ty porofo fangalarana tany nataon'i lé8 sy ny taranany

1. halloween ( 07/07/2009 17:48)
Samy naheno tao @ RDB isika retra fa nangalarin'i Ravalomanana Tojo t@ alalan'ny MTV ny tany izay nokarakarain'ny Rélais de Volcan ao Antsirabe.Raha toa ka 50 taona ny contrat azon'ny Rélais de Volcan t@ fanjakana t@ 1999 d ny 2006 le izy d novain'i lé8 mody lazainy fa resaka région d nalefany anefa ny miaramila nanala ny oul, nandeha ny tribonaly d resy fona ny Rélais de Volcan nandritra ny fitondran'i lé8.Amizao fotoana izao d mbola misy mpiasan'ny TIKO ao, d inn ndray lazain'ny OSY mainty sy ny mpiambina anazy, tsy maintsy manody ny zavatra atao ary elisany eto @ serasera kou tsy maintsy ho avy ny loza ahazo anlisany fa mandrasa!
novalian'i xxx ny 09/07/2009 03:40
2. xxx ( 07/07/2009 18:10)
lisany tgvendrana wa tsy mankaiza lisany no tratrany loza b fa aza taitra ho avy @ lisany tsy ho ela!!
3. ouiandry ( 07/07/2009 18:25)
xxx:

lisany tgvendrana wa tsy mankaiza lisany no tratrany loza b fa aza taitra ho avy @ lisany tsy ho ela!!

elisany alou zao no mihinan'ny ry lé..nty ah, lé8 zao no mitsoamponena fa nenay mbola mitondra, efa firy volana zay nilazanlah fa tsy hoela d aiza, zao efa tratra ny fanangonambola ataolisany entina hanakaramana ny mpanakorontana any dago, elah zao no petsa sady ny mahadondro...y anlisany d eto @ aterineto lisany no bevava fa any dago tsisy atao, eto kou nefa lisany mbola petsain'ny fianakaviana andrywui izay tarihin'i general, elah ra-hery tsy makaiza eo fa andraso tsara ny OSY MAINTY FA SAO MIPARITAKA AONA MAZAVA ve ry lé..nty a!

4. sakaymena ( 07/07/2009 19:13)
zay manao ratsy hany nge no tratran'ny loza e. jereo zao dada aiza ny fidirambola be taloha zao mivadika famoahambola. de tsy ef loza ve izany????????????????
5. xxx ( 07/07/2009 19:27)
neny lisany anie tsy misy hafa tsy ny manenjika any lé8 ihany no fatam-por.. lisany é! tsy misy hafitsoka na kely aza maninona leity raha lazaina koa fa nangalatra vary d nangalatra laoka sy mangahazo ary vomanga a tsy misy hafa ts'izany no mba hainy lisany, io loha kelim-por..lisany io wa hadonay @ rindrana mba hisokatra hahita ny zava-misy sy marina fa aza ny lainga no hafafy fa tsisy dondrona ôtrany lisany akory eto!
6. locl ( 07/07/2009 20:24)
TSY MAHITA HO LAZAINA INDRAY DIA MAMORONA AN! VITA MATAVY INDRAY MANKO NY RESAKA TANY AMIN'NY UNION EUROPEEN DIA MODY MAMORONA RESAKA ENTINA HANARATSIANA ETO INDRAY.

FA NANAO AHOANA ALOHA LE OENINA TANY BRUXELLE E! IO IZAO NO MALAZA
7. ndotofetsy ( 07/07/2009 21:53)
lery aza mba nahay nangalatra de lasa any afrika atsimo de tsy hay tsony hoe inona no charge alohany fa mirevy sisa ataony
8. ouiandry ( 08/07/2009 04:04)
io ny gazety sy ny porofo ry locl ah! tsy fombanay ny mametaka afisy fa nidongy le mpametaka afisy iny mali fa tsy vokarakaran-drams tsara ny FIVAVINY mali al ka kizintina be izy mali tontolo, fa efa nopetsaina teto ihany alou d tezitra be lehery.
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=8108:relais-des-volcans-accapare-par-un-ravalomanana&catid=34:actualites-madagascar&Itemid=53
lisany OSY MAINTY oa tena mba sokafy ny maso, d raha mafy d aza manao xxx refa mba mianatra ny fiteninay fa asehoy ny PS fa hita mintsy hoe kely aina le votreromina ireny d mipetraka, raha tsy izany ve moa ho mpanompon'olona é! tsy mba misy mokondoha na ny mpitarikanlisany aza tsy saha mandray andraikitra fa miandry baiko fona vomanampakevitra!
9. xxx ( 08/07/2009 11:35)
Fa izay teo izany ka voaongana dia nilaiso?ary ireto zanaka sy zandry hoavy hitondra ireto efa mba manana fika fangalarana sa ao vao mianatra?
10. terrywui ( 08/07/2009 14:02)
le hevitra sy le soratra lazain'i halloween anie tsy vakianareo TIM tsara aloha , fa ny mahamaika anareo dia hamadika haingana lay zavatra nosoratany io
11. xxx ( 08/07/2009 14:18)
Fa ahoana ihany , angaha tsy misy ny Tribonaly , sy ny service topo , , domaine ..sns , no hoe rehefa tiana alaina dia azo alaina ny tanin`olona e ? Maheno foana zah hoe Ra8 , mpangalatra tetsy sy teroa nefa rehefa asaina mitondra porofo toa tsy misy manana akory ! Ity Minisitry ny vola aza moa im-piry nanao ampamoaka nefa toa chiffres miova isan`andro no lazainy eo ! Tsy misy zavatra marim-pototra fa hita fa fialonana olona iray no be dia be nefa na ny asa foroniny ho an`ny gasy mitovy aminy aza tsy mahavita ny vitan-dRa8 akory ! Tsy mahagaga marina fa fozaorana !
12. ouiandry ( 08/07/2009 14:48)

ny OSY MAINTY oa d efa azon'ody mintsy, sady refa tsy maharaka ny vao² d akombony ny vava fa aza miteny, d refa tsisy afisy apetaka d mandehana lemo kely le maina be mba holonaka, efa hita fa nitory ny Rélais des volcans t@ andron'ny lé8 fa resy fona satria navadik'i lé8 hoe ny région no mitantana an'ile tany raha toa ka ny Etat no nanome an'ny Rélais des volcan an'ilay contrat de 50 ans t@ 1999, d inn ndray d zany retra zany misy porofo ary zao na inn lazain'ny OSY MAINTY sy NY MPIAMBINA AZY eto d EFA MIVALY ny nataon'i lé8 sy ny taranany ary tsy tafaverina eo intsony iny na hisy fatin'oul aza! PETSA LEHERY FA TSY AMPY é!

13. fijo ( 08/07/2009 21:14)
aza manova resaka fa ny tany belgika aloha atao resaka e,iny no hain'ny vahoaka fa tsy izao resaka foronina rehetra izao
14. xxx ( 09/07/2009 03:40)
ouiandry:

io ny gazety sy ny porofo ry locl ah! tsy fombanay ny mametaka afisy fa nidongy le mpametaka afisy iny mali fa tsy vokarakaran-drams tsara ny FIVAVINY mali al ka kizintina be izy mali tontolo, fa efa nopetsaina teto ihany alou d tezitra be lehery.
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=8108:relais-des-volcans-accapare-par-un-ravalomanana&catid=34:actualites-madagascar&Itemid=53
lisany OSY MAINTY oa tena mba sokafy ny maso, d raha mafy d aza manao xxx refa mba mianatra ny fiteninay fa asehoy ny PS fa hita mintsy hoe kely aina le votreromina ireny d mipetraka, raha tsy izany ve moa ho mpanompon'olona é! tsy mba misy mokondoha na ny mpitarikanlisany aza tsy saha mandray andraikitra fa miandry baiko fona vomanampakevitra!

soa heverin elahy misy matahotra an lehy bandy mytho tsy misy activité fa eto mi insulte olona eto sisa ndaana mitady asa ry andrywui fa mbola aiza no hanjo an le raha tsy misy preocupation elahy e,atsy ho atsy dia holazin elahy fa nangaltra ny ny mangahazo sy vomanga nambolen elahy koa ra8,elahy no efa mitapy,jereo anie fa elahy ihany no mody manokatra dinika eto dia ialahy ihany no mody mamaly avec ps hafa ,raha tsy olona malade mental tsy hanao an'izany,provokeny olona dia miteniteteny foana satria tsy misy atao ,ndana mitady asa na dia mamafa maloto any @ sex shope aza tsy zakan elahy eo ambody ecran lava eo

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5813