betsaka ny vola ato @ HAT

1. zoam ( 02/07/2009 19:23)
nampiakarina ny indemité ny miaramila izao indray selon orane.mg hoe

Selon la libre Belgique, l’armée Belge met en vente 23 vieux hélicoptères militaires dont la moitié sont des appareils légers et 6 hélicos russes m18. Parmi les candidats acheteurs figurait Madagascar. L’affaire suscite ainsi de nombreuses interrogations en Belgique. -
be ny saosy fa aiza ny hoan'ny madinika nilahatra teny @ 13mai
novalian'i fijo ny 02/07/2009 20:57
2. Noue ( 02/07/2009 19:55)
ka ny FAT(Y) anie mamboly vola eee ! dia tena mahavariana mahintsiny aa !!
3. xxx ( 02/07/2009 20:06)
ny feraille an'i ry lerony izany no mba hovidiana hanenjehana dahalo au moins mba misy hampitahorana an'i ra8 rehefa tonga e
4. fijo ( 02/07/2009 20:57)
mbola resaka be io varotra io,satria ao beligika misy fanaraha maso be ny varotra fitaovana miaramila,ka raha fantany hoe hoany mada ireo fitaovana ireo dia mahita raharaha ny mpivarotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1754