Politika

zaytinao ( 04/07/2009 16:12)
Tsy maintsy hiteny indray zao izy oe manga ny lanitra, nahazo reconnaissance aho e!!!! etc Tsy mahagaga ra izany indrray no ho lazainy. ohatran'ny avy any @ kadhafi ihany no ho koziny eo nefa tsy ... tohiny
novalian'i bazylou ny 05/07/2009 17:21
admin ( 04/07/2009 09:36)
Tiako homarihina fotsiny ho antsika miresaka politika fa ny ps hery entiko dia tsy ps amin'ny maha-Admin ahy fa ps amin'ny maha hery ahy :-) Raha ohatra ka ity ps admin ity no niresaka politika dia i... tohiny
Noue ( 04/07/2009 08:06)
http://www.ipetitions.com/petition/uemada/ eo daholo indray ary eee ! ... tohiny
novalian'i zoam ny 05/07/2009 20:52
ndotofetsy ( 03/07/2009 22:29)
miova famindra i sobika maty topmada ela ra hery zao fantatra fa pro tim nefa tsy tokony hanao politika fa admin tsy tafiditra eto dago ela fa wainnn be mety misy bandy manao cagoule tampoka otra... tohiny
novalian'i xxx ny 06/07/2009 14:45
Radomy ( 03/07/2009 18:26)
Miarahaba, Hialana tsiny fa somary lava be. Fa ny hafaliana hirasa no ambony indrindra. http://gasikarasahy.blogvie.com La HAT : Les cannibales au pouvoir Le président Zafy Albert a e... tohiny
novalian'i diloo ny 06/07/2009 23:54
Onjakeli ( 03/07/2009 17:53)
Hita mihitsy hoe olona mamba vola sy sakafo ireto foza nantrika ny fikaonandoham-paritra. Raikitra ny ady tssaramaso tetsy amin'ny Palais de sport satria nisy tsy nahazo tsy nahazo, nisy ny narary k... tohiny
AndriambyII ( 03/07/2009 17:40)
Mila ny fandraisan' i Monja Roindefo andraikitra momba ny [color=red]MOUVANCE TSIRANANA JUNIOR[/color] . Fampisehoana masoandro ny zavatra nokobonin' ny taona nivalona ka nahatonga fifamonoan' ny sam... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/07/2009 18:17
saranga ( 03/07/2009 12:11)
Nous avons très étonné d'entendre que RABARIJAONA Mirana reste toujours le Directeur des Domaines au sein du Ministère de l'aménagement du territoire, très ébahi !! Cett dame est la source des ... tohiny
rabaradaka ( 03/07/2009 11:58)
Vaovaofarany ity ry dadatoa a : mikononkoona fanonganana an'i Andry TGV ny HAT izay mpomba an'i Pierrot Rajaonarivelo ka i Rolland RATSIRAKA no mpikarakara. Io lanonam-be eny Analamahitsy Antsonjombe ... tohiny
novalian'i milamm ny 06/07/2009 11:21
xxx ( 03/07/2009 09:39)
Mimenomenona ny TIM fa mpangalatra ny HAT; mpanongam-panjakana nefa fanjakana nilay be teo (...lol); mpivarotra ron'ny madagasikara; mividy avion nefa ny gasy noana; ny monopole bodongerina ne... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/07/2009 12:35
Noue ( 03/07/2009 09:16)
-[b]26 Juin féte de l'indépendance Malagasy[/b] nandefa invations ho an'ireo diplomates ny FAT(Y) saingy tsisy tonga ireo diplomates ! normal zany satria tsisy firenena mankasitraka io fitondrana io... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/07/2009 12:33
essera ( 03/07/2009 04:56)
Andro vitsivitsy izay d nandefa dinika iray toy izao i : hoy locl tam 02 juillet : "Marary fo be ny TGV ". D ny tsy mpankasitraka an'i Dada moa izany efa nimémé b daolo fotsiny hoe sao d ny tenan... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/07/2009 12:31
Bazily ( 03/07/2009 04:50)
Mikasa ny hamahandalitra ny mpandray anjara @ assise regional ny HAT ka nitsimbadihan'dry zareo. Kobo fa efa vonona avy any ifotony ny fehinkevitra raisina fa sinema fotsiny ny fikaonandohamparitra. ... tohiny
TEGEVE ( 03/07/2009 04:16)
Anaka isany ,hay ilaina ihany ny fitaovana fiarovan-tseza refa may volo-tratra ' mihetsika ny valalabemandry mantsy izao;nahazo ohatra avy any Iran izahay fa dia fanaporetana ihany no ady eo,tonga ts... tohiny
novalian'i xxx ny 05/07/2009 20:46
sitlo ( 03/07/2009 03:46)
Tsaroanareo moa Rajoelina nilaza fa atao eto Madagasikara ihany ny sommet africain mba hidiran'ny vola? Izy tenany mihitsy hono no niantso an'i Kadafi. Ankehitriny na izy aza tsy voaasa. Ntsooo... tohiny
novalian'i pink ny 04/07/2009 12:17
hery ( 02/07/2009 22:50)
Mba fantatrareo ve fa misy contrat indray any ividianana helikopitera 23 avy any Belzika? http://www.afriquejet.com/ocean-indien/madagascar/des-helicopteres-de-l%27armee-belge-vendus-a-madagascar-2009... tohiny
novalian'i fijo ny 03/07/2009 20:07
fijo ( 02/07/2009 21:31)
milamina ihany ny aradalana,fa ny tsy vitantsika amin'ny herisetra,dia ny ekipan'i ratsiraka sy zafy no hanao azy.ary ahita raharaha ireo tgv ireo,fa ireo miaramila resep ireo ihany no havadik'i ratsi... tohiny
novalian'i pink ny 04/07/2009 12:21
andrywui ( 02/07/2009 19:53)
Le président mauritanien renversé par l’armée a été remis dans ses fonctions la semaine dernière. Le président de Honduras chassé du pouvoir dimanche par l’armée sera réinstallé à son ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/07/2009 20:12
zoam ( 02/07/2009 19:23)
nampiakarina ny indemité ny miaramila izao indray selon orane.mg hoe Selon la libre Belgique, l’armée Belge met en vente 23 vieux hélicoptères militaires dont la moitié sont des appareils lÃ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/07/2009 20:57
andrywui ( 02/07/2009 19:13)
tsy inona akoary fa malaza izao ny assises dia amba tokony asiana assise koa ny serasera politika ... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/07/2009 12:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.5741