Aoka tsy RA8 no HANJONONAREO VAHOAKA

1. kidoropamba ( 07/07/2009 19:04)
Tsy misy tsy mahafantatra ny halatra sy vono olona nataon-dra8. Izay no antony nanesorana azy teo.

Any aminareo ny fitondrana izao. Na ianareo hitsinjo ny tombontsoam-pirenena ka hiaraka aminareo ny vahoaka NA ianareo HAMETSIFETSY SY HANADONTO VAHOAKA sahala amindra8 ka AHITA ANAY EO.

Efa tetiky Ra8 no nanao diabolisation andratsiraka. Hita ny vokany. Io indray nareo hanao diabolisation andra8 izay efa lasa nandositra any afrika. OVIANA IANAREO HITSINJO ny vahoaka malagasy?

Allez mandeha raha tsy hanaja tena.
novalian'i ouiandry ny 08/07/2009 04:08
2. sakaymena ( 07/07/2009 19:20)
aza matahotra fa hitsinjo ny tombotsoa pirenena tokoa ny tgv ary vonona ny hiaraka @ vahoaka sady afaka manarina tsara ny lesoka nisy teo @ pitondra teo aloha e
3. xxx ( 07/07/2009 19:26)
Lé olana misy eo amin'ny politika gasy dia taratrin'ny mentalité gasy; hatrany amin'ny fototra mihitsy ilay izy; zany hoe isika tsy mahay mifanaja fa ilay mifanalika sy mialona sy ny hanimba anao ihany no tena haintsika. Jereo fotsiny ny eto amin'ny serasera.org nefa ity site ity aza dia azo lazaina fa mbola misy fifanajana kely ihany mihoatra ny site sasany.

Ka io ilay nolazaiko an'i hery-sona hoe tsy misy hidiran'ny fahaizanao ny politika eto an-tanàna. Didin'ny be sandry io, tsy misy fitiavan-tanindrazana izany na kely aza. Ka ny any sisa mba safidy dia izay hitanao hoe tsy tena lasa adala.

i hery-sona moa manantena ny hoe hamorina antoko vaovao. Lé hevitra anie tsara e! Fa amin'izao vano-potoana hiainantsika izao dia tsy hinoko velively hoe hiova tampoka eo io toe-tsaina io. Mila miandry 50 taona any ho any....
4. ndotofetsy ( 07/07/2009 21:51)
aleo asiana revy kely aloha fa kandra foana t@ i ra8 mpanompo sampy ko
asio vazo kely aloha dj aaaa (ra hery) no dj eto @ io
5. ouiandry ( 08/07/2009 04:08)
tsisy manjono vaoka @ lé8 zany ry kidoro fa lery tsy mety mipetraka fa tena very finanana d izay no mbola alamina, sady azamatahotra i kidoro fa hisy fifidianana d tsy hisy ny toa ny nataon'i lé8 t@ Ratsiraka izany eo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0634