnaires connaîtront une hausse d’ici quelque temps, lors de la clôture de ces assises nationales militaires. Mais en réalité, depuis la mise en place de la HAT, tous les avantages des agents de l’Etat ont été supprimés.

maty aho "h"aty keliko
novalian'i xxx ny 22/06/2009 21:08
2. andrywui ( 19/06/2009 23:01)
ny anay tgv ihany na tsy mahazo karama ireo miaramila maherifo ireo hahahahaha
3. Bazily ( 20/06/2009 05:55)
ny anay tgv ihany na tsy mahazo karama ireo miaramila maherifo ireo hahahahaha
Tohano eo foana lesy mandrapirodany ah! haha :-D :-D
Na dia efa hihinapako aza dia hiafio eo foana.
4. max2 ( 20/06/2009 06:26)
za alo de tsimba anoana io hat izany efa fantatro ny zavatra ratsy vitany teto mada ny fanimbana ny firenena sns.......... :twisted: .kanefa kosa za de makasitraka ny faravany hat satria fitondrana sandoka io fa tsy tena izy saritsariny izany no marina avereno ny safidinay fa tsy gadra lava akory ny aty ka osiosena trotrizao.ny firenena efa tamba tafatafa teo narodany le latsahany varavarana tsy misy savily iny aza mba atao mande rery iny fa ataony olona anaty gony atao ranomena reny mantsy le tsiriritiny panao ranomena
5. Noue ( 20/06/2009 06:49)
io anie ilay promesse d'ivrogne foana no ataon'FAT(Y) ee ! ianareo ve dia mbola gaga @ zany ihany ee ??
6. xxx ( 20/06/2009 07:44)
Lohateny : Re : marary "h"aty


Tsy ny hat ihany letsy no marary ry Fijo a! I Madagasikara manotolo no mararay. Ary raha mbola hifampitanisa sy hifanatsafa sy hifankahala eto ny tgv sy tim dia mbola harary hatrany i M/car.

7. bitehells ( 20/06/2009 10:17)
isika olona tsiriray koa de mpanao gazety daholo ka hany smia mamoaka ny heviny de mamorona ny hevitra tia hiadiana eto. izaaho aloha leo an'i RA8, tsara izy efa tsy eo io de miandry ny rariny amin'izay zao. tsy ho afaka handroso ny MADAGASIKARAn'tsika raha ohatra ka tsy tohanana izay te hampandroso azy. ny olona efa be harena sy nanangon-karena ihany no tiany sasany. tsy maninona fa izay no maha olom-belona, samy manana ny heviny.
aoka tsy hamorona resaka tsy hampihavana eto.
misaotra tompoko
8. xxx ( 20/06/2009 10:55)
Ianao no hisaorana ra-beatles a!
9. poussssy ( 20/06/2009 12:03)
ka mbola anaty krizy kosa isika e, soit compréhensif.
Azonareo foana io rehefa milamina ny tany e, teny efa nomena iny
sonia TGV pdt FAT
10. fijo ( 20/06/2009 21:10)
heeeee tsy antenaina izant tgv izany fa mandainga lava.
11. xxx ( 22/06/2009 21:08)
Iza eto @mpisera no olona neutre mba hofidintsika haneho ny hevitra any amin'ny ambaratonga tokony handre ny marimaritra iraisana any é. Olona neutre no tokony hotadiavina ao @ camp Ra 8 sy TGV. Fa mety ho possible ve izany ka isika afa-miresaka isa-minitra eto aza ity mifandrangitra fotsiny eto?
Zanahary ô , tahio ihany ny tanindrazanay na de mbola samy mihaino ny tenany sy mitady ny tombontsoany manokana aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4039