i bazylou sisa tsy voaakani ra hery bain

1. ndotofetsy ( 07/07/2009 22:19)
aleo lery aloha hivazavaza kely eo ihany
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:12
2. zoam ( 07/07/2009 22:46)
i bazylou ve efa bandy mitapy anie iny e hiomezana fotsiny sisa rehefa milazaa ny blgin'ny eto
3. xxx ( 08/07/2009 13:46)
ary elĂ  ry zoam ?? ialahy aza mikoty an'i noue foana no mba antondraharahan'ilahy eto , hanotanio i noue fa vizana mihitsy izy amin'ialahy hono, misy fotoana hadinon'ialahy ny nanova ps sy nanaonao foana dia kobonay ialahy
4. bazylou ( 08/07/2009 18:17)
ka i bazylou anie tsy rahery e;; ary tsy manana ps arivo fa manana hazondamosina :-D :-D
5. fijo ( 08/07/2009 21:12)
hihihihi ka le hazondamosina toa lo kooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0647