Ampidiro aloha ny tenimiafina
Saika tapaka ny tendan'i Isamel, radio Antsiva
1. Onjakeli
(
07/07/2009 14:39)
Saika tapaka ny tendan'ny Ismael tamin'ny atoandro nanao famakafakana momba ny decision ni Union Eropeene. Fa anga rehefa mahazo vola ami TGV de manala baraka tena otrireny e!Mba manake oe efa tsy misy dikany am olona de aza be ambopo fa tsy mahavita azy e
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:28
2. bozyboleta
(
07/07/2009 14:51)
Tsisy dikany aminy zay 600 tapitrisa euro zany.
Tsy maninona aminy na tsy omen'ny UE aza io vola io.
@ zay maty mahantra daholo ny Malagasy tsy hanana asa, sakafo, rano fisotro madio, tsy hahita fivoarana. Fa ry zareo foza ihany sisa no ho velona.
Hisongadina eto @ tany sy ny firenena ry zareo @ zay afaka hiliba sy hitavana ny haren'i Madagasikara @ ireo mpambotry firenena namany.

3. kidoropamba
(
07/07/2009 15:49)
Daka voude no mendrika an'i TGV e. Mba manaja tena ary manaja ny teny nomena fa aza manao fetsifetsimpour..eo.
Réferendum antsokosoko; assise maloto; hafetsena feno ati-doha...Izany ve no antony namoizan'ny vahoaka aina hoan'ny fahalalahana??????? Tssssssss!
allez mandeha fa raha te hanabotry vahoaka dia TONGA DIA COUP D'ETAT MIVATRAVATRA fa ao izany. :{ :{ :{ :{

4. reeves
(
08/07/2009 13:10)
Ry zalahy chroniqueur politique ( Ismael , Maurice Tsiavonana , ry Annick , Pierre Houlder ..sns ) dia mampihomehy mihitsy rehefa mba miezaka handresy lahatra ny mpihaino mba hanaraka ny tendance an-dry zalahy . Efa hita izao fa fôkasy dia mbola miezaka mitady argument ihany satria efa izay ny baiko azo avy amin`ny Tompon`ny onjam-peo ( Edgard Razafindravahy , pro-TGV iringiriny , izay mihevitra ny hilatsaka ho fidiana presidentiel atsy ho atsy raha ny tsaho heno )