Assise nationale .
1. AndriambyII
(
03/07/2009 17:40)
Mila ny fandraisan' i Monja Roindefo andraikitra momba ny MOUVANCE TSIRANANA JUNIOR .
Fampisehoana masoandro ny zavatra nokobonin' ny taona nivalona ka nahatonga fifamonoan' ny samy malagasy nandritry ny hetsiky ny 13 mai 72 ,(aides soignants medecins universitaires ).
(mouvement doutche )
(sakay)
(Ambalatavoahangy)
(FRS Antanimora )
....
Raha tsy tafa io ankoatry ny sisa izay efa nandray andraikitra dia tsy hisy mihintsy ny 4ème republique .Ho nofy ny hahazoantsika fahandriampahalemana eo anatrehan' ny eran-tany . :twisted: :twisted:

novalian'i pikatti ny 04/07/2009 18:17
2. xxx
(
03/07/2009 17:52)
Ny dossier momba an'ireo dia efa may teny Andafiavaratra sy t@ 2002.
GASY MAHITA AFOKASOKA?????? MAY DAHOLO HATRANY ANATY RANO!!! :@ :@ :@ :@ :@ :@
GASY MAHITA AFOKASOKA?????? MAY DAHOLO HATRANY ANATY RANO!!! :@ :@ :@ :@ :@ :@
7. milamm
(
04/07/2009 10:57)
Raha ireo no avoaka sy tsaraina dia maromaro ihany no ho tafiditra ao nefa efa fantatra fa tsimatimanota izy ireny,ny fitifirana teny @ 13 mai 72 aloha dia olona efa maty v ho azo tsaraina intsony,FRS oh. izay nofaniny israeliana dia baiko mivantana avy any @ prezidansy ,ny RESEP teny Mavo loha nofaniny koreana dia tsy misy hafa @ izay ,lasa CAPSAT tato aoriana ,ity ratsy iraka 73 taona ity no tsara ampiakarina tribonaly @ genocide nataony @ merina io no mila karakaraina sao ho faty tsy hanefa ny saziny eo izy
8. pikatti
(
04/07/2009 18:17)
Hoy i Andriambil
iza ndray moa no valinteny hotr'izao raha tsy andryuwi ,
petsa ato anie elah fa ataovy eo ihany
:-D
TSY MILA VALITENIN'ANDEVO NY FANONTANIAKO RA XXX1 AN !
iza ndray moa no valinteny hotr'izao raha tsy andryuwi ,
petsa ato anie elah fa ataovy eo ihany
:-D