inona ny prog aty Paris amin'ny 26 juin

1. xxx ( 25/06/2009 06:09)
Asa ny prog nareo fa misy film en live gratuit "GTT contre TGV - le retour". Mifànalà baraka ao daholo ianareo. Tsy mahay mipetraka iray trano
novalian'i fijo ny 25/06/2009 20:57
2. essera ( 25/06/2009 06:16)
=)) =)) =))
3. patrick2002 ( 25/06/2009 06:22)
raha ny any GTT no tadiavinao dia fanapoahana ambasady
ny an`i TGV kosa dia fananganana madagasikara vaovao ,nialan`ny jadona.
4. Noue ( 25/06/2009 06:50)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) misy dia efa tena jamban'ny taolana mahintsiny oa ato eee :-D :-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 25/06/2009 08:17)
madagasikara vaovao hono :-D :-D :-D :-D ny fako feno, ny vidinjavatra tsy mitsahatra miakatra, ny sandambola midina isanandro, ny pangaropaosy maniry ohatriny anana, ny miaramila tsy mitsahamitombo ny karamany nefa tany tsy miady, tsy manenjika dahalo fa mampihorohoro vahoaka, sy misotro toaka no asany, tena madagasikara vaovao marina ity le :-D :-D :-D :-D :-D
6. Noue ( 25/06/2009 08:30)
sao dia mba zany kosa no lazainy oe democratie eee ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 25/06/2009 08:34)
xxx:

madagasikara vaovao hono :-D :-D :-D :-D ny fako feno, ny vidinjavatra tsy mitsahatra miakatra, ny sandambola midina isanandro, ny pangaropaosy maniry ohatriny anana, ny miaramila tsy mitsahamitombo ny karamany nefa tany tsy miady, tsy manenjika dahalo fa mampihorohoro vahoaka, sy misotro toaka no asany, tena madagasikara vaovao marina ity le :-D :-D :-D :-D :-D


hafa kely tokoa k'ity :-D :-D :-D
8. naritsimba ( 25/06/2009 09:01)
Ho ahy aloha ry Noue dia tsy jamban'ny taolana toa anareo mihitsy, ny anareo no jamban'ny fanompoana an'i dada(rabe osy), ary ny kely nomeny anareo no tena taolana fa ny nofony efa lasany daholo.
Manody tompoko ny fanaovana ratsy ny mpiray firenena.
9. Noue ( 25/06/2009 09:42)
tsy azoko mahintsiny ity mahazo an'ity naritsimba ity fa tsisys afatsy ny ODY NY ANATY LOHANY SY SAINY !!! :^) :^) :^)
10. xxx ( 25/06/2009 09:50)
Tena nasian'i dada ody mafy izy fa afaka ihany ka milazalaza izay nahazo azy ry Noue a! Mbola hanao tahaka azy ianao rehefa afaka tao!
11. essera ( 25/06/2009 10:15)
Ity no tena halan'i Dada mihitsy izao :

12. xxx ( 25/06/2009 10:58)
OK Lesy essera an!
13. fijo ( 25/06/2009 20:57)
ary narotsimba ngama mpiandry,fa ireny tsy mahita hafa tsy devoly sy satana???????nefa mivavaka hono an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1432