Politika

xxx ( 15/07/2009 09:16)
efa nireconnaitre ny HAT ny communauté international efa nidina be tampoka ny PPN lasa populaire be ry tgv sy rois de fous petsa ny tim e vaovao vao nilatsaka io fa tsy faminaniana ? http://www.d... tohiny
novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:25
xxx ( 15/07/2009 07:23)
Hita tao @ gazety fa terena hisokatra indray Tiko oil, navoaka h@ olona efa nogadraina hampihodina azy ? Fa aiza ilay hoe menaka nafaran'ny HAT, angaha tsy hoe efa teny an-dalana e ? Ao koa ny gadr... tohiny
novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:26
penguin ( 15/07/2009 06:24)
Nihaiky volana ny ministry ny vola benja fa miantraika amin'ny toe-karena sy fiaraha-monina ny fijanonan'ny orin'asa TIKO. Koa tsy izany vé no antony hanoanana azy sa ny famotehana sy fandrobana izan... tohiny
novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:28
hery ( 14/07/2009 22:27)
Nitonatonana teny Ivato namaky ny fitaovan'ny Tiko indray ry Cdt Charles satria hoe misy basy any... perquisitions gravy be kanefa tsy nahitana basy na dia basy kilalao aza. Dia mbola tsy tonga saina ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:30
vitamatavy ( 14/07/2009 18:40)
Izahay membre ny gtt dia naniry mba hiakatra eny @ palais ambohitsorohitra,haka an'io palais io satria an'ny vahoaka io ary manana droit ny hiakatra eny izahay,fanatray tsara anefa fa hitifitra ny fis... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:32
xxx ( 14/07/2009 15:34)
BONNE MERDE RENIM BALALA ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:31
gasyjean ( 14/07/2009 11:51)
(Aux enfants de la p......) Tratra ny fety daholo eeee! ndao hanangan-tsaina,(BBR), :D,Reny malala ô,mba tairo saosy izahay fa noana. Madagascar 116em deppartement français! :D.hihihihihihi :twi... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2009 22:17
Radomy ( 14/07/2009 10:41)
Miarahaba hatrany (ampiadio ny hevitra fa tsy ny olona). Tena marina ve fa manana finiavana hanao fifidianana ingahy Andry Rajoelina? Raha izay dia TSY HILATSAKA HO KANDIDA INTSONY izany izy satria... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:47
bazylou ( 14/07/2009 10:37)
no naharesy an'le8 teo,, 4 volana lasa izay, tsy ho tafaverina eo mandrakizay ilay iny, veloma lava ry amperoran'imerikasinina mpietry ronono andro ririnina, :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/07/2009 22:16
milamm ( 14/07/2009 08:25)
« l’Armée, garante de la paix sociale, seul rempart contre l’anarchie et la Loi du plus riche ou du plus fort ». mahagaga fa betsaka ny manamboninahitra ao @ tafika nefa tsy nisy nandeha n... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2009 22:34
TEGEVE ( 14/07/2009 08:19)
Anaka isany, Niantso aho teo le zanako any lafrantsa ,dia ozizy hoe" dada angaha tsy ho tonga "dia talanjona be ihany ny tenako ,tsy hitako loatra moa izay hamaliana azy ,fa hoy fotsiny aho hoe"viz... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2009 22:39
xxx ( 14/07/2009 08:08)
[i]Miala tsy fa naka repos kely ilay mpametaka afisy officiel tao aorian'ny zavatra nanjo azy noho ny nataon'i andrywui ka dia soloko vetivety izy.[/i] Dans son discours sur l'Afrique au Ghana, Bar... tohiny
ndotofetsy ( 14/07/2009 07:54)
tratran ny asaramanitra eeee androany no fetin ny malagasy indrafetimpirenena ho an ny tgv sy ny gtt anio [img]http://www.mairie-bonne.fr/mairie/images/stories/pays/drapeau-france.gif[/img] :^)... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/07/2009 08:26
vitamatavy ( 14/07/2009 06:48)
efa kely sisa dia hirodana ny hat,efa manomboka mampiaka peo ry zafy albert,ny sous officier capsat efa manomboka manao menance,ny reservista 800 eo eo no koa dia efa nilaza direct fa hanohana ny eny ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2009 22:44
penguin ( 14/07/2009 05:53)
Midoka ny asa nataon'i Ravalomanana fa tsy hainy ny TGVendrana. Faly ery mirehoka ireo foto-drafitr'asa saingy tsy hainy na modiany tsy hita fa tsy asa natombony ireo hireharehany. Ny PIC Nosy-be hisi... tohiny
novalian'i penguin ny 15/07/2009 06:15
xxx ( 13/07/2009 18:50)
http://gasytiatanindrazana.free.fr/... tohiny
diloo ( 13/07/2009 14:32)
Je me suis permis de transposer ici une réflexion de Rado...(Radomy) sur son site.Je n'ai pas transmis la totalité de son exposé.J'ai inséré quelques parenthèses à la suite de ses paragraphes. ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 20:01
penguin ( 13/07/2009 14:14)
Tsy maintsy mandroso Madagasikara hoy i andry tgvendrana. Iza moa ny Malagasy tsy maniry ny hisian'izany. Ny toe-tsaina nefa vao maika simbaina ka asa na fandrosoana inona ary ao anaty firy taona ity ... tohiny
novalian'i penguin ny 14/07/2009 05:55
diloo ( 13/07/2009 11:09)
Tsara fakafakaina io fanendrikendren'ny filoha ny HAT an'ny CI. Koa samy maneo ny heviny ny mpomba an'i Andry sy tsy ny mpomba. Dia inona ny fiatraikan'io fanindriny io manoloana ny fiainan'ny ten... tohiny
daomania ( 13/07/2009 09:21)
Niverina tanam-polo ny delegasiona HAT notarihin’i TGV sy Ratsirahonana. Mibaribary eo anatrehan’izao tontolo izao ny maha-fopla an’ireto mpandroba fahefana ireto. Mba nasain’ny UA tany Addi... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2338