Tena tsy lasa izao ra-HAT a
1. kidoropamba
(
07/07/2009 13:20)
Hajanony amin'izay ilay hafetsefetsena fa io ihany no nampi-daboka andra8 teo e.
Arosoy ny amnistie generale; apetraho ny Transition inclusive (iarahan'ny maro); avereno ny Parlement; ka arosoy ny fifidianana filoham-pirenena.
Izay ihany e.
Raha te hilatsaka TGV na izy miandry ampy taona (40 taona) na mifandinika @ hery rehetra ny fahazahoany milatsaka.
Aza manao sary gaigy Ratsirahonana ô. Efa fantatr'izao tontolo izao ilay kaozy sy ny hafetsefetsena fa hajanony amin'izay ny fanazàzana olona.
Maha menatra e. Izao ve no namonoanay tena? Tssssssss!!!!!!!
Tsy mila ravalo, tsy mila TGV fa tonga dia arosoy ny fifidianana.
Mivonona fa tsy maintsy tonga izahay (Kpb) :twisted: :twisted:

novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:43
2. Noue
(
07/07/2009 13:24)
ka zay ilay notadiavinareo ka inona indray eee ?? zao mijinja zay nafafy !! :-D :-D :-D :-D
4. Noue
(
07/07/2009 13:38)
na ny dikan'oe democratie sy liberté d'expression aza tsy hain'ireo FAT(Y) ireo ka Bruxelles no nantenaina hi-se reconnaitre azy ?? :-D :-D :-D :-D
5. kidoropamba
(
07/07/2009 13:56)
Lasa manao banga nify mihomehy alina izao levalon-donza iny. Tssss!
Raha vao niseho vatana hoa Ratsirahonana dia iny no niafarany.
Hajanony amin'izay HAT fa tena tsy lasa mihitsy izao e.
Saika hanao "referendum" antsokosoko (@ septembre) ry HAT ireto. Tena tsssss! :twisted: :twisted:

6. lolabe
(
07/07/2009 14:08)
Sao de nareo kosa ary no mampiasa hafetsifetsena manao izay hitazonana ireo zaza kamboty ao @ magro ireo de lazaina fa efa hoavy i Dada, fa t@ dadanareo nga voky tsara nareo ireo? zahay ranga tsy mila ra-8 zany fa sady mpanompo sampy zany no mpangoron-karena a, katsaka anaty lapoaly io zay tsy mahatanty miala, tsy mahamaika zany amnistie zany fa olona sady nangalatra no namono olona ve de avotsotra fotsiny izao? ko maninona ko tsy avotsotra daholo ireo migadra rehetra namono olona ireo? Tsy de ilaina olatra na hankatoa na tsia ny UE, ny eto @ tanana mande foana ny asan'ny tetezamita, de maninona koa ra milatsaka i Andry, sa matahotra azy nareo mpomba an'i ra-8? Aza manantena an'i ra-8 tsony fa izy ary tsy miraharaha anareo akory fa resaka fotsiny le hoe hiaraka ho faty aminareo eto za t@ voalohany, afohizo i Dada, dada dada a foana eo, zahay efa leo e. Ireny Ratsirahonana ireny no tena atidohan'ny tanana ra tsy fantatrareo, mba asehoy zay mba any aminareo oe, iza? i Satrobory ve? Mba tonga saina amin'izay ry malagasy fa olona efa nangorona ny harenanao teto ve no mbola tadiavinao haverina eto ihany e, aleo ho avy ny fifidianana de mba olona tena hanasoa ny firenena fidiana fa aza mieritreritra izay dada mahafoy zanaka any, navelany ho kamboty teo nareo fa izy any andafy any mihaina ampilaminana fa nareo no avelany ho main'andro lava eo @ MAgro eo sady foronona daholo ty rehetra ty oe carnaval ny vehivavy legaliste e, @ ty semaine ty hatao mafonja ny eny @ Magro e. AOKA ZAY, JEREO NY TANINAO FA MARO NY MALAGASY NO TSY MIHINANA, TSY MITAFY TSY MANANA TRANO FA IANAREO MBOLA MIHINANA SOAMANTSARA, MAMBOLY VOKY TSY MAMBOLY VOKY NAREO AO @ MAGRO AO
7. kidoropamba
(
07/07/2009 14:37)
Tsy misy resak'i Dadan'ny lisany izany eo fa ny Firenena sy ny vahoaka no aoka mba tsinjovina fa tsy io fitiavan-tena nareo io ihany. Io no nahatonga ny vahoaka hidina an-dalambe hanala an'levalo teo.
Io "fitiavam-bahoaka" io no nanirahanareo anay hidina an-dalambe ary handroaka an'iny fanetry be an'i Tany Ravalo iny.
Azonareo ny voninahitra sy ny deradera, mba tsinjovy amin'izay ny Firenena sy ny vahoaka fa aza manao resaka hafetsefetsena eo.
tsy adala akory ny vahoaka malagasy, tsy adala akory ny mpamatsy vola....
Mba tongava saina amin'izay fa raha tsy izany dia hiverina ny coup d'Etat.
Tsy lasa lavitra hoa raha hafetsena no hitondran'areo ny baolina. :-* :* :evil: (l) :arrow: :twisted:

8. xxx
(
07/07/2009 14:39)
kidoropamba:
Aza manao sary gaigy Ratsirahonana ô. Efa fantatr'izao tontolo izao ilay kaozy sy ny hafetsefetsena fa hajanony amin'izay ny fanazàzana olona.
Izay misy dian-tanan-dRatsirahonana aloha dia izao no fandehany e : henatra ho an'ny vahoaka malagasy ! Mba asaivo mipetraka @ izay io maka retraite fa mahamenatr'olona e
9. xxx
(
07/07/2009 15:01)
lolabe:
Ireny Ratsirahonana ireny no tena atidohan'ny tanana ra tsy fantatrareo, mba asehoy zay mba any aminareo oe, iza? i Satrobory ve?
Ie nifiran'ny UE soa aman-tsara ny ati-dohanareo izao :-D :-D :-D
Averiko, izay misy dia-tanan-dRatsirahonana dia ialao fa lolo ! ohatran'ny mbola tsy fay nareo fa tohizo ihany
10. Noue
(
07/07/2009 15:05)
ary lolabe tsy mahita lazaina dia mody Ravalomanana indray no hamaliana ny dinika ve ee ??? :-D :-D :-D :-D rehefa lazaina oe tsy lasa intsony izao ry FAT(Y) dia io valina fa inona aza ity eee ?? dia rehefa hita fa tena tsy avotra intsony dia mba mahaiza manaiky oe tsy lasa zany eee ! zao nifiran'ny UE :-D :-D :-D :-D :-D
11. kidoropamba
(
07/07/2009 15:40)
Miandry daka voude avy @ miaramila ve ity TGV ity vao ho tonga saina sa ahoana?
Hanome amnistie é? katsaka!
Hanala dictature e? Voanjobory!
Tsy hilatsaka ho filoha e? ganagana!
Hi-demissione é? katsaka!
Légaliste e? Vonajobory!
Mercenaire sy Sadc e? gisa!
Hajanony amin'izay e. 8-) 8-) 8-) 8-)
Hanome amnistie é? katsaka!
Hanala dictature e? Voanjobory!
Tsy hilatsaka ho filoha e? ganagana!
Hi-demissione é? katsaka!
Légaliste e? Vonajobory!
Mercenaire sy Sadc e? gisa!
Hajanony amin'izay e. 8-) 8-) 8-) 8-)
12. swann
(
07/07/2009 16:19)
fa ialahy ve lety ry kidoropamba nasian'ny TIM odigasy tao koa sa nivika no lasa manolana olopady a? rehefa nivika ialahy dia tokony tsy hidtra eto tsony
13. kidoropamba
(
07/07/2009 18:51)
swann:
fa ialahy ve lety ry kidoropamba nasian'ny TIM odigasy tao koa sa nivika no lasa manolana olopady a? rehefa nivika ialahy dia tokony tsy hidtra eto tsony
Io fanatisme io no nahafaty an-dra8 sy ny vahoaka malagasy.
Ka tsy hiverina @ fanatisme TGV intsony e. Nomena an'ity DJ ity ny fahefana mba hanatsarany ny toedraharaha politka FA TSY NY HIBODOANY TOERANA KA HANILIHANY NY HAFA.
Allez mandeha letsy TGV rehefa tsy mahay miaina e.
Raiso ry Charles sy Lilison ny andraikitra ka gadrao any Tsiafahy ity TGV ity.
Allez! oussst!
:{ :{ :{ :{ :{ :{