Haongan'ny HAT tsy ho ela i ANDRY TGV

1. rabaradaka ( 03/07/2009 11:58)
Vaovaofarany ity ry dadatoa a : mikononkoona fanonganana an'i Andry TGV ny HAT izay mpomba an'i Pierrot Rajaonarivelo ka i Rolland RATSIRAKA no mpikarakara. Io lanonam-be eny Analamahitsy Antsonjombe hamonoana omby folo sy sakafo be io dia test ny amin'ny hoe mahazaka olona sa tsia. Hisy ady an-trano atsy ho atsy dadatoa raha tsy mitandrina isika. Tsara fantatrareo koa fa ny CAPSAT sy ny RTS dia ekipan'ny Monja fa tsy an'ny Andry TGV. Ho sarotra izy ity ry papa
novalian'i milamm ny 06/07/2009 11:21
2. Oay ( 03/07/2009 13:17)
rabaradaka:


Vaovaofarany ity ry dadatoa a : mikononkoona fanonganana an'i Andry TGV ny HAT izay mpomba an'i Pierrot Rajaonarivelo ka i Rolland RATSIRAKA no mpikarakara. Io lanonam-be eny Analamahitsy Antsonjombe hamonoana omby folo sy sakafo be io dia test ny amin'ny hoe mahazaka olona sa tsia. Hisy ady an-trano atsy ho atsy dadatoa raha tsy mitandrina isika. Tsara fantatrareo koa fa ny CAPSAT sy ny RTS dia ekipan'ny Monja fa tsy an'ny Andry TGV. Ho sarotra izy ity ry papa



Mandrora mitsilany i Pierrot Rajaonarivelo raha manao an'izany ry zandry a!
Mpanao politika i Pierrot Rajaonarivelo fa tsy mpanongampanjakana, manaraka izany i Pierrot Rajaonarivelo dia resy lahatra fa i Andry Rajoelina est un bon allié fa diso be ny fijerinao fa aza avadika ny resaka!

Omeko fahamarinana kely ianao satria ataoko fa fantantsika rehetra fa i Andry Rajoelina dia tsy mi-envisager carrière politique d'envergure fa ny antsonjay natao t@ fanany no nahatonga azy tafiditra lalina @ ity politique ity, mikorapaka daholo anefa ny HAT satria resaka notoriété dia lasan'i Andry Rajoelina daholo raha toa ka hifampizarana ny resaka influence sur les institutions!
Ataoko fa azonao ny resaka noho izany dia tsotra il est dans l'intérét de TOUT le monde de respecter un semblant cohésion au sein de la HAT.NY mifanohitra amin'izay dia suicidaire politiquement parlant.

Otrany somary niditra lalina kely aho namoka an'ilay lojika satria misy mitady hamahan-dalitra!

Momba ny miaramila dia tsarovy fa TSY OLONA IRAY NO HAHAFEHY AN'ireo Miaramila ireo, manaiky aho fa misy mi-profiter ilay erreur nataon'i Ravalomanana t@ miaramila satria izay ilay lécture-ny dia mitady hanao accords renversés fotsiny ilay ranamana (izay mahay mozika dia kopy @ io resaka io) fa tsy lasa lavitra izany io satria TSY MANANA VAHOAKA fa i Andry Rajoelina kosa dia tian'ny olona!

Zao rabaradaka Wait And See fa on n'apprend pas aux vieux singes à faire de la grimace a! manao erreur politique io akama io satria nandroaka devoly nefa mitady hitondratena otran'ny devoly!

Fa mbola averiko fa i Oay tsy TGV fa kosa MISAOTRA ERA-PO ERAN-TSAINA AN'i Andry Rajoelina izy SATRIA IZY ILAY NATAO HANDRAVA NY FANJAKAN-DEMONY SAIKA HATSANGANA TETO @ FIRENEKO!
Ary i Oay Dia mivavaka mba hitsinjo sy hiambina an'i Andry Rajoelina andro aman'alina anie Andriamanitra!


3. xxx ( 03/07/2009 13:20)
ataovy be ny kaly dé ataovy be menaka fa io no mahaory sy efa fanao hiantsoana vahoaka satria izy ireo sady tsy an'asa no tsy misy atao dia ho avy bedébe dia asivo savony anasana tanana avy eo ary ny sisa tsy lany zarao manta fa ny any antrano tsa misy koa.D'izay fanonganana atao nareo ao fa ny anay dé ny kaly ihany aloha!
4. pikatti ( 03/07/2009 13:32)
Ndao lesy rabaradaka ,io ndray tsy mijanona eo zany fa de akibata de ahtsipy etsy anosy hisotro ny mangidy nafafiny
5. essera ( 03/07/2009 13:42)
pikatti:
Ndao lesy rabaradaka ,io ndray tsy mijanona eo zany fa de akibata de ahtsipy etsy anosy hisotro ny mangidy nafafiny

Tsy zakan tson reto le zavatra fa mamay be ny lohany. =)) =))
6. Noue ( 03/07/2009 14:15)
aleo haongany any eee! ry zareo samy zareo ihany aza dia efa mifanongana :-D :-D :-D :-D
7. locl ( 03/07/2009 15:13)
Tsy maninona fa mifamonoa nareo rehetra fa dia mpijery izahay
8. xxx ( 03/07/2009 15:13)
i Andry Rajoelina mahazaka olono hoy Oay => taloha izany fa asaivo milatsaka fidiana lehiben`ny fokontany iny raha mbola lany intsony !
9. Noue ( 03/07/2009 17:31)
tsy ho lany eo zany io eee ! efa nahazo lesona be dia be zao ny mpomba sy ireny nataony sorona ireny
10. Onjakeli ( 03/07/2009 17:32)
efa ela ireo ny otrizany ka tsy mahagaga. Olona miady an-trano sy miady seza ireo.tsy ho ela izany surtout nisy anio conference regionale io.
11. xxx ( 03/07/2009 17:51)
Ajanony @ izay ny toraka bolao sy taim- piraka ry reto an ! FATY FATY FATY FATY OLONA NO MBOLA HIANDRY ATSY AORIANA ATSY RAHA TSY MANDRAY NY ANDRAIKINY NY TSI11 ..!!!!MBA AMPIASAO NY SAINA .SA EFA VERY SAINA DAHOLO ISIKA REHETRA ???? :twisted: :twisted:
12. patrick2002 ( 03/07/2009 18:26)
rabaradaka:

Vaovaofarany ity ry dadatoa a : mikononkoona fanonganana an'i Andry TGV ny HAT izay mpomba an'i Pierrot Rajaonarivelo ka i Rolland RATSIRAKA no mpikarakara. Io lanonam-be eny Analamahitsy Antsonjombe hamonoana omby folo sy sakafo be io dia test ny amin'ny hoe mahazaka olona sa tsia. Hisy ady an-trano atsy ho atsy dadatoa raha tsy mitandrina isika. Tsara fantatrareo koa fa ny CAPSAT sy ny RTS dia ekipan'ny Monja fa tsy an'ny Andry TGV. Ho sarotra izy ity ry papa



Misy ohatry ny tsy ekeko ny teninao ,satria i Rolland Ratsiraka sy i Pierrot dia samy manana ny ambition politikany ,tsy miara-miasa mihintsy fa samy mifanipy hoditra akondro, mety mitovy angamba ny tadi-dokanga amin`izao satria samy mitady amnistie.
13. fijo ( 03/07/2009 19:53)
samy marina ny voalazan'i rabaradaka sy ppatrika eto.i oay irery no manao fanadihadiana diso eto izao.

tsy vaovao aloha ilay voalazan'i rabaradaka,fa vao niandoha io dia efa tazana ;ohatra tamin'ireny volana janoary ireny,isaky ny misy zavatra miseo,dia i roland ratsiraka foan ano tonga alohan'i andry miseho.teo dia efa nanomboka nanaloka an'i andry ry zalahy,saingy ratsirahonana moa no mitondra an'i andry,ka nahay namadika ny resaka.

marina le filazana fa ny miaramila mpamadika(capsat) dia tsy an'i andry fa an'i monja,ny marimarina kokoa an'i ratsiraka.ary i andry tsy noheverina mihintsy hoe hilatsaka eo,fa ny olon'i ratsiraka no tiana hitondra eo.(io tetiky ny frantsay)saingy toa mila hivadika i andry izao,ka mila hitadiavana hevitra haingana.(aza hadino ry oay)fa i ratsiraka dia isan'ny nanome famatsiana vola be momba iny fanonganam panjakana iny)io dia marina na tianao hekena na tsia.ary ny volany tsy atsipiny eny ambaravarankely mihintsy.io dia minisitra namana ao amin'y io governemanta sandoka io no mitantara azy aminay.ary ity vaovao hoan'i oay,i ratsiraka izao,dia manomboka mitady hamerina ny fifandraisana amin'ireo akamany niaraniasa tamin'i ravalo.aza variana amin'izay itamaso fotsiny fa io resaka ambadika no tena milalao azy.

marina koa ilay voalazan'i patrika fa i roland sy pierot dia mifanipy hoditr'akondro,saingy aza hadino fa ny fototra,na ny vahoak ampifidy handrasan'ireo dia iray.ny arema.koa noho izany dia manana ny teniny i ratsiraka.
ny tetika dia hoe esorina aloha i andry ,dia mifanaraka izay hirotsaka avy eo.ka i andry io,raha tsy mitandrina,dia ireo iahny no manimba azy.efa tamin'ny ireny voalohany ireny anie(janvier) no efa fantatr'i andry fa misy mitetika ny hamono azy ireo manodidina azy ireo e,ary izay no mahatonga azy tena mahina be io.tsy dia ny ekipan'i ravalo no atahorany eto,fa ireo manodidina azy iero.
jereo fa misy resaka momba izay koa any amin'ny "LE POINT" any dia mety hazava kely amin'i oay ny resaka.
14. ndotofetsy ( 03/07/2009 20:46)
toa lasa resabe sisa le izy fa ry lerony tompompahefana ka afaka manao ze reviny fa baratin sis no azon ny journaliste sy ny karazany ato sobika aza tsy mande tsony hahahahahaha

mbola aiza anefa eeee

15. Oay ( 04/07/2009 05:31)
fijo:


samy marina ny voalazan'i rabaradaka sy ppatrika eto.i oay irery no manao fanadihadiana diso eto izao.



Ô ry fijo a! ny resaka famatsiam-bola nataon'i Ratsiraka mahakasika ny fanonganana an'i Ravalomanana dia secret polichinelle ka raha tsy mahatakatra an'iny dia tsy tokony hiresaka politika akory!

Momba ny rélation Rajaonarivelo sy Rajoelina dia io no tsy tanty ny ankamaroan'ny HAT sy ny les autres protagonistes, satria raha vao raikitra io dia vita daholo ny ambiny izay no mahatonga an'ilay raika lahy io mamohy ilay hevitra hoe ahongana i Andry Rajoelina sy ny Filazana fa an'i Roindefo sy Ratsiraka ny miaramila izay zavatra lazaiko fa tsy marina tanteraka satria tadidio fa t@ ireo membre an'ilay directoires militaires nomen'i Ravalomanana ny fahefana dia misy anankiray lasa inconditionnel @ i Andry Rajoelina dia jereo koa ireny démonstration nataon'i Rajaonarivelo tany Toamasina ireny é!,momba an'ilay négociation Rajaonarivelo Rajoelina dia namana akaiky no manao an'io fifampifandraisana an'i Pierrot sy Andry io noho izany dia tsy afaka hivaritra saka beloha @ i Oay nareo eto.

Momba ny hoe Ratsirahonana dia efa lasa lavitra be ny resaka amin'izao ary efa fantatrao ve ny ketrika ataon'ny AVI mahakasika ny hoe "Ratsirahonana irery no nahazo toerana ny AVI kanefa i Ratsirahonana efa antitra no sady ny andraikitra tsy dia manandanja loatra no nomena anazy satria conseiller juridique! Anontanio razoky raha mbola sahy manao politika ka mbola manaraka sy tehanao fa tokony hokopy an'io izy raha mbola en bonne relation ka mbola hijapy atsy aoriana atsy, tsy avokako eto ny fifanarahana atao raha tehiditra ao @ io HAT io enao fa anontanio ny zaodahin'i Kapa Kiranil!

Ny resaka any ambadika dia bobaka be ny mandeha fa na inona lazain'iza na inona dia tsy maintsy manao alliance izay tehitondra an'i Madagasikara, efa nolazaiko ao ambany ao fa ny problème ny TIM dia lasa vondron'olona natao hanompoana olona ilay parti tandis que l'AREMA c'est un parti d'alternance, noho izany dia averiko ity teny ity en politique:" L'inimité n'est jamais éternelle mais l'intérét est permanent" dévise n'ilay olona ataoko fa fantatr'i fijo io noho izany dia tsy hanao commentaire ny coulisse de la haute politique i Oay fa ataoko fa samy manantsaina andalina an'izany isika ireto matoa mahasahy miresaka politika eto!






16. RavakaN ( 04/07/2009 08:08)
aleo atao oe marin ny evitrareo rhtr!saing zao n tsarov misain isik mlgs,avelao iz rhtr ifanongan an fa jeren ftsn ze ataon ny rhtr,ml mtandrn ftsn isik f o maf ian io fanonganana io:faafatesana ny mpomb ny ats sy eroa :-D :-D :-D
17. saranga ( 06/07/2009 10:36)
Zao no izy, na i Pierrot na i Rolland dia samy teho président, samy teho dada avokoa. Ny loza dia ity, ianao io mba ho inona ?
18. milamm ( 06/07/2009 11:21)
na iza faly na tsia dia ho voaendy tsy ho ela i andry,sarotra aloha hatr@ izao ny hanekeny ao Antananarivo na Roland Ratsiraka na i Pierrot Rajaonarivelo ,nahoana? ireo heloka be vava ,halatra sy vono nahazo ny malagasy antaonany maro manerana ny faritany 5 izay nanohitra ny revolisiona mena,araho tsara
http://www.state.gov/g/drl/rls/hrrpt/2003/27736.htm
Tsy ho toa teny izy mitsamm ireo fa herisetra sy fanitsahana lalana indray no tsy maintsy hiakarany eo,vao maika ho ratsy olona manana toetra mamitrana fihavanana sy toa teny no ilaina @ izao fotoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2529