5 sy 2 ny baolina, Mitarika ny tgv
1. xxx
(
25/06/2009 09:57)
Nahatafiditra baolina iray indray ny tgv omaly raha tratra ireo mpanapoaka baomba tetsy Analakely.
Nangina tanteraka ireo supporteurs tim amin'izao fotona. Ny kapiteny ny ekipa moa dia efa somary reraka ihany nefa dia mbola mikiry ny hamono baolina.
Nangina tanteraka ireo supporteurs tim amin'izao fotona. Ny kapiteny ny ekipa moa dia efa somary reraka ihany nefa dia mbola mikiry ny hamono baolina.
novalian'i sakaymena ny 25/06/2009 10:42
2. essera
(
25/06/2009 10:04)
taim-baolina sisa no eritreretin'ny zanaky dada fa efa lavitra be ny elanelana.
Midinika izy mbola hoe : GOAL AVERAGE ihany no resahina nefa resy be am score
Midinika izy mbola hoe : GOAL AVERAGE ihany no resahina nefa resy be am score
4. sakaymena
(
25/06/2009 10:13)
ary tandremo ary sao de miangatra ny arbitre an.fa zay resy matatesa e
5. essera
(
25/06/2009 10:15)
Sakaymena, foot ange no atao efa avadiky ry zalah rugby tao am leader price e. Ty fanomezana ho an' Sakaymena.
