Zao vao tena mampifezaka ny hisian'ny ady an-trano

1. rabaradaka ( 09/07/2009 09:41)
Taorian'ny lilazan'ny dadatoa Andry Tézéve tany Frantsa hoe hilatsaka ho candidat présidentiel izy vao tena mifezaka aho ny hisian'ny ady an-trano. Vaovao farany mantsy dia sy ho tafiditra ho candidat mihitsy i dadatoa Pierro Rajaonarivelo sy dadatoa Ravalomanana Marc fa tratran'ilay sivana tao amin'ny amnistie séléctive e ! Raha manara-baovao ianareo ka izay tokoa no zava-misy dia tsy ny TIM no hiady amin'ny HAT-TGV fa ny samy HAT-TGV no hifamono. Matahotra aho dadatoa a, mba e ange izany e
novalian'i fijo ny 09/07/2009 22:28
2. locl ( 09/07/2009 11:34)
Avelao hifamono eo fa mpitazana ny TIM e! Fa ny vahoaka no mampalahelo hijaly ao
3. reeves ( 09/07/2009 14:11)
leiry mizesta hoe hilatsaka , zany ngah possible raha tsy lanin`ny vahoaka am`referendum aloha ny hoe "mahazo milatsaka ny latsaky ny 40 ans " !!! Zah indray ohatran`ny mieritreritra fa tsy hilatsaka i leiry ! Par contre , hanohana ny filatsahan`i Edgard Razafindravaha tompon`ny Radio Antsiva izy ! Ity farany ity dia anisan`ny mpanohana ny tolona nataon`i TGV ary natahotra ka nialokaloka tany Maurice aloha nandritra ireny fotoana mafana ireny .
4. xxx ( 09/07/2009 16:52)
Maninona raha i rapaoly be taiparasy no fidina ,kofboy tss mila vanna @ resaka paitra sy ny sopapa , sady tin' ny kongona sy parasy !!!!EEEEHHHHHEHHHHEHHH !!!!
5. vitamatavy ( 09/07/2009 17:00)
aleo hilatsaka eo dia ho hita e ,omeko 5% iny raha be indrindra i roindefo mety ahazo 1000voix eo eo
izany angamba no atao hoe vato alatsaka
6. fijo ( 09/07/2009 22:28)
ilay hoe savoritaka samy hat anie efa ita taratra izany izao e.aza hadino fa ireo hat ireo misy ny olon'i ratsiraka(arema)misy ny olon'i zafy ary misy ny mbola olon'i ravalo.ka raha ireo no tsy hafaka hilatsaka,dia valala ankarona ny hat
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3048