o lty ra-hery a tsaratsr angamba letsy milamina ihany ialahy

1. swann ( 07/07/2009 17:03)
otran'ny tsy dia milay letsy zany manalanala olona eto zany ra-hery fa avelao ho eo ihany amzay afaka mifampitana tsara a, mahasaky isika fa aza misy esorina zany fa otran'ny hoe resy le Tim e , ialahy ko letsy be fo be lé ,manala beraka ny Tim anie letsy zany oe ialahy no mi couvre andry lerony eto zany e
novalian'i swann ny 08/07/2009 13:18
2. Onjakeli ( 07/07/2009 17:17)
:D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D
3. hery ( 07/07/2009 20:38)
Aleo ho resy any ny TIM :-)
Tsy ny TGV na TIM mihitsy no andeferako ny fitsipika eto amin'ny serasera :-p
Na ra-bainanay aza no miditra eto ka manompa sy manivaiva olona dia "petsa" lolll
4. ndotofetsy ( 07/07/2009 21:47)
io ra hery fa diziny manaraka fikozy vaovao hoe petsa hahahaha mbola aiza anefa eeee mahery ny fanasana saina ho an ireo mpanao site
5. xxx ( 08/07/2009 05:25)
Ry zalah raha hanaraby oul gaigy fa rehefa voadona kely malaky mipapapapa, maninona raha tonga dia mifona ry lety é!
Ny fitsipika tsy misy idiran'antoko fa antoky ny tsirairay tompon-kevitra nivoahan'ny ompa.
Merci Hery fa voatsimpona eny foana ny vary sy ny tsiparifary. =D> =D> =D>
6. ouiandry ( 08/07/2009 05:49)
xxx:

Ry zalah raha hanaraby oul gaigy fa rehefa voadona kely malaky mipapapapa, maninona raha tonga dia mifona ry lety é!
Ny fitsipika tsy misy idiran'antoko fa antoky ny tsirairay tompon-kevitra nivoahan'ny ompa.
Merci Hery fa voatsimpona eny foana ny vary sy ny tsiparifary. =D> =D> =D>

tsy kely saina otralah akory ny fianakavianay ka hanao xxx sy hifona fa zao asehonay anlisany fa eto ny fianakavianay na miova aza ny PS d fantatrilisany fa ny fianakiana andrywui no mikozy noizany d tsisy dikany tsony ny fiovana PS satria efa fantatrilisany fona fa zahay no miresaka d zay no tadiavinay, jereo fa zahay no namorona ny hoe petsa d jereo fa io lehery fa mikozy fa na ny bainany aza d hopetsainy hahahahahahaha aiza less izy zany a! elah oa PETSA tanteraka fa tsisy miala amilah eto, ary elah koa ry lehery efa ao anatin'ny ligne de miren'i Colonel Richard Ravalomanana fa mody aty dago ahitanlah anleizy.


7. swann ( 08/07/2009 13:18)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D tsy nanaiky ny hevitro zany ialahy hery ? tsy koà
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1079