Tiako i Madadasikara

1. xxx ( 25/06/2009 08:22)
TIM (tiako i Madagasikara) dia avy eo GTT (Gasy tia tanindrazana). mmmmh :o

Iza ary namorina ireo anarana ireo???
Lé voalohany tia tena be. TIKO hony i Madagasikara dia zao mody novaina hoe ny Gasy. mmmmhhh
novalian'i xxx ny 28/06/2009 06:50
2. belaza ( 25/06/2009 08:28)
TGV(Tanora malaGasy Vonona) mmmh :oops:

vonona haninona ary?

tokony hoe

TGV(Tafika malaGasy Vonona) de mody novaina hoe ny Tanora. mmmh!
3. Noue ( 25/06/2009 08:31)
belaza:
TGV(Tanora malaGasy Vonona) mmmh :oops:

vonona haninona ary?
vonona hi-degany ve ??


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. yuka ( 25/06/2009 08:51)
Tanora Gasy Vonona hamadika sy hitroka ny hare-mpirenena :evil:
5. essera ( 25/06/2009 08:55)
Ny TIM les izao no tena dikany :

Tiako ho ahy irery Madagasikara.

D inona fa tsy amperora.

6. naritsimba ( 25/06/2009 08:56)
izaho aloha tena tia an'i Madagasikara e, fa kosa mankahala an'izay mpitondra nampahantra ny malagasy sy tia tena toa an'i Ravalomanana sy Ratsiraka.
Tsy mendrika ireo olona ireo ary izay manohana azy dia mbola mihevitra ny hampahory ny malagasy toa azy, ka tsy mendrika ny hahazo famelana.
Aleo ho tsarain'ny tantara ary samia ho velon'aina hifanatri-tava ho tsrain'ny taranaka fara aman-dimby.
7. xxx ( 25/06/2009 08:59)
O ry zareo a! ohatran'ny adin-jazakely koa ity ataonareo ity fa maninona no tsy apoka amin'izay ity ady an-trano ity amin'izay ho hita eo izay tena mafy??? mba mifamono mandritry ny 2 na3 taona aloha ny tim sy tgv??? ataovy ohatra ny any Somalie ireny dia izay mahery mahazo seza???
Ity ve no taritina lava be eto
8. essera ( 25/06/2009 09:00)
Efa ho avy hono ny amperorantsika, dradradradrain'n zanany ao ambany ao :-D :-D

Ity izy ity :

9. Oay ( 25/06/2009 09:05)


Izao no dikan'ny Fitiavana an'i Madagasikara!

Ho an'ny GTT dia izao mipetraha tsara any Italia sy Frantsa any fa ny sasany efa antitra tsy mahazaka fiainana aty Madagasikara ny sasany indray na ny miteny Malagasy aza tsy hainy akory ka inona no mbola maha-malagasy anazy!

Inona no hanavahanao ny Koreana sy Ny Jap's valiny asaivo miteny izy d ho fantatrao hoe iza no miteny Jap's ary iza no miteny Koreana!

Inona no mahasamy hafa ny Frantsay sy ny Spanish, asaivo miteny izy d ho fantatrao hoe iza no frantsay d iza no espanola, noho izany ho anareo GTT dia mba mitenena Malagasy ahitanay fa tena Malagasy tokoa ianareo, (Parlons Malagasy afin que nous ne vous confondions pas aux Indonesiens)!
10. essera ( 25/06/2009 09:10)
Zay ange ltia raOay le antony nitenenako omaly hoe
[center]"Ny namana GTT tsy gasy nefa koa tsy vazah !?!"[/center]
Mbola tsy kôpy mantsy ny sasany. Fa raha tia tanindrazana ianao fa tsy tia an'i TGV sy HAT sns dia



Fa tsy manao hambo-po diso toerana.

Tsy an'i Andry, tsy an'i Ravalo, tsy an'i Ratsiraka, na i Zafy ny sainam-pirenena fa an'ny MALAGASY. Ary ampiako kely mihitsy hoe tsy misy mandidy an lisany hanangana eo fa izao no atao hoe : "NY ADIDY TSY AN'OLON-DRATSY"
11. xxx ( 25/06/2009 09:51)
naritsimba:

izaho aloha tena tia an'i Madagasikara e, fa kosa mankahala an'izay mpitondra nampahantra ny malagasy sy tia tena toa an'i Ravalomanana sy Ratsiraka.
Tsy mendrika ireo olona ireo ary izay manohana azy dia mbola mihevitra ny hampahory ny malagasy toa azy, ka tsy mendrika ny hahazo famelana.
Aleo ho tsarain'ny tantara ary samia ho velon'aina hifanatri-tava ho tsrain'ny taranaka fara aman-dimby.



tokony mijery ny tenanao aloha ianao ry naritsimba vao avo vava eto fa mahamenatra ty firesakao an!
12. essera ( 25/06/2009 09:54)
Aza miadiady nareo ry 10.xxx fa aleo manao fety milay a :

13. sakaymena ( 25/06/2009 10:46)
ndao hanao harendrina seraseraooooooooo
may may may zay tsy faly manao aminay darofana vatakitay.............
tgv hany ny anay
14. yuka ( 25/06/2009 11:47)
Arendrina serasera oh!
may may nodoranareo ny tanindrazanay
fozaorana mena toy ny sakay
RAVALOMANANA IHANY NY ANAY
ZAY TSA MATAHOTSA VATAKITAY :-D :-D :-D
15. endrika01 ( 25/06/2009 11:50)
sakaymena:
ndao hanao harendrina seraseraooooooooo may may may zay tsy faly manao aminay darofana vatakitay............. tgv hany ny anay
Sady lery kou bogosy an,she akory Sakaymena?Ny eto Analakely zao ny masikita sy ny taoka gasy ny loka,vao maraina de woay,favy mintsy lou le tgv e,hotsy ny we,milamina be zany ny tanana! Very aho ry taniko! :-w:-w:-w
16. xxx ( 25/06/2009 11:54)
Manao resaky ny mpiady an-tsena koa ry zareo reto :-D :-D :-D
17. yuka ( 25/06/2009 12:04)
Ireny lavanify reny ve no atao hoe bogosy???
marinamafy na atao kadoany ary i likiliky rah mbo ho tiko :-D :-D :-D
18. xxx ( 25/06/2009 12:05)
Mialona indray i Yuka =)) =)) =))
19. yuka ( 25/06/2009 12:10)
Iza no hialonako :roll: :roll: :roll:
mbay tany an!
ilay manararaotra ny fanginanay no tsy zakako,samy mahay manoratra anie!
sady samy mafoaka io e!
tsa misy mitsoaka zany eo :-D :-D :-D
20. AndriambyII ( 25/06/2009 12:11)
Anjemantsôô ! fa inn ty resak ty ? zâh no bôgôsy ndrindra @ bandy gasy reetra !! lollll !!ha ha ha ha
=)) =)) =)) =)) :-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1408