Pas d'argent, pas de reconnaissance, pas de légalité
1. Noue
(
07/07/2009 13:34)
Les informations vont vite. La réunion de Bruxelles se solde par un échec retentissant pour le FAT(Y). La délégation rentre bredouille : pas de reconnaissance, pas d'argent, pas de légalité. Madagascar: les propositions de Rajoelina pas satisfaisantes, selon l'UE
Raha tena jerevana kosa aloha dia mba niheritreritra ve ireo FAT(Y) oe mba ho possible ve ny haneken'ny UE io fitondrana natao t@ coup d'état io ee ? Ary toa tsy sahy nanao conférence de presse ? ary toa nitsaoka matanjaka rondefo fa tsy sahy nilaza na inona na inona ?? :-D :-D :-D :-D zao lany vola beeee indray t@ frais rehetra nefa ny vahoaka atsy mijafajafa @ fiakaran'ny vidin'PPN sy ny lasantsy ! aiza re zany eee ! zany no tena atao oe echec total !!!

novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:33
2. kidoropamba
(
07/07/2009 14:00)
Hakelezan-tsaina daholo ireny e. Ravalo miantso mpikaraman'ady mpamono olona, TGV mitady hamita-bahoaka sy hamitaka ny firenena mikambana.
Tssssss!!!!!! dondrona be hoa ireto milaza azy fa mpitarika politika ireto e.
Omeo Sud-est indray ny fitondrana fa toa tsy zakan'ny ao Iarivo izy ity. :-* :-* :-*

3. xxx
(
07/07/2009 14:01)
Pas d'argent: afaka mitady vola amin'ny fomba hafa ihany ange. Sady ny vahoaka indray no hifafa amin'izany e! Sady à court terme ihany no mandaitra io pression tsy fanomezam-bola io. Tsy maintsy débloqué io rehefa milona.
Pas de reconaissance: ataoko fa tsy nanantena an'izay ny HAT.
Pas de légalité: ary raha eken'ny HAT moa ny hevitrin'ny mouvance zafy, ratsiraka, sns... en excluant ny mouvance ravalomanana. Dia mbola tsy hanaiky ihany ve ny CI.

4. kidoropamba
(
07/07/2009 14:03)
Adalan'izy roa io e. Notadiavin-dratsirahonana atao ho resaka malama ilay izy kinanjo:
Ra8 nionganan'ny SADC
TGV nangetoran'ny UE.
Misaotra Zafy e. Ndao mba ny Sud-Est indray no atao eo e. :^) :^) :^) :^)

6. Onjakeli
(
07/07/2009 14:24)
SAika tapaka mihitsy teo ny tendan'i Ismael ni radio antsiva nanao famakafakana momba iny. Koa raha tsy iala no henjana koa. Miala am communaute international raha sahy e. Mandraisa aindray fanapahan-kevitra votany de hitanareo ny vokany.
Tsy hoe rehefa mahazo vola am HAT ry Ismael de manao tahaka ireny e.Maneka fa coup d'etat no nataonareo e!Kenda vo domy aho ranoatra. sady raha tena nanao ny marina ne nareo tsy tokony miakatra be otrireny rehefa miteny e!Mba alaivo tahaka ry Fetison. Calme rehefa miteny satra manaraka ny ara-dalana
ZA efa manana eau vive betsaka be raha mila ianao ry Ismael a
hi hi hi hi h

7. kidoropamba
(
07/07/2009 14:40)
Ravalo efa nionganan'ny SADC
Io TGV io nangetoran'ny UE.
Mba mandinia tena amin'izay e. Avelao ny Sud-EST hitondra firenena fa tsy zakan'ny zanak'Iarivo io fitondrana io. Lasa nibontsina be ny lohany ka io izy ataon'ny ra8 sy TGV io. Tssssssss....
Alefa Sud-Est a.

8. xxx
(
07/07/2009 14:57)
xxx:
Pas d'argent: afaka mitady vola amin'ny fomba hafa ihany ange. Sady ny vahoaka indray no hifafa amin'izany e! Sady à court terme ihany no mandaitra io pression tsy fanomezam-bola io. Tsy maintsy débloqué io rehefa milona.
Itony ilay fomba fisainam-poza mihintsy, ny vahoaka etsy mahantra mandady @ tany !!!
xxx:
Pas de reconaissance: ataoko fa tsy nanantena an'izay ny HAT.
Ka inona no naleha tany Bruxelles fa tsy nijanona taty raha tsy manantena reconnaissance
xxx:
Pas de légalité: ary raha eken'ny HAT moa ny hevitrin'ny mouvance zafy, ratsiraka, sns... en excluant ny mouvance ravalomanana. Dia mbola tsy hanaiky ihany ve ny CI.
Atahoranareo mafy ilay Ra8 an !!! :-D :-D
9. Onjakeli
(
07/07/2009 15:02)
Koa raha tsy mitapt ny CI ka hanaiky raha misy voailika amin'ireo Filoha teo aloha. To an'i Ravalo, hoy le xxx io. I Ravalo ne r'ise no President legale naongan-dry foza e! aiza ary enao izany.
10. kidoropamba
(
07/07/2009 15:45)
Avelao Ra8 hiverina raha tsy zakan'ny TGV io fitondrana io. tssssssss!
Mihevitra mantsy TGV sy Ratsirahonana fa atao "otage" ny vahoaka malagasy: Raha tsy izahay dia haverinay Ra8. Havereno eo Ra8 dia ho hita eo ny kidorpamba na TGV sy Ratsirahonana no tena ahita faisana. TSSSSSS!!!!!!
Avelao ny vahoaka hitsara raha tsy zakanareo io fitondrana io e.
daka voude no mendrika anareo. Allez mandeha! tsssss!!!!

11. swann
(
07/07/2009 16:17)
salut ra-noue , tsy haiko na bandy na kofa ialahy fa toa mitaraina be foana ialahy rehefa misy kozy momba an'ialahy alefandry zalahy ato ,aza asiana koà io letsy fa samy mikozy zay laniny ny eto a, apetraho tysara fotsiny ny hevitr'ialahy dia milay fa aza mivakl zay fandrangitana any ialahy odio fanina e ok
12. diloo
(
07/07/2009 18:27)
Akory daholo e,
Hoy ny
Atomboko @'ny:
-Pas de reconnaissance:
Raha manantona an'i Pape Benoît XVI any Vatican ny Eveka Odon, mangataka famelana any @ny, satria izy no nantenaina handravona sy hanao antso @'ny protagoniste rehetra mba hisian'ny vaha olana sy ny fahadriampahalemana,
dia ny fanomezana ny tsodrano ny zava miseo ankehintriny no napetrany.
Rehefa azo io famelana avy @'ny Pape Benoît, dia eto no tsara mitarika ny mpitondra ankehitriny hibebaka izay tsy nety sy niantra t@'ny vahoaka.
Vita io dia mahazo reconnaissance.
-Pas d''argent:
Vita io reconnaissance azo avy @'ny Pape io, dia mangataka fanampiana aminy
kanefa ny CCFD no mitantana ny vola azo fa tsy ny HAT fa manjary sao sanatrian'izany fotsy eo indray ny vola ho an'ny vahoaka.
Une fois azo ny bénédiction'ny Pape dia izay vao misokatra tsara angamba ny reconnaissance'ny CI sy ny aides Internationales.
Piste interessante io hevitra io.Koa dia ampitao @'i Andry kely.
-Pas de légalité:
Eto indray dia sarotra dia sarotra raha tsy mirohitra @'io ny HAT.
Hevitra sendra nandalo io. :wink:
Hoy ny
Lohateny : Re : Pas d'argent, pas de reconnaissance, pas de légalité:

13. kidoropamba
(
07/07/2009 18:55)
Ampianarina teny gasy ireo dondrouna TGV ireto: TETEZAMITA: Tsy azo hanorenana trano eo fa toerana hiam-pitàna.
Apetraho ny lalàna mifehy ny tetezamita, hajao ny safidim-bahoaka, atsaharo ny hafetsefetsena hanilihana ny hafa...fa raha tsy izny dia handositra any lafrantsa indray ity hiafaranao ity TGV o. Tsy mba nisy frein ve ity TGV namboarinareo t@ hazo goragora ity? Pamba ve no nanaovanareo an'io TGV io?
Tssss! hajanony @ izay ny hafetsena fa mba tandrovy ny fiainam-bahoaka. :cry: 8O :( 8) :^) :evil: :* :-*

14. xxx
(
08/07/2009 08:07)
diloo:
Akory daholo e,
Hoy nyLohateny : Re : Pas d'argent, pas de reconnaissance, pas de légalité:
Atomboko @'ny:
-Pas de reconnaissance:
Raha manantona an'i Pape Benoît XVI any Vatican ny Eveka Odon, mangataka famelana any @ny, satria izy no nantenaina handravona sy hanao antso @'ny protagoniste rehetra mba hisian'ny vaha olana sy ny fahadriampahalemana,
dia ny fanomezana ny tsodrano ny zava miseo ankehintriny no napetrany.
Rehefa azo io famelana avy @'ny Pape Benoît, dia eto no tsara mitarika ny mpitondra ankehitriny hibebaka izay tsy nety sy niantra t@'ny vahoaka.
Vita io dia mahazo reconnaissance.
-Pas d''argent:
Vita io reconnaissance azo avy @'ny Pape io, dia mangataka fanampiana aminy
kanefa ny CCFD no mitantana ny vola azo fa tsy ny HAT fa manjary sao sanatrian'izany fotsy eo indray ny vola ho an'ny vahoaka.
Une fois azo ny bénédiction'ny Pape dia izay vao misokatra tsara angamba ny reconnaissance'ny CI sy ny aides Internationales.
Piste interessante io hevitra io.Koa dia ampitao @'i Andry kely.
-Pas de légalité:
Eto indray dia sarotra dia sarotra raha tsy mirohitra @'io ny HAT.
Hevitra sendra nandalo io. :wink:
Lasa Etat KATOLIKA angaha ity izy ? Izahay musulmans mankaiza @ izao ?
15. fijo
(
08/07/2009 21:33)
efa tsy manjary di ambol amil aterena hoe hanjary ihany,mialamaina eo ny hiafarany