Politika

vitamatavy ( 21/07/2009 22:20)
voalaza fa nanao accord secret i ratsirahonana niaraka t@ frantsay ary dia ho dakana i rois de fous,mh mahafinaritra izy izany , http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php izay voadaka ao @ hat ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:10
xxx ( 21/07/2009 21:55)
tsy mbola nisy miaramila nandresy vahoaka izany ,na dia ezahana aza ny handoto ny legaliste ny tolona tsy maintsy mandresy e hoela velona anie ravalomanana filohampirenena malagasy tsy ankanavaka ... tohiny
zoam ( 21/07/2009 21:33)
tena mahagaga fa tsy mbola nahitana preuve tena matotra ity resaka baomba artisanal ity ,fa misy foana le izy fa saingy tsy mipoaka na au courant ny fisian'ny zandary,ary tena mahagaga sy mahazendana... tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:17
xxx ( 21/07/2009 21:26)
Raha hanontany aho hoe " iza no mankasitraka ny coup d'Etat nataon'i TGV " dia mbola hisy Gasy au moins 2% hiteny hoe "ENY". Raha hanontany aho hoe "iza no Gasy afaka hina-tay ? " dia mbola hisy Ga... tohiny
novalian'i sylvain ny 21/07/2009 21:58
locl ( 21/07/2009 19:02)
LAINGA BE, TENA EFA TSY MATAHOTRA NY AVO INTSONY, ARY TENA EFA LANY FANAHY HENATRA RY ZAREO IREO. DIA ASAINA MIHORAKORAKA AMINY LAINGA ETO INDRAY RY MPOMBA TGV, MAMPALEHELO NAREO IREO FA REHEFA ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:20
zakilinina ( 21/07/2009 17:34)
Araka ny hevitrareo, iza no mpitondra halam-bahoaka indrindra teto Madagasikara hatramin'izay ? Raha misy vitsivitsy dia mba alaharo kely azafady indrindra.... tohiny
novalian'i milamm ny 23/07/2009 00:28
swann ( 21/07/2009 16:50)
Indrisy mantsy ianao ry tanindrazako sy ny malagasy ,fa hay ve de mbola misy ihany ny olona mitady hanao vono moka ny malagasy e, hay tsy ny vazaha tam 1947 ihany no nitady ny ràn'ny malagasy hiosona... tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:23
halloween ( 21/07/2009 13:48)
efa tsy mety daoul mintsy ty ze atao ho an'i lé8 fa ny prezidan'ny amerikanina nantenaina ty toa frantsay hahahahahahaha PETSA ndray ny TIM =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))... tohiny
TEGEVE ( 21/07/2009 13:29)
Anaka isany,rehefa latsaka ambany be n'y sondage ho an'i Bush dia noforonina zao hoe hiady @ axe du mal zao ,niangarambitana fa ra sadamm no niantoka ,nino Marina I Bush fa patriote be ary ,sady hah... tohiny
Mirananirina ( 21/07/2009 13:13)
Le terrorisme porte un coup d'arrét aux négociations de sortie de crise dia hoe noho io dia tsy vita ny négos hihihi,hita hoe fika namboarina daholo hialana amin'izao crise izao,fa ireo no tompona... tohiny
patrick2002 ( 21/07/2009 12:40)
dia hita izao fa dia efa lasa fanatika ,tsy azo resahina intsony ny GTT terroriste ,hita izany na dia eto @ serasera aza ,betsaka ireo PS misokatra tampoka izany ary dia be fiavy , Amin`izao indray d... tohiny
essera ( 21/07/2009 07:09)
D inona no mbola lazain'ny LEGALISTE sy ny ZANAKY DADA am ty vao2 ity : [quote=Madagascar Tribune]1/ l’ancien secrétaire général du ministère des Finances, Henri Bernard Razakariasy ; 2/ lâ€... tohiny
novalian'i pink ny 21/07/2009 21:37
xxx ( 21/07/2009 06:58)
Sao ary mba sangisangi-pitia ihany ny an'i Marc Ravalomanana ry TIM-isany???, sy izay rehetra mbola ho ao. Sao mba mody hoe tiako tiako... sanatria ve??? ... tohiny
rabaradaka ( 21/07/2009 06:57)
Zao dadatoa, mazava be fa ny HAT no mampandefa bomba, omaly dia efa nilaza aho hoe ny CAPSAT no ao ambadik'ireny rehetra ireny. Tsy sahy ho any Addis-Abbeba i Lavanify dia fanahy iniana atao ny mandef... tohiny
novalian'i xxx ny 21/07/2009 14:06
Mandefitra ( 21/07/2009 05:32)
1/ Questions à Monsieur Benja RAZAFIMAHALEO, Ministre des Finances de la HAT : Monsieur, vous déclariez en Mars 2009 qu’il y avait 850 millions USD (Express de Madagascar du 27 Mars 2009) de rÃ... tohiny
vitamatavy ( 21/07/2009 05:27)
Mesdames, Messieurs, Nous vous prions de trouver ci – après les grandes lignes des informations du lundi 20 Juillet 2009 Bombes et légalistes : un lien forcé ? (20 Juillet 2009) Une... tohiny
sitlo ( 20/07/2009 22:48)
[u]journaliste[/u]: Il est très beau gosse. [u]tgv[/u]: ilay beau gosse ekeko fa ilay illetré tsy ekeko... tohiny
zoam ( 20/07/2009 20:57)
tsy mbola nipoaka akory ny baomba na hoe nahafaty dia efa tratra hono e,sady fanatratry ny zandary daholo ny renseinement rehetra misy an le baomba magique,eritrereto hoe raha misy gasy marina vonona ... tohiny
tsimatimanota ( 20/07/2009 19:12)
AZA MANDOTO RANO MAGRO FA FATIN ALIAKA DAHOLO LISANY FATY BERK... tohiny
novalian'i max2 ny 21/07/2009 06:34
bazylou ( 20/07/2009 18:04)
le lapan'ilay amperora reraka eny imerikasinina e =??, :-D :-D ... tohiny
novalian'i max2 ny 21/07/2009 06:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0007