Politika

xxx ( 08/07/2009 09:30)
Maha-talanjona ihany ireto hoe pseudo-légaliste, ry No sy ra-hery-sona sy ny tariny. Ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe: mila haverina ny ara-drariny. Ataoko samy dakoro daholy isika eto. Ny... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/07/2009 08:25
penguin ( 08/07/2009 06:08)
Ny Malagasy tsy ampy hery moa dia noterena tamin'ny CAPSAT ka asehoy eran-tany fa mahavita manery ny Union Européenne koa ireto CAPSAT gasy ireto e. Mahaleo tena ary mibotsina nefa mitomany fanampian... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:10
ouiandry ( 08/07/2009 04:46)
Attentat à la bombe Le GTT dans la ligne de mire « Rideau sur l'enquéte des présumés terroristes. La balle est maintenant dans le camp de la Justice. Néanmoins, il est temps de dire qu... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:11
ndotofetsy ( 07/07/2009 22:19)
aleo lery aloha hivazavaza kely eo ihany ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:12
kidoropamba ( 07/07/2009 19:04)
Tsy misy tsy mahafantatra ny halatra sy vono olona nataon-dra8. Izay no antony nanesorana azy teo. Any aminareo ny fitondrana izao. Na ianareo hitsinjo ny tombontsoam-pirenena ka hiaraka aminareo ... tohiny
novalian'i ouiandry ny 08/07/2009 04:08
halloween ( 07/07/2009 17:48)
Samy naheno tao @ RDB isika retra fa nangalarin'i Ravalomanana Tojo t@ alalan'ny MTV ny tany izay nokarakarain'ny Rélais de Volcan ao Antsirabe.Raha toa ka 50 taona ny contrat azon'ny Rélais de Volc... tohiny
novalian'i xxx ny 09/07/2009 03:40
swann ( 07/07/2009 17:03)
otran'ny tsy dia milay letsy zany manalanala olona eto zany ra-hery fa avelao ho eo ihany amzay afaka mifampitana tsara a, mahasaky isika fa aza misy esorina zany fa otran'ny hoe resy le Tim e , iala... tohiny
novalian'i swann ny 08/07/2009 13:18
Onjakeli ( 07/07/2009 16:48)
mod niala oanina i Monja tamle decision ny UE de nilaza lainga indray Mihozongozona ny sezan'ilahy. Tsy misy mahalala ny fitondrana foza. Anaovan'ny olona tsipaka am-bavafo de mbola mizesta ihany. Ts... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:20
terrywui ( 07/07/2009 16:45)
Tompokolahy sy Tompokovavy !! Hilazana isika fianakaviana TGV rehetra sy zay anti-TIM rehetra zay monina ato amin'ny serasera.org fa dia tratran'ny teritery isankarazany amin'ny fanesorana PS isika r... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:26
swann ( 07/07/2009 16:11)
hono hoa letsy ra-hery ity site ity ve lety momba an'i Ravalomanana sa pro Tim fotsiny sa tsy tia Tgv (=hat ,=fat )fotsiny ? sa ialah ra-hery manokana mihitsy no tsy mirevy anireo, fa ny site natsanga... tohiny
novalian'i swann ny 08/07/2009 13:27
Onjakeli ( 07/07/2009 14:39)
Saika tapaka ny tendan'ny Ismael tamin'ny atoandro nanao famakafakana momba ny decision ni Union Eropeene. Fa anga rehefa mahazo vola ami TGV de manala baraka tena otrireny e!Mba manake oe efa tsy mis... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:28
kidoropamba ( 07/07/2009 13:58)
Tokony karakarain'ny miaramila ireto HAT ireto raha tsy mety ho tonga saina. TSY MILA MPIKARAMAN'ADY VAHINY fa ny miaramila gasy no mandray ny fitondrana e. :* :* :* ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:44
Noue ( 07/07/2009 13:34)
[b]Les informations vont vite. La réunion de Bruxelles se solde par un échec retentissant pour le FAT(Y). La délégation rentre bredouille : pas de reconnaissance, pas d'argent, pas de légalité. ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:33
Onjakeli ( 07/07/2009 13:28)
Miapana otran'ny akoho voakapoka. Nitetateta ka tratran'ny tsipaka am-bavafon'ny Vondrona Eropeanina. Tsy nahazo fankatoavana. Mihinana mihitsy. Asa indray izao izay lazaina amin'ny fahatongavana. Mb... tohiny
novalian'i pimaso ny 08/07/2009 12:51
kidoropamba ( 07/07/2009 13:20)
Hajanony amin'izay ilay hafetsefetsena fa io ihany no nampi-daboka andra8 teo e. Arosoy ny amnistie generale; apetraho ny Transition inclusive (iarahan'ny maro); avereno ny Parlement; ka arosoy ny f... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:43
xxx ( 07/07/2009 12:36)
Raha toa ka marina ny hoe hitondra mercenaire i Marc hamonona ny mpiray tanindrazana aminy, dia ahoana indray ny fipetrakin'ny tantara. Ny CI ve hanaiky izany na dia tafaverina eo aza i Marc?? Dia ho ... tohiny
ouiandry ( 07/07/2009 12:26)
kay be taraina be refa atao d tsy matanty kanefa mba hoe refa tsy faly mibontsona kanefa vao petsaina kely d efa mitaraina fa hoe zay rangah maina be tonga d petsanareo voa maraina, ao fa amboarina da... tohiny
novalian'i halloween ny 07/07/2009 18:03
rabaradaka ( 07/07/2009 10:34)
Lasa any La Réunion ny Ministre de la Défense sy Monja Roindefo. Lazaina fa hoe hifanakalo hevitra amin'ny La réunion. Ny marina anefa dia hiresaka amin'ny vondron-tafika frantsay mitoby ao La Réu... tohiny
novalian'i karandoha ny 23/01/2012 21:00
xxx ( 07/07/2009 06:05)
Koa raha tsy efa lasa adala koa hanaiky ny didi-jadona nataon-dravalo. Tsy misy miala TGV zany eo. Rehefa tsy omen'ireto EU vola, tsy maninona fa any an-kafa indray mitady e!. ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:05
narivony ( 07/07/2009 05:51)
Ny hanina ho hanin'ny UE aza efa mila tsy ho hita rehefa kelikely amin'ity crise be aty Europe koa 360 M no handrasana eo. Ny manantena no sarotra fa ny mamoy mora foana. Ny aty UE ny deficit public m... tohiny
novalian'i reeves ny 07/07/2009 13:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.8646