nampiakarina ny indemité ny miaramila izao indray selon orane.mg hoe
Selon la libre Belgique, l’armée Belge met en vente 23 vieux hélicoptères militaires dont la moitié sont des appareils légers et 6 hélicos russes m18. Parmi les candidats acheteurs figurait Madagascar. L’affaire suscite ainsi de nombreuses interrogations en Belgique. -
be ny saosy fa aiza ny hoan'ny madinika nilahatra teny @ 13mai
mbola resaka be io varotra io,satria ao beligika misy fanaraha maso be ny varotra fitaovana miaramila,ka raha fantany hoe hoany mada ireo fitaovana ireo dia mahita raharaha ny mpivarotra