TRIBUNAL : ZAVA-DOZA SY ATAMBO NO NATAON'NY TIM ! LOZA !

1. swann ( 08/07/2009 13:34)
Mbola tsy nalaelo toy izao aho hatramin,'izay nahalalako politika ! rehefa natao ny famotorana ireo 11mianadahy lohandohan'ny TIM nosamborina teny amn Magro , dia zavadoza amin'atambo fa hay ry zalahy tokoa le nanamboatra baomba napoaka tao amin leader price tanjombato sy teo ampitan'ny jesosy mamonjy ! ny antony hoy nareo : dia ny hamono olona marobe(tsy voafaritra io na tgv na tim) fa rehefa malagasy dia vonoina ! REHEFA MALAGASY DIA APOAKA SY VONOINA AMIN'NY BAOMBA !!
nalaelo tokoa aho ary maniry ny hiravan'ny antoko TIM faran'izay haingana fa tsy izy tsony ity politika natsangany fa "fanaovana sorona" faobe ny malagasy rehetra
asa na miombokevitra amiko aloha hianareo na isika Tim ato amin'ny serasera fa tsy mbola nisy kosa angamba firenena atambatry ny ranomasina tokana Nosy tokana fiteny tokana , ka handripaka ny mponina aminy !
répondu par fijo le 08/07/2009 21:40
2. swann ( 08/07/2009 13:42)
soa aloha fa efa voapetaka ireo 11 zay mety ho tompôn'antoka amin'ireo zavadoza ireo , ka raha voaporofo tokoa dia mendrika ny higadra mandrapahafatiny izaynanao ireo !
3. tsimatimanota ( 08/07/2009 13:56)
Sima
Wava
Aza
Niteniteny
Nefa


DONDROMBELONA TSY ROA AMANTANY
4. terrywui ( 08/07/2009 13:59)
Mbola tsy nalaelo toy izao aho hatramin,'izay nahalalako politika ! rehefa natao ny famotorana ireo 11mianadahy lohandohan'ny TIM nosamborina teny amn Magro , dia zavadoza amin'atambo fa hay ry zalahy tokoa le nanamboatra baomba napoaka tao amin leader price tanjombato sy teo ampitan'ny jesosy mamonjy ! ny antony hoy nareo : dia ny hamono olona marobe(tsy voafaritra io na tgv na tim) fa rehefa malagasy dia vonoina ! REHEFA MALAGASY DIA APOAKA SY VONOINA AMIN'NY BAOMBA !!


ny marina marina ihany ary marina hatrany
5. terrywui ( 08/07/2009 14:00)
ekena ny tenin'i swann fa izay manao ny ratsy de faizin'ny lalàna toy ity lalàna kely mba ataon'i hery ato ty ko e !
6. Onjakeli ( 08/07/2009 14:16)
Mba olona dondrona le mpiondana tgv. Itony angamba ilay voavidim-bola handefa intox. Efa hay r'ise fa ry zareo 11 no nanao ny bomba de mbola nomena LP ihany fa tsy tonga de alefa any Tsiafahy.
Tsy omeko tsiny enao raha malahelo satria dondrona tsy mahalala na inona na inona am zava-mitranga mihitsy. Mba mianara fa mahamenatra e!
Tsy hita mihitsy izay fika handotoana le Tim de foronina avokoa izao atsanga tsy aman'orana rehetra izao.
7. xxx ( 08/07/2009 14:23)
Mbola tsy nalaelo toy izao aho hatramin,'izay nahalalako politika ! rehefa natao ny famotorana ireo 11mianadahy lohandohan'ny TIM nosamborina teny amn Magro , dia zavadoza amin'atambo fa hay ry zalahy tokoa le nanamboatra baomba napoaka tao amin leader price tanjombato sy teo ampitan'ny jesosy mamonjy ! ny antony hoy nareo : dia ny hamono olona marobe(tsy voafaritra io na tgv na tim) fa rehefa malagasy dia vonoina ! REHEFA MALAGASY DIA APOAKA SY VONOINA AMIN'NY BAOMBA !!
nalaelo tokoa aho ary maniry ny hiravan'ny antoko TIM faran'izay haingana fa tsy izy tsony ity politika natsangany fa "fanaovana sorona" faobe ny malagasy rehetra
asa na miombokevitra amiko aloha hianareo na isika Tim ato amin'ny serasera fa tsy mbola nisy kosa angamba firenena atambatry ny ranomasina tokana Nosy tokana fiteny tokana , ka handripaka ny mponina aminy !

Aiza ny source? Fombanareo io mitaky source io nefa nareo aza ity mandefa zvt tsy mitombina. Omeo ny porofo fa raha ny hitako ato dia tsy nisy fehinkevitra nivoaka hoe iza no nanao azy.
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/
8. Onjakeli ( 08/07/2009 14:32)
Tsy mahagaga izany ry xxx a, saingy ny marina tsy maty e
9. terrywui ( 08/07/2009 15:46)
xxx = onjakel ihany e!! fa izao ry onja ! rah za ianao tsy miteny ah satri na ianao kou aza efa nahavit fahotana mahafaty ....ha ha ha !! ka akombony tsara ny vava sao de toriako eo kou !! eto ampelatanako ny zavabitanao rehetr (ts vazivazy zan) ,, zao fotsiny ! akombony ny vava fa aza manaratsy olona perso otranio fa tsy hoe ref TIM zay de anjely foana , nefa saika na efa namono olona amin'ny bomba nareo ,, genocide no saika hataon'ny tim teto M/car
10. terrywui ( 08/07/2009 16:18)
onjakel raha hendry de ts teneniko eto le fika fa raha vao be mokony eo kosa ndry de vita matavy ! bandy anie ny aty ee!! ha ha ha ha !! tonga de petsa be ndry ! ha ha
11. fijo ( 08/07/2009 20:59)
izao le fomba fiasan'ny tgv,fa tena misoho le
12. xxx ( 08/07/2009 21:08)
jereo tsara ny fomba fanoratra 'i terrywui fa bandy mitapyy izany anie le hoe biby mitorne e,eto sisa no mba hanalany ny androny mafy moa rehefa tsy misy tao ko hihihi ,tohizo ihany lesy fa i rahery no mahazo saosy isaky ny miditra eto elahy :* :* :*
13. fijo ( 08/07/2009 21:40)
hihihih alefa letsy ry wiiii an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461