Dia mbola ho lazaina fa légal ihany ve???
1. xxx
(
07/07/2009 12:36)
Raha toa ka marina ny hoe hitondra mercenaire i Marc hamonona ny mpiray tanindrazana aminy, dia ahoana indray ny fipetrakin'ny tantara. Ny CI ve hanaiky izany na dia tafaverina eo aza i Marc?? Dia ho lazaina fa légal koa ve izany. Ary ireto mpanara-dia azy izay miseho hoe légaliste ve mbola hanara-dia azy ihany??? tsy vao maika ve hoe hita be fa ny seza no tadiaviny fa tsy misy hirarahiny izay malagasy any. Ary raha resy ireto mercenaire??? hanao akory ny relation entren'ny gasikara sy afrika atsimo.
Mety tsy dia tena hitondra zava-tsoa ho an-dravalo ihany ny fitondrana mersa.
Mety tsy dia tena hitondra zava-tsoa ho an-dravalo ihany ny fitondrana mersa.
novalian'i Mirananirina ny 07/07/2009 13:06
2. penguin
(
07/07/2009 12:46)
Ny mercenaire tsy misy aloha ary aza adino fa raha toa ka misy izany zavatra izany dia andiny iray dia manjavona ny miaramila gasy izay hanjakan'ny tsy fitovian-kevitra manampy trotraky ny fitaovana vizana sy tsy ampy. Ny FAT(y) no tsy légal fa ny resaka HCC io hatrany no asesika/
4. Mirananirina
(
07/07/2009 12:50)
Dia hanambola be hanakaramana izany ve izy??????raha tsy TGV izy ity ko
5. ouiandry
(
07/07/2009 12:54)
Noue:
ka iza nefa no mamely tsaho oe hitondra mercenaires izy ee ??
ka efa hita fa niresaka t@ le mpanongampanjakana tsy nahavoa reny dadanlisany ka inn ndray, sady elah tsy mametaka afisy fa laozan'elah mifanapetsa @ i andrywui d zao tsisy nahita ny sarin'elah sy lé8 tany Lybie kanefa toa nakotroka be ny fandraisana anareo tany,efa mandomando kosa angamba fa efa tolatolaka ny andro zao d tsy kizintina tsony, sa petsaina kely ndray alou d avy ep be taraina
:* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. Noue
(
07/07/2009 12:57)
penguin: