miaramila vonona hitifitra
1. xxx
(
25/06/2009 13:44)
raha toa ka mbola maro tokoa ny miaramila manaraka an i ra8 dia mety hisy hitifitra eo mahamasina i tgv raha mankeny satria tsy misy corps diplomatiques ho avy eny mihintsy
2. xxx
(
25/06/2009 13:54)
Sao mihevitra fa ny fahafatesan'i Andry no vahaolana @ izao krizy izao. Fihetsika tsy voahevitra no ampivadika Somalia an'i M/car :-D :-D :-D
3. fijo
(
25/06/2009 20:33)
tandremo marina,fa fomba tsyvoahevitra toa izany no mampivadika ny ady an trano
4. xxx
(
25/06/2009 21:33)
tairo eo aloha fa hita eo ihany ny fandehany fa le gidra mangatsiaka tsy de mamely
bomba ary bomba atsy aleo tonga dia atao bomba be mintsiny
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.089