terrywui,ouiandry,hallowen sns..Andrywui daholo hihihihi

1. xxx ( 08/07/2009 14:40)
tsy mahay afatsy ny hanenjika an'i Hery ;hita hoe AFARA.Mankaleo be
novalian'i Papoose ny 09/07/2009 13:45
2. ouiandry ( 08/07/2009 15:34)
tsy zahay no manenjika an'i lehery fa lery no tsy mahazaka anay d miandry kendritohana fotsiny d vo rangitin le mpametaka afisy iny d avy avy be, tsyta teto moa zao le ramatoa iny fa efa noteneniko rams-ny hoe amboaroa tsara ramatoa fa kizintina be d mila vany ao @ serasera ao d ozy bain oe ka efa maina be d mandreraka fa petsao kely ao rangah a! hahahahahahahahah
3. terrywui ( 08/07/2009 15:42)
onjakel , raha mbola miseh mandef dinika perso eto ianao de havoakako eto daholo le lamba malot , zao fotsin ! mba ts hisian'ny resak bedeb de akombony io vavan'i onjakel io , zazavao eto ianao , anay sy rahery ny aferanay fa tsy anao , lery no nanomboka voalo tamlé fanisan'andro iny , de lery ko zao no mora entimpo be zao tsy mahatanty ,, ka ny momba anao ry onjakel de torohevitr kely oe rah izah ianao tsy miten ah ,satri ..... heinn!! nefa laingako fa za tsy hiteny eeee
4. xxx ( 08/07/2009 15:42)
petsao

io foana no mba lazaina.
5. terrywui ( 08/07/2009 15:47)
famindrapo farany ho an'i onjakel ty !rah mbol be vava farany i ojna de sasaiko eto ny lamba maloto(?) !! milaza ah zay ! ha h ah ah
6. xxx ( 08/07/2009 15:50)
iza hono izany onjakel Andrywui ve???????????? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) marary fo be le.mbola aiza re e
7. terrywui ( 08/07/2009 15:59)
afaka ah zay ry onjakel fa def mihomana petsa ndry zan !
8. xxx ( 08/07/2009 16:03)
afaka ah zay ry onjakel fa def mihomana petsa ndry zan !

aza mba ny olona hafa no omena tsiny ry ve a........ =)) =)) =)) =)) =))
9. swann ( 08/07/2009 16:11)
misy resaka :* :-* :* ndray ao zan , so kos d mba nikoty bandy tany ndray ndry ty ry onjakel :evil: matiko ndry an , ts azoazok le kozy fa alefaso mesaz amiko tsar oe les ry terry zan koz zan lé
10. terrywui ( 08/07/2009 16:16)
ka izy ary tsy sahy niditra tsony ko !!! vao mipoitra farany eo iny de koziko amlah le izy lety ra swannnnn a !!!!
11. xxx ( 08/07/2009 17:02)
inn indray ry wuiwui vena be ty an
12. Papoose ( 08/07/2009 18:26)
miverina ndray ny toy ny taloha lol.....dinika cyclone! :-D
13. fijo ( 08/07/2009 20:52)
mampitahotra indray ny sasany fa matahotra sao sirika be le fika manovahova ps le
14. xxx ( 09/07/2009 03:22)
efa siriky ny olona rehetra eto ny hadalany lery dia mody miala zigla fotsiny sisa,eto lery sisa no miexiste dia eto no manala vokona ny kil eto dia mba hojerenay ny adalany e sitrany ahay hisy hiomezana
15. xxx ( 09/07/2009 07:38)
ka raha ts'izany ve efa nanao veloma mbola io indray... tsy mahasaraka antsika :-D :-D :-D :-D :-D
16. Papoose ( 09/07/2009 13:45)
ntsooooo!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0706