Politika

TsongYong ( 09/07/2009 14:40)
Raha ny hevitro dia eny efa mba niezaka ny Malagasy nanao izay hahatafita an'i Madagascar. Raha dinihina sy fakafakaina ny zavabitan'ireo mpitondra (filoham-pirenena) @ lafiny (positive sy negative) n... tohiny
rajy ( 09/07/2009 09:55)
Izahay dia efa tsy manana hevitra hatolotra an'I leandry izany intsony,efa hainy ny vahaolana amin'io madagasikara io saingy oaina izy ra manao izany dia aleony mahita ny gasy mitrongy toy izao,mino a... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2009 20:32
xxx ( 09/07/2009 09:52)
Raha ny pro-ravalo dia normal raha toa ka faly be raha jerena ny zava-nitranga tany bruxelles. Fa ireto miseho an'azy ho légaliste no tsy azoko. Hiaraha-mahalala fa ny vahoaka anie no mijinja voa... tohiny
rabaradaka ( 09/07/2009 09:41)
Taorian'ny lilazan'ny dadatoa Andry Tézéve tany Frantsa hoe hilatsaka ho candidat présidentiel izy vao tena mifezaka aho ny hisian'ny ady an-trano. Vaovao farany mantsy dia sy ho tafiditra ho candi... tohiny
novalian'i fijo ny 09/07/2009 22:28
ouiandry ( 09/07/2009 07:51)
tsara azavaina kely amintsika mpisera fa takatray ny organizasion ny TIM pseudoGTT eto @ serasera ka d avoka ho fantatrin'ny be sy ny maro zany: --mpiandry vavahady na gardien na cowherd no sady clow... tohiny
bazylou ( 09/07/2009 06:42)
io honony saosy azondry lerony hanakorotanana izao rehetra izao any mada sy erantany , ary hamerenanana le mpitery ronono andro ririnina irry :-P ... tohiny
zoam ( 09/07/2009 05:33)
Raha tena professionel ianao ry kolonely richard Raval. dia sambory tsy misy atakandro ingahy Andry Nirina Rajoelina noho izao antony mazava be sady misy voaporofo mivaingana. Nipetraka tao anatin'ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/07/2009 22:34
vitamatavy ( 09/07/2009 05:13)
Un affrontement entre les éléments de la force d’intervention spéciale (Fis) et ceux du service central des affaires criminelles (Scac) a failli dégénérer aujourd’hui. Pour commandant Charle... tohiny
novalian'i milamm ny 09/07/2009 09:58
vitamatavy ( 08/07/2009 21:17)
tsy misy preocupation lery dia eto sisa no mihoagaoga ohatran'ireny adala afaka ireny,izay manana vola tokony mba hanao cotisation handefasana an'i andrywui hody fa tsy zakan'intsony le fiainana aty a... tohiny
ndotofetsy ( 08/07/2009 20:23)
La délégation de la HAT conduite par son président Andry Rajoelina rentre aujourd'hui au pays après avoir vainement essayé de convaincre l'Union européenne sur sa « feuille de route » mena... tohiny
xxx ( 08/07/2009 19:37)
mba mahagaga ihany koa itony foza itony an ,aiza ka ity bandy hoe Rasamimanana hilarion itony mipetraka eny cachan manao politika dia mba hoe te ho minisitra hono nefa aty andafy sans papier efa presq... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 20:46
vitamatavy ( 08/07/2009 19:30)
ireo mpomba an'i tgv eto dia lasa miteniteny foana sisa sady manenjika olona,hevitra hampidiana e,tohany jusqu'al fin ny hat fa mampandroso be an'i madagasikara raha izay no fanantatrareo,ry andrywui ... tohiny
novalian'i mihitsy ny 09/07/2009 12:43
bazylou ( 08/07/2009 18:15)
amin'izany ry zareo a,, vive tgv,, :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 08/07/2009 21:26
terrywui ( 08/07/2009 15:57)
Diso kely angamba aho fa tsy hoe saika fa efa nataon'ny TIM taty m/car ! voalaza fa efa fantatra daholo zao ireo mpanbiraka araka ny loharanombaovao n'ny FIP ,SCAC ,BC 1, 2, 3 , G6 zay nanao ny ankety... tohiny
novalian'i milamm ny 09/07/2009 10:00
xxx ( 08/07/2009 14:40)
tsy mahay afatsy ny hanenjika an'i Hery ;hita hoe AFARA.Mankaleo be... tohiny
novalian'i Papoose ny 09/07/2009 13:45
terrywui ( 08/07/2009 13:56)
Misy kozy nalefanlah ao amabany ao koboko rahery oe miandry an'i terrywui ko elah ?? fa mbola naninnn teto ah no andrasana ?? de hanaraka ahy otran'ny kiva kely eny foana zany elah ?? ka raha makany a... tohiny
novalian'i Papoose ny 09/07/2009 13:46
pimaso ( 08/07/2009 13:35)
TSARA NY HAT SATRIA 1-NIDINA BE NY VIDIN'NY SOLIKA 2-NAHAZO ASA DAHOLO NY MALAGASY REHETRA H@ ANY ANKIBO 3-MORA BE DAHOLO NY VIDIN'ENTANA 4-FENO MENAKA 500 AR NY LITATRA , NY VARY ALAINA FOTSINY ... tohiny
novalian'i TsongYong ny 10/07/2009 14:51
swann ( 08/07/2009 13:34)
Mbola tsy nalaelo toy izao aho hatramin,'izay nahalalako politika ! rehefa natao ny famotorana ireo 11mianadahy lohandohan'ny TIM nosamborina teny amn Magro , dia zavadoza amin'atambo fa hay ry zalahy... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:40
pimaso ( 08/07/2009 12:57)
mardi 7 juillet 2009 Conclusions de l'Union européenne Ouverture des Consultations avec la République de Madagascar au titre de l'article 96 de l'Accord de Cotonou Bruxelles, le 6 juillet 2009... tohiny
novalian'i locl ny 08/07/2009 14:02
rajy ( 08/07/2009 12:48)
Tokony mba ampy ny gasy amzay izao poizina nomen'Ileandry azy zao,isika no tsy mahita fa efa misy am gasy ankehitriny no tsy mahita atokona intsony fa in-1 mande isan'andro no misakafo, de hadisoany v... tohiny
novalian'i xxx ny 08/07/2009 13:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.4169