Politika

TEGEVE ( 30/06/2009 23:42)
Zay mikotaba fa mafy ny fiainana dia alefanay any tsiafahy Zay mbola manohitra ny fahefanay sya zay mitangorina hitolona dia any Antanimora Zay mitady hilatsaka hofidiana dia voa-panga tsy nandoa tr... tohiny
novalian'i fijo ny 01/07/2009 21:08
locl ( 30/06/2009 20:19)
izao no santinony zava-bita, tohizo ihany fa tsara an La chute continue dangereusement pour Madagascar Madagascar est en train de perdre les avantages commerciaux dont il bénéficiait jusqu’à ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:36
andrywui ( 30/06/2009 19:29)
Tsy de be kozy amlah tsony aloha Rahery izao satria tena hitako elah fa be fo be ! ka izao e! --noheverin'i hery ve zao fa ho ankalazaiko be tato ny nanesoranlah an'i general tato?? tsia bainnn a ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:33
ainaheri ( 30/06/2009 15:57)
Tsy homba an'i andry aho na ra8 mamoaka ity dinika ity,fa mba zvtr tiako lalininareo mpiwawawa eto @ politika d ny hijery ny machine en arriere,Ahoana hoy ny firenena vahiny raha nanao investiture ten... tohiny
novalian'i yuka ny 01/07/2009 07:46
halloween ( 30/06/2009 15:36)
Gaga be za fa nandalo tato, nifanaraka mou zahay fianakaviana TGV fa tsy andalondalo matetika satria efa niPItsiKA dahoul TTY TIM ka d niteny zahay oe aleo tsy petsaina loatra ireo OSY mainty sisa tav... tohiny
novalian'i xxx ny 30/06/2009 22:59
pikatti ( 30/06/2009 12:50)
Nokarakaraina ny fanadiovana ny enivohitra nefa dia inona ny tohiny ry Mialy CONSORTS ,zao ndray aiza le resto du coeur, Akanin-jaza ndray hatsangana é :-D ... tohiny
essera ( 30/06/2009 12:39)
Hita an-gazety androany fa hay ny Magro dia natao fitaizana zaza kamboty very Dada ka dia isaorana azy nanomana mialoha an'io ho an'ny zanany. =)) =)) =)) ... tohiny
rabaradaka ( 30/06/2009 12:27)
Raha ny fihetsika asehon'ny HAT de tena be vola ireo, fa raha ny resaka ataony de mafy ady ireo. Tena mampiesona ity HAT ity dadatoa... tohiny
novalian'i diloo ny 02/07/2009 02:26
pikatti ( 30/06/2009 12:03)
Taitra be le boaikely fa noheveriny fa tsy afaka manao fianakaviana ry andrywui sy ny cousine pikatti be fialonana le bandy fa tsy nahazaka angamba :?: essera mantsy miady vintana @ i andrywui ato... tohiny
novalian'i Noue ny 30/06/2009 15:28
essera ( 30/06/2009 11:40)
Rehefa tsy hay ilay izy d ajanona ry pikatti, fa koboko fa : - na Mi-jongle PS maromaro le kila iray ity. - Na tsy misy apoaka. Tamin'ny 11 mai no nandefa dinika amin anaran'ny ps, dia ny 29 juin... tohiny
cyril ( 30/06/2009 10:07)
Velona ndray ty ny fanenjehana fa hisy ny mahery fo hamenona paosy hanaporetana ny tsy manan-tsiny, masaka ndray ny fianakavian'i andrywui ha ha ha... tohiny
Radomy ( 30/06/2009 08:55)
Manao ahoana tompoko. Ireto ny tantara manaza ny fiatombohan'ny adin'ny hetsika TGV ka hatramin'izao ary mety ny hiafarany. 5 sosona izy io ka ireto avy ny efatra voalohany: [i]ampahany 1[/i... tohiny
novalian'i Radomy ny 01/07/2009 10:00
essera ( 30/06/2009 08:40)
Misy moa namantsika maharaka vaovao ka dia [quote=locl]Fa toa mbola i Dada foana hoy aho no voaasa e! Fa aiza le DJ kely fa ny mamahany lainga ihany no mba hainy. Pretoria, 28 June 2009 H.E. Mar... tohiny
nytsiry ( 30/06/2009 07:19)
rehefa nenjehin'i Andry Rajoelina mafy ny fivarotana na fampanofana tany amin'ny koreanina tatsimo dia izao indray ry zareo izany dia hanome sy hivarotra rano amin'ny saodianina ! raha nanao valandre... tohiny
novalian'i pikatti ny 30/06/2009 12:37
essera ( 30/06/2009 06:51)
Misy vaovao mba hita ombieniombieny mety hahafaly ny sasany ary mety hifanohitra amin'izay ho an'ny sasany satria tamin'ny 25 juin dia : 1/ [u]Momba ny Banque Mondiale[/u] : [quote]Grâce à lâ€... tohiny
novalian'i pikatti ny 30/06/2009 13:12
penguin ( 30/06/2009 05:55)
Anisany mampiditra vola vahiny ary hatrany @ 10% ny miditra no vitan'ny Makamba na "Shrimp" na "crevette". Nidina ny vidiny satria nihena ny tinady nohon'ny fisian'ireo avy any Asia izay mora vidy. Mi... tohiny
novalian'i pikatti ny 30/06/2009 12:13
ndotofetsy ( 29/06/2009 18:03)
iza zany zao no ambasady valable ao france? http://www.sobika.com/madagascar-photos/2009/26juin/hat_paris_004.php :?: dia mba azavao kely hoe ... tohiny
novalian'i Noue ny 30/06/2009 07:59
penguin ( 29/06/2009 14:33)
Tsia tompoko fa tsy tompon'ny fanirian'ny vahoaka Malagasy manontolo ny TGVendrana. Iaraha-mahita fa nisy diso paika ny nataon'ny mpitondra teo aloha ka nahatonga izao toe-javatra hiainana izao. Na iz... tohiny
novalian'i diloo ny 30/06/2009 16:42
Pilato ( 29/06/2009 13:38)
Miarahaba nahatratra ny asaramanitra malagasy 26 jona. Somary asiako resaka kely ny akon'io asaramanitra io ! Asa ianareo na nahatsikaritra, fa amiko ny fitondrana firenena tsy [b]izahozahona[/b]. ... tohiny
novalian'i rakaroka ny 30/06/2009 05:13
andrywui ( 29/06/2009 12:42)
izy 2lahy no lehiben'ny FIS, d so misy milaza ndray eo fa leben'ny zanakalahin'i dada zany fa maramila zany, d kay ry zalah tsy naratra akory fa mpandainga fotsiny ny TIM, iza ary zany OOOO...... tohiny
novalian'i yuka ny 30/06/2009 13:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.7088