efa dia misy mitapy mihitsy eto
1. vitamatavy
(
08/07/2009 19:30)
ireo mpomba an'i tgv eto dia lasa miteniteny foana sisa sady manenjika olona,hevitra hampidiana e,tohany jusqu'al fin ny hat fa mampandroso be an'i madagasikara raha izay no fanantatrareo,ry andrywui sy ny akolitany moa hita mihitsy hoe tsy misy atao dia eto sisa no mba manala azy sy miatsy ady aman'olona
novalian'i mihitsy ny 09/07/2009 12:43
2. locl
(
08/07/2009 20:13)
Ka mitovy aminy olona tohanany ihany io e! Tsy lasa lavitra dia izay azo hanalana vokona no velezina mafy.
Efa mibaribary be toy ny masoandro fa tsy misy raha mandaha ao Mada ao dia miezaka foana zareo manambony môraly, tsy ratsy le paika kanefa tena voa maika manambany anareo le izy
Efa mibaribary be toy ny masoandro fa tsy misy raha mandaha ao Mada ao dia miezaka foana zareo manambony môraly, tsy ratsy le paika kanefa tena voa maika manambany anareo le izy
3. zaytinao
(
08/07/2009 20:14)
hi!!!!!!hi!!!!!!!!!!!!!!hi!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! :lol: mahalatsaka be!!!!
Efa hita fa mitapy dia aza heritreretina; aza mivadika ati-doha @ireo aleo tsy tenenina ireo e!!!!!!!!!!
Aleo himehezana fotsiny fa mbola ho avy ny anjaran'ireo. :-D :lol: :�) :�) :�)
Efa hita fa mitapy dia aza heritreretina; aza mivadika ati-doha @ireo aleo tsy tenenina ireo e!!!!!!!!!!
Aleo himehezana fotsiny fa mbola ho avy ny anjaran'ireo. :-D :lol: :�) :�) :�)
4. xxx
(
08/07/2009 20:19)
bandy tsy milam io e! bandy milam ve dia hanokatra ps isaky ny raim sy valo zao? sady mampihesona :evil: :evil: :evil: mihevitra angamba lery fa tsy misy mahakobo ny ataony! nefa dia olona 1 ihany ireo ps bobaka dia mody lazainy fa ny dadany, mamany, anabaviny, rahalahiny, vadiny! :evil: :evil: tsy ampy dozy angamba e! mila mitsabo tena fa velona @ fanenjehana ny olona fotsiny!
5. xxx
(
08/07/2009 20:28)
itony forum itony mba natao hitafana sy hiresahana nefa indrisy tafiditra eto ny marary saina manala vokona ny mpisera eto,tohany tgv sy ny hat raha izay no hitanareo fa mahatsara an'i dago e,dia mba hevitra hampiadiana fa tsy ny ps no hovana isaky ny mandeha eto,tsaratsara tokony hanaovana ps hoe
Adalawui mihitsy e
Adalawui mihitsy e
6. zaytinao
(
08/07/2009 20:29)
Hi!!!!!!!!!!!!!!!!
tsy mahazaka ny onjan'ny fiainana. :-D :-D :-D :-D
tsy mahazaka ny onjan'ny fiainana. :-D :-D :-D :-D
7. fijo
(
08/07/2009 20:48)
efa manohana kosa izy fa le hat/tgv mihintsy no mavesatra sarotra tohanana e
9. xxx
(
08/07/2009 21:27)
ry andrywui mianakavy anie lé olona very asa noho ny nataony izy mianakavy any d eto sisa no manala azy sy manenjika fotsiny any lé8 sy ny TIM é, d mamorina any zao zavatra tsy misy zao hanenjehana ny TIM eto @ serasera, mbola ho lazainy eto zao hoe nangalatra mangahazo sy vomanga teny antanimbary ra8, ôtr'izany sisa no ataony zareo hat eto.
11. xxx
(
09/07/2009 03:18)
raha tsy olona efa marary saina ve ka ny ps eto bobaka be
Andrywui
general
halloween
mihitsy
manabe
terrywui
ouiandry
izay mahalala dia aoka hilaza eto ahafanatarana ny hadalan'iny bandy iny
Andrywui
general
halloween
mihitsy
manabe
terrywui
ouiandry
izay mahalala dia aoka hilaza eto ahafanatarana ny hadalan'iny bandy iny
12. ouiandry
(
09/07/2009 04:57)
efa nazavainay fa satri pehan'i lehery fona ny PS-nay d zay mahatonga an'ilay PS-nay miovaova fa efa tsisy importanceny tsony zany zao satria raha voa mikozy zahay d eaf kopy ny mpisera fa ny fianakaviana mpanohana TGV zany miteny zany d efa tafita ny hafatra d zay tadiavinay, zao d mahafinaritra satri maazo fankaherezana zahay satri araka ny volazan'ny hafatra manokana vorain'i andrywui d mankahery anay ny mpisera satri raha tsisy anay eto d lasa toerana hifampitorahan'ny OSY MAINTY sy ny MPIANDRY AZY voninkazo, fa zahay alou matoa mandeha eto d hanapetsa an'i lehery mpiandry vavadin'i lé8 é!
13. xxx
(
09/07/2009 05:08)
mba mahita ihany izahay eto fa elahy no tena miteniteny foana sy mamopa olona eto e,ny ps an lahy andrywui efa ela no tokony nesorina,
fa tsy manaraka fitsipika ,eto anie lesy mba misy regle de jeu ihany e
fa tsy manaraka fitsipika ,eto anie lesy mba misy regle de jeu ihany e
15. Mirananirina
(
09/07/2009 09:51)
hihihi
tratra izany,ary efa tsy TGV sy Ra8 intsony anie fa resaka fanaratsiana olona sisa e(mpisera io)i Hery sy Noue izany moa dia tsy lanin'ny vavoniny mihitsy.
tratra izany,ary efa tsy TGV sy Ra8 intsony anie fa resaka fanaratsiana olona sisa e(mpisera io)i Hery sy Noue izany moa dia tsy lanin'ny vavoniny mihitsy.
16. mihitsy
(
09/07/2009 12:43)
xxx:
raha tsy olona efa marary saina ve ka ny ps eto bobaka be
Andrywui
general
halloween
mihitsy
manabe
terrywui
ouiandry
izay mahalala dia aoka hilaza eto ahafanatarana ny hadalan'iny bandy iny
za ao anatiny? ie satria milazà enao raha nety ary ny nataondra8 teo: ny fanagadrana am tsy antony, ny fanararaotam-pahefana, sns e bedebe tsy voatanisa, arakao ngamba reny an, koa raha am fonao tsy miangatra raha tsy nahazo sosy tamindra8 enao: ekenao ve ny fitohizan'reny? sa tsy nisy havanao nogadrainy, na ny taninao nangalariny, na tsy tao anatiny enao de tsisy idiranao ny am zany? fitiavan-tena ny anao. Ka hoy aho oe zara aza nisy an'TGV sahy nanala andra8 teo, de hat zao no fitondrana misy de io no imasoana ampandrosoina ny tanindrazana, fa tsy ze ra8 efa nanao fahotana sy mitsoaka any no mbola andraindraina sy imasoana sy tadiavina averina eo!
Koa asanao misaina tsara io fa zay no hevitro!, ny tanindrazako no jereko satria io no iafaran'ny taranako any aoriana any! mazava?
