Taliban malagasy

1. patrick2002 ( 25/06/2009 03:31)
Dia tratra izany ny Taliban malagasy ,hasa re hatraiza ity ,asa fanakorontanany ry zareo legaliste ,ity , tena voahitsakitsaka ilay mot legaliste ,ny masina efa novana ny dikany ,izao indray ny legal .
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=27498
répondu par pikatti le 29/06/2009 07:54
2. zoam ( 25/06/2009 03:57)
tsy terroriste amiko no nanao an'ireo fa mba hanairana ny be sy ny maro
http://www.youtube.com/watch?v=6JSeopcA2L8,tsy rariny loatra ity fitondrana ity HAT ity ,raha mbola mitohy izao mbola ho grave ny hiseho ,aleo ny tantara no hitsara .Mitohy ny tolona
3. xxx ( 25/06/2009 04:04)
fitondrana nalaina t@ hery sy fanankorontanana io ary izay ihany no solution fangalana azy,a tout prix
4. essera ( 25/06/2009 05:18)
zoam:
tsy terroriste amiko no nanao an'ireo fa mba hanairana ny be sy ny maro


Fa tena azavao misimisy fa hay efa miova ny dikan'ny hoe TERRORISME izao. Raha hanapoahana baomba ao an-tranonao d fanairana fotsiny izany marina angamba. :-D :-D :-D
5. xxx ( 25/06/2009 05:29)
izay no mba fomba entiny hanahirana ny mpitondra, ka na inona filaza azy tsy koi,aminay tsy maintsy miala eo io HAT io na dia hiafara @ ra mandriaka azy
6. essera ( 25/06/2009 05:40)
Haaaaaayyyyyyyyyyyyy, izay vao azoko. Zah koa mora mahazo zavatra kely rehefa azavainao ela b :
Izao izany :

4.xxx:
hiafara @ ra mandriaka azy = MANARA-DALANA (Légaliste)


Ok, misaotra betsaka !!!

:-D :-D :-D :-D :-D
7. patrick2002 ( 25/06/2009 06:15)
essera : ianao koa taraiky zao mahazo zavatra efa hoe
legal= terreur
masina = fandrobana
Fitiavana= fankahalana
fitiavana tanindrazana = fampiadiana ny malagasy
mandehana anontanio ny PDG ny serasera raha tsy hoe Gasy Tia Tanindrazana
egal Gasy Tsy Mananga-tsaina :-D :-D :-D :-D
8. essera ( 25/06/2009 06:19)
Tokony ampidirina ao amin'ny akademia les reo rapatrik d jerena raha eken'ny ao.
9. xxx ( 25/06/2009 08:32)
ny miaramila = hat ka afaka mamorona izay tiany ho lazaina izy mba hiarovana ny fiandrianany TGV izany no atao hoe pôlitika ry essera sy ra pà a, arakiny teniny tgv hoe afaka hovainy ho Z ny A raha ilaina izany :-D :-D :-D :-D
10. naritsimba ( 25/06/2009 08:38)
Efa nilaza aho teto fa vao maika hanamafy fo Ra8 ary dia hisy zavatra mafy kokoa noho izay efa nahazo azy hitranga fa aleo ho hita eo.
11. xxx ( 25/06/2009 08:52)
alefaso alavitra ny saina ry reto a, ny mpanao arrestation HAT ny mpaniraka HAT, ny mpitsara HAT ny filohampokotany HAT ny beny tanana HAT ny jiholahy mpampihorohoro(alain ramarosona) HAT ny gazety izay mivoaka manohana HAT ka lôzika raha hilaza ry zareo hoe legalista no pametraka baomba, na 1+1 aza afaka lazainy ho 5 raha izay no mahametimety ny fitondrana, izany no atao hoe pôlitika fitazonana seza :-D :-D
12. naritsimba ( 25/06/2009 09:04)
xxx> azoko an-tsaina ihany 'ty olona manao xxx 'ty, tsy mahagaga fa olona very fihinanana ianao. Tsara ho anao ny tsy mipetraka eto Madagasikara satria tsy mendrika ho malagasy ianao.
13. essera ( 25/06/2009 10:13)
naritsimba, fantapantatro io oul io fa aleoko tsy miteny. ny fomba fanoratany tonga d fantatro tsara

14. xxx ( 25/06/2009 10:28)
asehoy ny ps kou raha tena mahafantatra fa aza miseho ho mpaminany eo ry naritsimba sy essera a, raha tena fantarareo tsy ho ento intsony aky za a :-D :-D :-D
15. xxx ( 25/06/2009 20:01)
aiza ihany ilay ps ko e? sasamiandry ny aty! tapenako nena raha fantatrareo hoe iza za! afatsy Hery an!
16. fijo ( 26/06/2009 19:51)
za aloha tsy mankasitraka ity resaka baomba atsy sy eroa ity.amiko tsy ilaina akory ny fanampiana ny gasy hovonoina indray.
fa ny mahagaga sy mbola ilako valiy,dia hoe amin'ny fomba ahoana moa no ahalalan'ny polisy hoe iry fiara iry misy baomba????io amiko no mila fanazavana ahafantarana ny marina.fa raha ny eo amin'ny magro tokoa no mamporisika ny fanaovana izany,dia aleo hilamina sy tsy hiteny intsony amin'ny anaran'ny aradalana,fa efa fomba tgv sy capsat izany
17. patrick2002 ( 27/06/2009 01:18)
fa efa fomba tgv sy capsat izany

TGV sy CAPSAT tsy mbola nametraka baomba ,raha nanambana basy dia efa nataony CAPSAT ,ary tsy namono olona koa ohatry ny dada .


fa ny mahagaga sy mbola ilako valiy,dia hoe amin'ny fomba ahoana moa no ahalalan'ny polisy hoe iry fiara iry misy baomba????

Hita ny Camera de surveillance ny Leader Price ilay olona nametraka baomba ,nalefa t@ TV ny sariny dia nisy niteny hoe i Anona io ,avy amin `iny no nanaovana ny investigation ,
18. pikatti ( 29/06/2009 07:54)
tsisy olona tsostr nanana baomba zany fa nareo ve naheno fa nisy nanapotika ny tobin'ny capsat??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2435