Mitetateta ery izato ianao ry Rajoelina manampy ny hafa
1. Mirananirina
(
02/07/2009 06:45)
nefa ny eto Madagasikara aza ty ,tsy vitanao,sa mba te hisehoseho fa hoe mahavita azy aho.tssssssss.Jereo aloha Gasikara vao mizesta manampy ny hafa.
Les forces comoriennes ont reçu l'aide de la France, des Etats-Unis et de Madagascar
Les forces comoriennes ont reçu l'aide de la France, des Etats-Unis et de Madagascar
novalian'i naritsimba ny 06/07/2009 05:41
2. Noue
(
02/07/2009 06:52)
sali Mirana :-*
k atao ahoana fa manantena angamba lery oe raha manao an'zao izy dia hisy reconnaissance de l'UE sns ?? :evil: :evil:
k atao ahoana fa manantena angamba lery oe raha manao an'zao izy dia hisy reconnaissance de l'UE sns ?? :evil: :evil:
3. Mirananirina
(
02/07/2009 07:01)
salut noue, :-* :-*
Te hizesta mafy ,nefa tsy misy apoka ry TGV mianakavy.
Te hizesta mafy ,nefa tsy misy apoka ry TGV mianakavy.
4. essera
(
02/07/2009 07:02)
Fa niteny an zany angah ltia izy ry Noue sa lisany mahay maminany. Tadidio fa ny olobe gasy aza efa ela no niteny hoe : Ny fahoriana iaraha-mifanampy fa raha fifaliana tsy quoi na samy maka azy an aza.
5. ari.malala
(
02/07/2009 07:08)
mba misaina ry essera a! ny ao antranonao aloha no voalohany tokony hokarakarainao fa tsy hisalovana ny an'ny hafa ery! ny 4'mis feno eraky ny tanàna, ireo very asa firy noho iny coup d'état iny firy, ny mahantra tsy mihinan-kanina firy eto @ tanàna ko ndeha hanampy ny komorianina??? sa raha manana ariary 100 i essera, ka ny vady amanjanakao tys minankanina d ndeha omenao ny ao andrefana ilay ariary 100 fa aleonao ny ao antrnao no tsy mihinankanina? mba misaina hoa!
6. maryline
(
02/07/2009 07:15)
Mirananirina:
nefa ny eto Madagasikara aza ty ,tsy vitanao,sa mba te hisehoseho fa hoe mahavita azy aho.tssssssss.Jereo aloha Gasikara vao mizesta manampy ny hafa.
Les forces comoriennes ont reçu l'aide de la France, des Etats-Unis et de Madagascar
Marina ny an' i Mirana , ekena fa ilaina ny mifanampy nefa jereo alha voky sy mitafy ve ny zanakao voa mitsinjo ny an' ny zanaky ny hafa ampy fivelomana
7. Noue
(
02/07/2009 07:18)
essera:o l'ti essera aaa ! fa elàh ve jamba eee ?? zany foana anie no nataon'tgv hatrizay naha-teo azy eee ! hitan'lah fotsiny ilay nolazaiko oe pour le peu de déplacement qu'il a fait ? tadidin'lah oe taiza sy taiza avy ny mba nalehany ??? tao anatin'io ilay nanodina avio iny !! dia alohan'ny andehanany lery dia manao conférence de presse milaza fa début de la reconnaissance zany !! ainsi que oe mba nahazo invit lery !! ensuite isaky ny tonga , vao eny ivato lery dia milaza indrat oe OK ny tany !! oe reconnaissance mais la verité en est toute autre less aaa ! aiza aza elàh zany klet'ieee ??
Fa niteny an zany angah ltia izy ry Noue sa lisany mahay maminany. Tadidio fa ny olobe gasy aza efa ela no niteny hoe : Ny fahoriana iaraha-mifanampy fa raha fifaliana tsy quoi na samy maka azy an aza.
8. Mirananirina
(
02/07/2009 07:21)
Ny fahoriana iaraha-mifanampy fa raha fifaliana tsy quoi na samy maka azy an aza.
hay mahatsapa izany ianareo,ary ny fahorian'ny gasy rehetra ao ,misy manampy ve??????????????
ny ao antranonao aloha no voalohany tokony hokarakarainao fa tsy hisalovana ny an'ny hafa ery! ny 4'mis feno eraky ny tanàna, ireo very asa firy noho iny coup d'état iny firy, ny mahantra tsy mihinan-kanina firy eto @ tanàna ko ndeha hanampy ny komorianina???
ari-malala,tena marina mihitsy izany.
Iza moa no tsy mahalala fa pays pauvres Gasikara???????No nandeha nanampy ny hafa????????????
9. essera
(
02/07/2009 07:24)
ari-malala:
sa raha manana ariary 100 i essera, ka ny vady amanjanakao tys minankanina d ndeha omenao ny ao andrefana ilay ariary 100 fa aleonao ny ao antrnao no tsy mihinankanina? mba misaina hoa!
Ngah tsy azo atao ny mamangy d sava fa tsy maintsy manome vola.
10. Noue
(
02/07/2009 07:26)
essera:raha samy hanomé ihany ve less essera, tsy aleo ny gasy maty hanohanana sy ny mahantra noho ny adalany no vonjena voalohany aa ??
Ngah tsy azo atao ny mamangy d sava fa tsy maintsy manome vola.
11. Mirananirina
(
02/07/2009 07:27)
Marina ny an' i Mirana , ekena fa ilaina ny mifanampy nefa jereo alha voky sy mitafy ve ny zanakao voa mitsinjo ny an' ny zanaky ny hafa ampy fivelomana
Hita mihitsy ry Maryline,mahantra hatrany,mihamahantra,izay anefa no nangalarana ny fitondrana,
12. ravonjison
(
02/07/2009 08:07)
....ry raiko o mahory
izao lalako izao
tsy fantako akory
izay ao aloha ao......
Mi-comprendre -aho hoe tsy maintsy manao " declaration officiel " mba ho á la page, ary manantena " reconnaissance " avy @ firenena sasany. Sao anefa ianao miseho maanampy io indray no ho voatery tsy maintsy hampiana avy eo, ny moyen-ny Dago mantsy tena tsy misy mihitsy e.
13. yuka
(
02/07/2009 08:21)
Mba diniho tsara aloha ry essera vao mamaly a!
ataon'ny akizy petsa eto anie ianao e :D :-D :-D :-D
ataon'ny akizy petsa eto anie ianao e :D :-D :-D :-D
14. essera
(
02/07/2009 09:03)
Aiza zay zé petsa eo
Aiza zay zé petsa eo
Aiza zay zé petsa eo
Aiza zay zé petsa eo
Nareo ihany zao no nampianatra n'io
Ary ity koa Noue miteny hoe misy vola omena ve, d efa nomeko tsara hoe tsy voatery vola ange fa azavaiko tsara raha fifanampiana amin'ny fikarohana fatin'oul après crash ohatra ve d FIEBOEBONA VE IZANY.
Aza faly manakiana wa !!!

17. ratavao
(
02/07/2009 09:58)
Fa iza mo no tena nanao izany teo amin'ny fitondra e! zay tena nanindraindra sy nideradera ery tam firenena tany ivelany nefa ny ny vahoka malagasy nijalyny anoanana tamin'ny fotoan'androny izay mitohy mbola voarin'ny fitondrana HAT
18. essera
(
02/07/2009 10:05)
Fa iza mo no tena nanao izany teo amin'ny fitondra e! zay tena nanindraindra sy nideradera ery tam firenena tany ivelany nefa ny ny vahoka malagasy nijalyny anoanana tamin'ny fotoan'androny izay mitohy mbola voarin'ny fitondrana HAT
Injay ny lakolosy izay tsy tatin'ny zanaky Dada ny feony.
:-D :-D :-D :-D
19. Mirananirina
(
02/07/2009 10:32)
tsy voatery vola ange fa azavaiko tsara raha fifanampiana amin'ny fikarohana fatin'oul après crash ohatra ve d FIEBOEBONA VE IZANY.
Aza faly manakiana wa !!!
vao maika vola be no miala,satria vola daholo na ny avion na ny bateau,na ny olona nalefa tany sns...........,dia GRATUIT daholo ve ireo e????????????
raha tsy hoe nitsangatsanga angaha ry zalahy tany.
20. ari.malala
(
02/07/2009 11:39)
euh:roll:, voarin'ny HAT mankaiza? amt vidin'entana ts zakan'ol tsony mints v? ary mikaroka fatin'oul après crash, @ alalan'ny in? nga zany tsy mila vola? sa tonganao tongotra mankany @ large n'i comores? :-D :-D