gtt, 250 000 eur

1. bazylou ( 09/07/2009 06:42)
io honony saosy azondry lerony hanakorotanana izao rehetra izao any mada sy erantany , ary hamerenanana le mpitery ronono andro ririnina irry :-P
2. hery ( 09/07/2009 06:48)
Aiza no misy an'io klé. Toa be da be no tsy nahazo kanefa mba anisan'ny milahatra ihany? Ireo anontaniana rehetra mantsy toa miteny hoe tsy nandray vola izany fa hilahatra sy hanohatra ny tsy ara-dalàna hatrany...

Fa tsy koi na tsy mahazo aza e. Lehibe noho ny vola ny faharavan'ny HAT
3. ouiandry ( 09/07/2009 07:26)
hery:

Aiza no misy an'io klé. Toa be da be no tsy nahazo kanefa mba anisan'ny milahatra ihany? Ireo anontaniana rehetra mantsy toa miteny hoe tsy nandray vola izany fa hilahatra sy hanohatra ny tsy ara-dalàna hatrany...

Fa tsy koi na tsy mahazo aza e. Lehibe noho ny vola ny faharavan'ny HAT

mba vakio tsara ry mpiandry vavahady a, io ny vola nangon'lisany GTT entina hamatsiana ny asa fanankorontanana aty dago araka ny volazan'i Colonel Richard Ravalomanana fa tsy misy miteny teo oe nozaraina t@ lisany any andafy io vola io, d efa tenena elah fa refa tsy mahay d akombony ny vava fa tsy mitsaotsaona, ary ambeso tsara ny vavahady fa mitady hitsoka ny OSY MAINTY satri petsa ny gardien-ny d elah kou tsy maintsy milahatra fa raha tsy zany d vitamatavy @ le karama omena an'elah @ maha gardien an'lah PETSA LEHERY FA TSY AMPY!

4. hery ( 09/07/2009 07:32)
Aiza no misy an'io e????
Mba omeo amin'io izahay raha misy an'izany.

Nilazako ry zalahy fa toa tsy mbola nahazo daholo fa hoe hilahatra gratos foana :-)
5. Bazily ( 09/07/2009 08:11)
Ny zavatra tsapa aloha zany dia somary maka recul kely daholo ny observateur tgviste rehetra sy ny anti-TIM ary ny anti-ra8, ny antony moa iaraha-mahita fa mba miala wain kely satria nantenaina hahazo bonbon mamy tany @ UE k'hay daka mandrivorivo no nomeny tany, mbola narahana latsa koa. Io akama io sisa no miandry toerana mba tsy hahabanga ny mpandray anjara mavitrika. Tsy mety kosa aloha raha avy hatrany dia ny légaliste irery sisa no hifamaly resaka eto e! Aleo mba hisy fanoherankevitra kely ihany (fanoherankevitra hoy aho fa tsy fanenjehan'olona an! )
Mazotoa ry wiwi mahafatrapo ah!
6. ouiandry ( 09/07/2009 08:15)
hery:

Aiza no misy an'io e????
Mba omeo amin'io izahay raha misy an'izany.

Nilazako ry zalahy fa toa tsy mbola nahazo daholo fa hoe hilahatra gratos foana :-)

ndray ndray mitady fisondrotakarama ndray ny mpamovavahady, tsy misy ho anlah zany fa ny asa lah d manidy ny vavahady sao misy mahita ny fanangonana an'le vola, fa ny vola ho an'ny EX-mpiasan'ny TIKO etsy @ Magro fa manjary mitsoka reo rah tsy mena kandra hahahahahahaha....

7. xxx ( 09/07/2009 08:20)

Milaza ny tsy anontaniana ny tgviste, io zany no natao t@reny teny @ 13Mai reny. Misy mpiambina ny sisiny sao kobo eo. :-D :-D :-D Mba fidio lesy ny secret tokony havoaka ah!
8. ouiandry ( 09/07/2009 08:35)
xxx:

D Mba fidio lesy ny secret tokony havoaka ah!

io fa be konetaka d lasa nanao solomaso fa petsa ny masony, zay ry lity mananaporofo fa mpamovavahady elah a, d elah zao efa fatapoko fatapirenena fa mpikatroka mafana ao @ GTT fa angaha averin'elah adinonay aty dago reny sary tsy mbola nisy nanana reny kanefa elah no namoka anazy volalohany ndrindra satria fantatra anie ny asan'elah, fa zao é, ela tsy maintsy petsa ary vitamatavy fa aza manahy fa minoa fotsiny ihany! elah moa efa ela no exilé fa ny nataon'elah vomaika nahatonga an'elah ho exilé à vie! elah tsy afangaronay @ Goth zany na mitovy aza é, d sao d meritreritra hiditra avy any anosy-be fa tonga d traingo an, hahahahahahahaha.....

9. benkintana ( 10/07/2009 08:05)

Aiza no misy an'io e????
Mba omeo amin'io izahay raha misy an'izany.

Refa tsy voavalin'elah leity ry andrywui ny fanontaniana dia aza mivazavaza eto a!!! mazava amelah ve zany sa mila kikiazako eo ampotitsofin'elah !!!
Ary aza miseho any Mada koa elah ty sao tanteriko eto daholo eo ny momban'elah!!!
Ary refa tsy manan-katao dia tsy eto elah no mitady kandra !!!
Veloma any @ fianakavin'elah any de any @ cuber ndray hono lazao an'izany bôfin'elah sao adinony :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0547