fanazavan i marc ravalomanana tao amin ny RFI

1. xxx ( 25/06/2009 11:35)
http://www.rfi.fr/actufr/articles/113/article_81022.asp
novalian'i xxx ny 26/06/2009 13:39
2. xxx ( 25/06/2009 11:51)
Ilay izy aloha gazety efa lany andro 19/05/09. nefa dia mazava fa tsy azon'ity ngahy ra8 ity ny tena ERREURS- vitany ka naha voadaka azy.
Ka iza ary moa tsy mahafantatra na mody tsy mahafantatra ny fahadisonany, tsy aleo ve izy hipetraka any @ izay misy azy any.
3. yuka ( 25/06/2009 12:07)
Ny tsy mety nolazaina fa nataony naha voadaka azy ihany zao no averin'i likiliky
miha ratsy lavitra ary nefa vao amambolana monja :-D :-D :-D
4. xxx ( 25/06/2009 12:18)
Aleo hanao fa ny anay dakanay koa raha vao tsy mamely, ra8 deux eo koa ^^ ^^ ^^
5. fijo ( 25/06/2009 20:44)
ka efa mibaribary fa tsy manao zavatra,ka inona no handrasana tsy handakana azy?,???????
6. xxx ( 26/06/2009 13:39)
BRAVO RA8
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.1233