Tiako i Madadasikara
21. xxx
(
25/06/2009 12:14)
Tara @ Andry indray Yuka e!!!! aza mody fanina e!!! (l) (l) :* :* =)) =))
23. xxx
(
25/06/2009 12:20)
Zao kosa le fomban'ny sipa tara @bandy ireny e! ohatra an'ilay any am lycee (l) (l) (l) ambava tsy tia fa ampo tarabiby
24. yuka
(
25/06/2009 12:33)
Marina mafy na rams ary tsy hisitri-belona ra iny no mahatara ahy??
taloha lazaina fa Ivo hasina e! zao ndray dia hoe i lavanify hono :-D :-D :-D
tsy toy iny no karazan'olona manintona ahy :-D :-D :-D ary aza avadika ny resaka fa politika ny eto :evil: tohizo ny dinika :D

25. xxx
(
25/06/2009 12:42)
Politika daholo zany Yuka! midobodoboka be ve ny fon'i Yuka fa kobon'ny olona fa tia an'i Andry i ndry??? =D> =D> =D>
26. sakaymena
(
25/06/2009 12:55)
aza tezitra zany ry yuka fa ny mpanao politika tsy tokony ho mora tezitra zany rah tsy hoe marina ngah le voalaza teo???????????
27. AndriambyII
(
25/06/2009 13:00)
K' efa mteny ah oé zah no bôgany ndrindra ao @ tanàna dé inn ndray ary , ny bogosité ange no mtondra firenen é !! :lol: :lol:
28. xxx
(
25/06/2009 13:42)
yuka:
Marina mafy na rams ary tsy hisitri-belona ra iny no mahatara ahy??
taloha lazaina fa Ivo hasina e! zao ndray dia hoe i lavanify hono :-D :-D :-D
tsy toy iny no karazan'olona manintona ahy :-D :-D :-D ary aza avadika ny resaka fa politika ny eto :evil: tohizo ny dinika :D
sao de mba lesbien kosa aloha i yuka eee ka tara @ i mialy eee
:@ :@ :@ :@ :@
29. fijo
(
25/06/2009 20:54)
ny fiziriziriana dia hendrika iray fanehoana ny tsy fitiavana ny taniny.ka asakasakareo izay miziriziry
30. xxx
(
28/06/2009 06:50)
reo tsy tia an'i Andry reo dia be fialonana daholo e, BE FIALONANA, na taratara tam Andry na Mialy dia tsy nahazo dia TSY MAZAKA, zay daholo reo, sans exception, fa tsy misy hidiran'ny politikany na ny fahasahiany, fa juste lay manao anakampo hoe : "f'iza ialahy no mba misaho mitarika" zay no tena marina