Nataon Ravalomanana nahita ny mpomba an Ravalomanana
1. essera
(
25/06/2009 04:53)
Salama daholo,
D ahoana indray ianareo tamin'ireny vaovao omaly ireny ry zanaky Dada. Mbola sah ve ianareo hanao "démenti" hoe tsy avy amin'i mouvance Ravalomanana Marc no tratran'i Ravalomanana Richard (Gendarmerie ho an'ny tsy mahafantatra).
Efa nisy moa teto ny niteny hoe fika hanendrikendrehana anay io ka dia izao angamba mino amin'izay ianareo hoe tsy izay no fandehany e. Ary nanao aveu mihitsy ry zalah, satry mihitsy aza mba hahazo an'ilay CD misy an'izay any amin'ny Ravalomanana .... Richard.
Ka mba ialana amin'ilay tenin'ny namana sasany amin'ny resaka arrestation d miezaka mampiseho ny mpitandro ny filaminana hoe LEGALISTE izahay satria :
Fa tsy atao pli vava fotsiny ilay izy d kibay b an-kelika (baomba b). Raha ny fanampim-baovao nandeha omaly momba ny baomba saika hapoaka tao amin'ny Gastro Pizza Analakely taloha kelin'ilay arrestation dia :
Dia ahoana ry zanaky Dada ? Zah ange efa niteny hoe mody manao ramampalahelo d nefa hi-semer terreur eraky ny tanana ao ambadika.
Ary ny sasany moa izany rehefa mahita rirany kely satria noho ny adidy aman'andraikitra dia tsy afaka ny hijanona sy hamaly eto amin'ny serasera.org foana dia :
Dia na ny lohateny aza dia efa teneniko mazava hoe mba hialana amin'ny tsaho d mila confirmation aho ? Dia midika ve izany fa affirmation io ataoko io.
Ary ny tena mahavariana aza rehefa naseho marina ny Gasy Tia Tanindrazana dia misy tsy aseho masoandro ny sasany satria natahotra indray ka dia jereo tsara fa afenina ny sasany, na ny marimarina kokoa tsy aseho fa ménatsa béééééé :lol: :lol: :lol:
Jereo :

D http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a420e93f2fd3 ho fanamarinana. complet tsara mihitsy io affichage io omaly.
Dia namaly moa ny namana an'io valin'teny io. Ary fantany tsara hoe taiza ny source nanaovany copie coller an'io fa tao ihany no nahitako ny vao2 hitadiavako confirmation am n' namana mpisera. Sa ahoana ltia Noue ???
D avy eo Rangah ty misy mandrovitra afisy izay tsy takatry ny mpisera rehetra io fa olo be ihany no manana accès am zay... hi hi hiiiiiii.
:-D :-D :-D
Zah ange efa niteny omaly hoe :
Manaraka izany, mbola teneniko foana ny zanaky Dada hoe mba ialao re ilay tsaho tahaka izao e :
Tsy misy an'izany eto Madagasikara fa aza manely tsaho mihitsy ah. Tsy eto an-toerana angamba ny oul nandefa an'io fa télécommandé fa ny zavatra tena misy aza dia ny ny vahiny izao tsy sahy manangana saina eto amintsika noho ny ataon'ny zanaky Dada vokatry ny alahelo amin'ilay tsaho nalefany ihany hoe "La Frantsa no ao ambadiky ny HAT". Io no zava-misy marina vakiana fotsiny eto am tanana. Ngah tsy efa mipôrna mihitsy ny sasany e.
Efa ela be re izany fa farany ange ianareo mpitarika ireo ihany no hakapoky ny vahoaka mpitolona (mpiasa angamba no mety kokoa) ao am Magro ao e.
Rehefa tonga izy d tonga, rehefa tsy tonga d aza terena ho tonga fa maro isika no miandry azy.
Fa taiza foana itony ranamana itony hatramin'izay no mbola tsy naheno fanentanana amin'ny média hoe atsangano ny saina rehefa tonga ny fetim-pirenena. Tena vao iray ranon'orana angamba ity ranamana ity ah.
aoka izay fa bobaka loatra raha mihoatra an'izay.
:-P

Express:
Le colonel Richard Ravalomanana a cité les individus appréhendés dont la plupart ont travaillé pour le compte du groupe Tiko. Il s'agit d'un chauffeur-livreur de Tiko et de trois éléments de sécurité de la station de télévision MBS. Un dépanneur-électrique, un chauffeur de taxi, ainsi qu'une fille mineure complètent le tableau.
Efa nisy moa teto ny niteny hoe fika hanendrikendrehana anay io ka dia izao angamba mino amin'izay ianareo hoe tsy izay no fandehany e. Ary nanao aveu mihitsy ry zalah, satry mihitsy aza mba hahazo an'ilay CD misy an'izay any amin'ny Ravalomanana .... Richard.
Ka mba ialana amin'ilay tenin'ny namana sasany amin'ny resaka arrestation d miezaka mampiseho ny mpitandro ny filaminana hoe LEGALISTE izahay satria :
Express:
Le CIRGN a expliqué que la série d'arrestations a eu lieu dès 20 heures du soir. «Nous avons également demandé un mandat de perquisition et l'avons obtenu à quatre heures du matin»,
Fa tsy atao pli vava fotsiny ilay izy d kibay b an-kelika (baomba b). Raha ny fanampim-baovao nandeha omaly momba ny baomba saika hapoaka tao amin'ny Gastro Pizza Analakely taloha kelin'ilay arrestation dia :
Richard Ravalomanana:
20 mètres à la ronde potik'io bombe saika hapoaka io. Nieritreritra ihany anefa ireo mpanapoaka fa be loatra ny olona tao am La Gastro ka nandeha nankeny amin'ny Looks ry zareo aloha...
Express:
Il en est de méme d'un mobile politique, avec un souhait de créer une ambiance de terreur à montrer à la communauté internationale.
Dia ahoana ry zanaky Dada ? Zah ange efa niteny hoe mody manao ramampalahelo d nefa hi-semer terreur eraky ny tanana ao ambadika.
Ary ny sasany moa izany rehefa mahita rirany kely satria noho ny adidy aman'andraikitra dia tsy afaka ny hijanona sy hamaly eto amin'ny serasera.org foana dia :
hery:
Ary ohatran'ny nanova sujet ra essera nony hitany hoe an'ny GTT ny ambassa (Tao anatin'ny Dinika : "Mba hialana amin'ny tsaho d mila confirmation !!!"
Dia na ny lohateny aza dia efa teneniko mazava hoe mba hialana amin'ny tsaho d mila confirmation aho ? Dia midika ve izany fa affirmation io ataoko io.
Ary ny tena mahavariana aza rehefa naseho marina ny Gasy Tia Tanindrazana dia misy tsy aseho masoandro ny sasany satria natahotra indray ka dia jereo tsara fa afenina ny sasany, na ny marimarina kokoa tsy aseho fa ménatsa béééééé :lol: :lol: :lol:
Jereo :

D http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a420e93f2fd3 ho fanamarinana. complet tsara mihitsy io affichage io omaly.
Noue:
14h00 - Le GTT dément les rumeurs selon lesquelles la HAT occupe actuellement l'ambassade. A cette minute où nous écrivons ce fil, les éléments de la HAT sont dehors et n'ont pas le droit d'y entrer.
Dia namaly moa ny namana an'io valin'teny io. Ary fantany tsara hoe taiza ny source nanaovany copie coller an'io fa tao ihany no nahitako ny vao2 hitadiavako confirmation am n' namana mpisera. Sa ahoana ltia Noue ???
D avy eo Rangah ty misy mandrovitra afisy izay tsy takatry ny mpisera rehetra io fa olo be ihany no manana accès am zay... hi hi hiiiiiii.
:-D :-D :-D
Zah ange efa niteny omaly hoe :
Essera:
zao ny sasany ngah izao tsy hisaron-tava ara-bakiteny rehefa atsy ho atsy. Sady tsy te hiverina aty an-tanindrazana no ho roahin'ny oul any ho an'n le m-cland sy paps tsy milam.
Manaraka izany, mbola teneniko foana ny zanaky Dada hoe mba ialao re ilay tsaho tahaka izao e :
Noue:
Des missives FAT circulent : "Ceux qui ne brandiront pas de drapeaux national devant leurs domiciles seront punis et recevront une amende"
Tsy misy an'izany eto Madagasikara fa aza manely tsaho mihitsy ah. Tsy eto an-toerana angamba ny oul nandefa an'io fa télécommandé fa ny zavatra tena misy aza dia ny ny vahiny izao tsy sahy manangana saina eto amintsika noho ny ataon'ny zanaky Dada vokatry ny alahelo amin'ilay tsaho nalefany ihany hoe "La Frantsa no ao ambadiky ny HAT". Io no zava-misy marina vakiana fotsiny eto am tanana. Ngah tsy efa mipôrna mihitsy ny sasany e.
onjakeli:
Tonga rahampitso Ravalo. De hitifitra sa hanapoaka ny TGV, nita eo izay mhavita azy.
Efa ela be re izany fa farany ange ianareo mpitarika ireo ihany no hakapoky ny vahoaka mpitolona (mpiasa angamba no mety kokoa) ao am Magro ao e.
Rehefa tonga izy d tonga, rehefa tsy tonga d aza terena ho tonga fa maro isika no miandry azy.
fijo:
izay vao nisy pub momba ny fananganantsaina tamina firenena iray???loza izany
Fa taiza foana itony ranamana itony hatramin'izay no mbola tsy naheno fanentanana amin'ny média hoe atsangano ny saina rehefa tonga ny fetim-pirenena. Tena vao iray ranon'orana angamba ity ranamana ity ah.
aoka izay fa bobaka loatra raha mihoatra an'izay.
:-P
novalian'i zandikely ny 25/06/2009 10:34
2. essera
(
25/06/2009 05:16)
Miala tsiny amin'ilay sary tsy niseho fa mety ho nisy problème ny affichage saingy somary variana kely ihany aho hoe partiel no tsy hita tamin'ilay sary fa d efa miseho daholo indray izy ao.
3. zoam
(
25/06/2009 05:23)
izahay tsy miraharaha an'izany ny fanatray @ alalan'ny hery ihany no hanalana an'io hat io ,ka na iza na iza nanao an'ireny dia fisaorana lehibe satria avec du courage,tsy entalité gasy ny manao an'ireny saingy lozan'izay nihaviany io ,mitohy ny tolona
4. essera
(
25/06/2009 05:33)
Tena reveko mihitsy ny adin'lé zoam satria efa niova b wa ny dikan'ny hoe : "LEGALISTE". Satria :
Izao ilay tena ara-dalàna, efa ela b ah no nanoratra hoe tandremo fa KIBAY AN-KELIKA no mety hataon'ireo. Ka izao moa tratra tsara mihitsy ny source an'ilay terrorisme d izao sisa no vava avoaka.
D miezaka mi-justifier an'ilay acte atao ka manoratsoratra hoe :
Dia tena loza ho an'izay niavian'ilay izy tokoa, efa fantatra mantsy ny mpamatsy vola an'ilay izy ry zoam (commanditaire) raha mbola tsy henonao (malagasy avy any ivelany). Raha tsy diso aho dia mbola tratra tao an-tranon'iray tamin'ireo terroriste ny vola 40 millions karaman'izy ireo. Tena vaky bantsilana be ity leaza.
Dia miasa mafy ianareo ry Ravalomanana Richard fa mbola mitady hanao foana ange i Zoam e.
zoam:
@ alalan'ny hery ihany no hanalana an'io hat io ,ka na iza na iza nanao an'ireny dia fisaorana lehibe satria avec du courage,
Izao ilay tena ara-dalàna, efa ela b ah no nanoratra hoe tandremo fa KIBAY AN-KELIKA no mety hataon'ireo. Ka izao moa tratra tsara mihitsy ny source an'ilay terrorisme d izao sisa no vava avoaka.
D miezaka mi-justifier an'ilay acte atao ka manoratsoratra hoe :
zoam:
tsy mentalité gasy ny manao an'ireny saingy lozan'izay nihaviany io ,mitohy ny tolona
Dia tena loza ho an'izay niavian'ilay izy tokoa, efa fantatra mantsy ny mpamatsy vola an'ilay izy ry zoam (commanditaire) raha mbola tsy henonao (malagasy avy any ivelany). Raha tsy diso aho dia mbola tratra tao an-tranon'iray tamin'ireo terroriste ny vola 40 millions karaman'izy ireo. Tena vaky bantsilana be ity leaza.
zoam:
mitohy ny tolona
Dia miasa mafy ianareo ry Ravalomanana Richard fa mbola mitady hanao foana ange i Zoam e.
5. Oay
(
25/06/2009 05:46)
zoam:
izahay tsy miraharaha an'izany ny fanatray @ alalan'ny hery ihany no hanalana an'io hat io ,ka na iza na iza nanao an'ireny dia fisaorana lehibe satria avec du courage,tsy entalité gasy ny manao an'ireny saingy lozan'izay nihaviany io ,mitohy ny tolona
Tsy miraharaha ahoana ry zoam, satria ve ianareo efa hazo amoron-tevana satria efa antitra ka tinareo hafohezina ny andro iainanareo, dia izay no mahatonga anareo hampametraka baomba etsy sy eroa.
Izao fotsiny less ry zoky ara-taona fa zandry arampahendrena an! tsy any ivelany any no mampiady ny mpiray tanindrazana fa tongava aty dia aty mifankahita, moramora ny mivazavaza eto @ aterin'eto fa raha ialahy no miaina aty amin'izao dia hohitan'ialahy fa na ny mpomba ny TIM aza dia efa maro no niala satria tsy TIA FAMON'olona (Vakio ny Edito ny SOBIKA androany fa manana aterin'eto ialahy),
Hitako ialahy fa hobevava fa izao raha mafy be sy tena zoam marina ialahy dia tongava fa miandry an'ialahy ihany koa ny BOY Kely ary efa mivonona ny amin'izany ny MAlagasy!
7. patrick2002
(
25/06/2009 06:33)
efa niteny izaho teto fa mbola ho poizininy Ravalomanana io ranony Mandroseza io raha izay no hitazomany , ny fitondrana ,tsy nisy nino t@ izany ,nisy no niteny fa mbola azo hiafina Ravalo ,satria tsy mamono ohatry ny Ratsiraka ,fa managadra fotsiny ,dia gaga izaho ,tsy hainao marina Ravalo hoy izaho .
Ho hitantsika ,Ratsiraka izay rehefa hitany fa tsy ho tafa intsony izy dia nangina tany France ,io Ravalo io manao acte de sabotage partout ,mitady hanakarama mercennaire ,fa mbola tsy tafa ny accord.

8. Noue
(
25/06/2009 07:00)
rediredy re zany mba lazain'patrick zany eee !
o l'tia essera aaa ! fa inona aza ity 8 kilometatra ity ??? :-D :-D :-D :-D

9. xxx
(
25/06/2009 08:08)
No:
o l'tia essera aaa ! fa inona aza ity 8 kilometatra ity ???
Aza mody ovaina lé resaka e! Porofo mitohoka amin'ny tenda avy hatrany io lazain'i essera io. Vao omaly angamba enao ry No no nidradràdradra hoe TGV no nanao ilay bomba ka inona no havalinao. Miandry izahay. Rehefa tsy hamaly enao dia porofo koa izany fa mitsoaka sy miafina ohatrin'i dadanareo ihany zany enao.
10. essera
(
25/06/2009 08:26)
Hery omaly tam 24-06-2009 15:38:44 :
Ary ohatran'ny nanova sujet ra essera nony hitany hoe an'ny GTT ny ambassa
D nefa zah nitady confirmation d avéo :
Noue tam 24-06-2009 17:09:17:
zany foana anie no ataon'ireo tgv ireo eee ! raha vao sujet marina dia tsisy mamaly ry zareo na avadiny ny resaka ee!
Ka dia voaporofo indray eto fa tsy araka ny ataon'ny vavany foana wa no ataon'ny zanaky Dada. Mba sendra tsy teo aho mantsy tsy namaly tam ilay dinika vokatry ny adidy aman'andraikitra d mivovo be.
Nony tratra anefa d tsy hitan'i Noue sy Hery loatra izay lazaina tamin'ilay sujet fa porofo efa mivandravandra tsy eo am tapik'handrina intsony fa ny tarehy ny akanjo rehetra iny feno daholo.
:-D :-D :-D
11. Noue
(
25/06/2009 08:33)
dia sahy milaza ve elàh ry essera fa hoe tsy namadika an'ilay dinika ?? :-D :-D :-D :-D :-D
12. naritsimba
(
25/06/2009 08:49)
Ho an'ireo izay mbola mankafy an'i dada(rabe osy) na Ra8 dia tsotra sady mazava angamba fa ireo very seza sy very tombotsoa no malahelo azy.
Ianareo miaro azy io no atao hoe avocat du diable.
I fijo angamba azoko antoka fa afaka manazava misimisy kokoa ny mikasika ny bois de rose.
Ny ahy dia tsotra ny hevitro, fa na iza na iza nanao ratsy ny mpitantana rehetra, manomboka @ filoham-pokontany hatrany :@ filohan'ny repoblika dia mendrika hahazo ny sazy sahaza ho azy. Raha tsy izany dia mangalatra foana no ataon'izay rehetra tonga eo.

13. essera
(
25/06/2009 08:53)
Averiko tsara mihitsy izay nolazaiko tao : Vao any amin'ny lohany dia :
Lohatenin'ny dinika :
[center]Mba hialana amin'ny tsaho d mila confirmation !!![/center]
Tsy sûr aho aloha izany ary mbola nampiako aza hoe
Novalian'lah moa hoe efa telo volana io sary io. D tsy nanisy commentaire ah fa ilay youtube nalefan'lah mba nanontaniako hoe :
Tsy mbola novalian'lah nge lti io ry Noue e. Tsy hoe raha mihetsika ilay sary d vao omaly vao omaly.
D inona moa izany no resaka avilako am zany. ao anaty plaque tsara mihitsy izany fa ianareo no mety manonofy a.
Fa izao e. Mbola sahy hijoro ihany ve ny TIM sy ny zanaky dada handà fa tsy izy no mpanakorontana izao sy mpamono oul. ary ny mampalahelo dia na tim na tsy tim d ampiarahiny vonoiny ao daholo. Angah tao am leader price misy ahafantarana hoe efa tgv daholo no ambiny ao anatiny ao fa apoahy am zay.

essera:
D ity mba mangataka confirmation amin'ny namana isany :-D :-D aho fa sary tao amin'ny ambassade malgache any France io.
Novalian'lah moa hoe efa telo volana io sary io. D tsy nanisy commentaire ah fa ilay youtube nalefan'lah mba nanontaniako hoe :
Oviana lti io ry Noue, mba afaka manome daty ve elah rah tsy mahadiso ???
Tsy mbola novalian'lah nge lti io ry Noue e. Tsy hoe raha mihetsika ilay sary d vao omaly vao omaly.
D inona moa izany no resaka avilako am zany. ao anaty plaque tsara mihitsy izany fa ianareo no mety manonofy a.
Fa izao e. Mbola sahy hijoro ihany ve ny TIM sy ny zanaky dada handà fa tsy izy no mpanakorontana izao sy mpamono oul. ary ny mampalahelo dia na tim na tsy tim d ampiarahiny vonoiny ao daholo. Angah tao am leader price misy ahafantarana hoe efa tgv daholo no ambiny ao anatiny ao fa apoahy am zay.
14. yuka
(
25/06/2009 09:11)
Mendrika ho sazina koa ry naritsimba ireny famonon'olona tamin'ny 26 janvier sy ny tariny fandorona ny RNM TVM zay fanan'ny gasy.
Mendrika ny hahazo sazy ny filoha mivarotra ny rano nataon'Andriamanitra hoan'i Madagascar.
Zahay aloha tsy very tombotsoa kanefa vonona ny hiady sy hanohitra ny tsirariny e!
Lasa halanareo atramin'ny Osy marina :-D :-D :-D aretina ve ????
TGV koa anie efa manomboka andrenesana feo hoe namono akoholahy mena
teo amin'ny 13Mai ny dadarabeany e! :-D :-D :-D
Osy mainty sy Akolahy mena :-D :-D :-D
Fa ny be mpahafantatra dia fony TGV teny Ambojatovo dia kotro-baramaina atoandro be iny hono no nandrasana,fambara fa handresy ny raan'akoholahy
dia lasa niriotra nakeny amin'ny 13 Mai tsy nijanona tsony fa liandra ka maro ny aina nafoy. :( :( :(

16. essera
(
25/06/2009 10:02)
Yuka, ianao ve aloha teto foana e. Teny amin'ny MBS no nisy miaramila nanokatra feu voalohany. Nitifitra r zalah d hitany fa bobaka le pokna d nitsoaka izy. Ao ve ?
Fanindroany, ny ankabeazan'ny oul maty tam 26 janvier d ny may, nianjeran'ny entana. voahitsakitsaky ny oul. Nifangaro nandroba tao na ny tena VRAI MPANDROBA, na TIM , na LEGALISTE, na TGV. Tao daholo izany ary mandainga. Vavolombelona nahita an'izany ny tenako teny am toerana nisy fandrobana. Azoko omena anao mihitsy hoe tgv mipetraka atsy an'anona ity mibata entana ity, tim ao am lot zao ity mitarika cady miaraka amin'ny rononon'i Dada ity. Itony indray ilay mpangalatra tena mpangalatra atsy am tanana izao.
NIFANGARO TAO DAHOLO IREO RY YUKA FA REHEFA AVY EO D SAMY NANOHY NY TOLONY. ZAVA NISY TSY AZON'IZA N'IZA LAVINA IO SATRIA LASA NIVADIKA HOE KITAPO LATSAKA ILAY IZY.
Ka mba tsy hampisy resabe dia :

17. zandikely
(
25/06/2009 10:34)
LÉGALISTES= LASA TERRORISTES
MAMPALAHELO, TSY MISY FOMBA MENDRIKA KOKOA NOHO IZANY VE ENTINA HITOLONA E