i bazylou sisa tsy voaakani ra hery bain
1. ndotofetsy
(
07/07/2009 22:19)
aleo lery aloha hivazavaza kely eo ihany
répondu par fijo le 08/07/2009 21:12
2. zoam
(
07/07/2009 22:46)
i bazylou ve efa bandy mitapy anie iny e hiomezana fotsiny sisa rehefa milazaa ny blgin'ny eto
3. xxx
(
08/07/2009 13:46)
ary elà ry zoam ?? ialahy aza mikoty an'i noue foana no mba antondraharahan'ilahy eto , hanotanio i noue fa vizana mihitsy izy amin'ialahy hono, misy fotoana hadinon'ialahy ny nanova ps sy nanaonao foana dia kobonay ialahy
4. bazylou
(
08/07/2009 18:17)
ka i bazylou anie tsy rahery e;; ary tsy manana ps arivo fa manana hazondamosina :-D :-D
