Mody amin'ny pataloa ry TGV avy any Bruxelles

1. Onjakeli ( 07/07/2009 13:28)
Miapana otran'ny akoho voakapoka. Nitetateta ka tratran'ny tsipaka am-bavafon'ny Vondrona Eropeanina. Tsy nahazo fankatoavana. Mihinana mihitsy.
Asa indray izao izay lazaina amin'ny fahatongavana. Mbola hamahan-danitra an-fdry foza sa mba hilaza ny marina amin'izay. tsss!
Nisy nahita ne ry Kely ny adalanareo nataonareo tetsy Antanimena tamin'ny 17 martsa. Ny basin-ndry komonda Charles no narangaranga. efa saika tifitra variraraka mihitsy nanaovana an-dry Hypolite oa nomen-Ravalo ny Directoire militaire. Tsy mbola vita akory ny fanambaranle represantant ny ONU de efa oe "pre a titer". Naila an-keriny ry Hypolite avy eo de nafatratra tao anaty 4x4 de nentina tany am capsat. nidina tao nandritra ny ora maro ary tsy navela nivoaka raha tsy nanao ilay famindram-pahefana tamin'ny TGV efa tamin'ny 10 ora alina.
Za alo de vavolombelona nahita maso ny zava-nitranga rehetra tamin'iny 17 marsa iny.
Mihinana ny foza e!Mbola hiseho mafy be ihany! Tsy aleo mipetraka fa manala-bara-tena. Tsy aleo ve mijanona mampandihy e


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i pimaso ny 08/07/2009 12:51
2. Noue ( 07/07/2009 13:35)
tena nihinana mahintsiny oa eee ! mbola aiza nefa ny anjoan'ireo FAT(Y) ireo eee ! mbola vao manomboka eee!
3. kidoropamba ( 07/07/2009 14:01)
Samy nahazo ny sahazy azy ireo adala roa ireo:
Ravalo nionganan'ny SADC
TGV nandihizan'ny UE.

Tena tsy zakantsika eto Iarivo io fitondrana io e. Omeo Sud-Est indray hijerevana azy. :{ :{ :{ :{ :{
4. bozyboleta ( 07/07/2009 14:38)
Tena tsy zakantsika eto Iarivo io fitondrana io e. Omeo Sud-Est indray hijerevana azy.


Hampiditra resaka inona eto indray nareo zany???
Rehefa mahazo ny sahaza satria nitady anefa malaky mi-wawawa daholo.
5. DODABE ( 07/07/2009 14:39)
d mbola miseo ndray ko ny fahavendranan'ny TV PLUS mianankavy. d tsy menatra mintsy a. ny an'olona mba hafenina ny tsy fahaizana ko ny azy abaribary ohantran'ny vay. atao teny anglisy eee, atao teny frantsay vô maika eeee, sa atao @ tenytsy fantatra sa teny ratsy vô ay. ry onitina realy zany d tena tsy lasa mitsy e,( sefo'ny VENDRANA ) papita lainga any bruxelles any. zay ane tsy vendrana fa tena nianatra e, sady tsy namenomeno CV koa.
reny invité du zoma t@ 3 juillet 09 teo iny dia hita fa tsy mahita ho tsikeraina teo anatrehan'ny invité manampahaizana. ajanony any fa aleo mianatra indray aloha e. zay fa maika koa za.veloma.
6. Onjakeli ( 07/07/2009 14:42)
Izany ny olona rehefa voavidim-bola!Mamafy lainga. Everina fa foza avokoa angamba ny olona e!
7. MAVITRIKATAX ( 07/07/2009 15:30)
Bsr!
Aoka ny tantara ni hitsa izay mamafy rivotra ihany no hijinja ny tadio e!
8. kidoropamba ( 07/07/2009 15:42)
bozyboleta:

Tena tsy zakantsika eto Iarivo io fitondrana io e. Omeo Sud-Est indray hijerevana azy.


Hampiditra resaka inona eto indray nareo zany???
Rehefa mahazo ny sahaza satria nitady anefa malaky mi-wawawa daholo.


Resaka fifidianana olona io rangahy a. Avelao ny Sud-Est hitondnra an'io fa tsy zakan-dry Ratsirahonana, Ravalo, Rajoelina io fitondrana io.

Alefa sud-Est à!
8-) 8-) 8-) 8-)
9. pimaso ( 08/07/2009 12:51)
mardi 7 juillet 2009
Conclusions de l'Union européenne
Ouverture des Consultations avec la République de Madagascar au titre de l'article 96 de l'Accord de Cotonou
Bruxelles, le 6 juillet 2009

Conclusions de l'Union européenne

L'Union européenne considère que le transfert par la force du pouvoir survenu à Madagascar le 17 mars 2009 constitue une violation flagrante des éléments essentiels repris à l’article 9 de l’Accord de Cotonou.

Au titre de l’article 96 de l’Accord, elle s'est engagée dans un dialogue politique avec le pouvoir en place qui a conduit à l'ouverture de consultations afin d’examiner la situation et les possibles solutions pour un retour rapide à l'ordre constitutionnel.

Au cours de la réunion d'ouverture de ces consultations, qui a eu lieu à Bruxelles le 6 juillet 2009, l’Union européenne n'a pas pu noter de propositions satisfaisantes de la partie malgache.

Les propositions et engagements de la partie malgache restent dans un cadre non constitutionnel, ne présentant pas de perspectives crédibles - pour le moment - pour un retour à l'ordre constitutionnel dans le court terme.

Ceci n'ouvre donc pas la possibilité d'un appui européen à la mise en oeuvre de ce processus.

L'Union européenne encourage la Haute Autorité de la Transition malgache de continuer leurs contacts avec les forces politiques malgaches sous l'égide du Groupe de Contact International afin d'arriver à un accord consensuel permettant un retour à l'ordre constitutionnel. L'Union européenne se tient préte à réexaminer sa position dès qu'une feuille de route dans ce sens sera agréée entre les forces politiques malgaches.

Dans un esprit d'ouverture au dialogue et en pleine connaissance de la complexe situation politique malgache, l'Union européenne réitère son souhait de rester à l'écoute de possibles développements positifs à Madagascar.

Dans l'attente de propositions adéquates par la partie malgache et tant que la situation de graves manquements aux éléments essentiels décrits par l'Accord de Cotonou perdurera sans améliorations notables, la Communauté européenne maintient les mesures prudentielles déjà en place. Les activités de coopération en cours restent suspendues à l'exception de l'aide à caractère humanitaire et de certains programmes et projets bénéficiant directement aux populations.

Le dialogue politique renforcé, dans le cadre de l'article 8 de Cotonou, sera maintenu comme moyen important de discussion avec les autorités malgaches et pour les inciter à travailler dans un processus de transition aboutissant au retour à la légalité constitutionnelle.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0363