Mitetateta ery izato ianao ry Rajoelina manampy ny hafa
21. essera
(
02/07/2009 11:42)
Ka raha lazaina a Mirana oe miantoka gas oil ny frantsay fa ny matos mpanao fisafoana sisi-ndranomasin'i Mcar no mba asaina mijery2 fatin'oul mitsingevana d ho tezitra b ve ianao fa ilay vedety haingam-pandeha iantohana ranon-kisoa tsy tokony ampiasaina tany. Tadidio fa nisy frantsay maro2 maty tao.
D ity koa ange ny fiainana mahazatra eto ambony tany :
[center]MANAO IANAO MAHAZO KIANA
TSY MANAO IANAO VAO MIHA MAHAZO KIANA[/center]
D ity koa ange ny fiainana mahazatra eto ambony tany :
[center]MANAO IANAO MAHAZO KIANA
TSY MANAO IANAO VAO MIHA MAHAZO KIANA[/center]
22. naritsimba
(
02/07/2009 12:51)
Aza mampitovy lakana aman-jahatra ianareo.
Raisiko ho ohatra ity:
-Raha misy maty ve ny mpiray tanana dia tsy tokony hanao adidy ve ny mahantra, ny adidy mantsy dia vola miampy ny fiaretan-tory, raha mahantra izany dia tsy tokony handray anjara @ solon-drambon-damba, sy ny fanalana fahanginana satria reraka tsy ampy sakafo dia mbola miary tory ihany. Ary tadidio fa ny malagasy dia tsy miady amam-paty tompoko, asa anefa fa raha ny tamin\'ny 07 fevrier 2009 dia nisy ny fahafatesan\'ny olona teny Ambohitsorohitra nefa dia r\'izareo ankilany toa nifaly sy nandihy mihitsy satria hoe sitrapon\'ireo olona ireo no te ho eny.
Izao izany vao miseho fa tsy misy iraharahian\'ny dada(rabe osy) sy ny TIM ary ny forongony mihitsy izany fahorian\'ny hafa izany, sy izany fahantran\'ny hafa izany, fa dia tiany raha izy ireo irery no afaka hanana sy ho velona, fa izay tsy manana dia tsy isan\'olona.
-Aiza ilay hoe trano atsimo sy avaratra ka izay tsy mahalen-kialofana.
Fampieritreretana:
Enga anie tsy hisy fahoriana ao aminareo ireo mba tsy hahitanareo ny manjo anareo rehefa tsy raharahian\'ny olona ianareo.
naritsimba tompoko dia tsy mba manavaka fa na manana izy na tsy manana dia tsy maintsy manao ny adidiny @ manodidina azy na TIM io na TGV, na manana na tsy manana.
Fehiny:
-Misy mahafoy, nefa mitombo fananana ihany; Ary misy fatra-pahihitra loatra, nefa tonga malahelo ihany. Ohabolana 11:24
-Ary raha nipetraka tandrifin\'ny fandatsahan-drakitra Jesosy, dia nijery ny fandatsaky ny vahoaka vola tao Izy; ary maro ny mpanan-karena nandatsaka be tao.
Fa nisy mpitondratena malahelo anankiray kosa tonga teo, ka nandatsaka faratsakelyroa ankevitry ny variroaventy avy.
Ary Jesosy niantso ny mpianany hanatona Azy ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa fa io mpitondratena malahelo io no efa nandatsaka be noho izay rehetra nandatsaka tao amin\'ny fandatsahan-drakitra.Matio 12:41-43

23. diloo
(
02/07/2009 12:54)
D'accord @'i essera aho raha mandray anjara @'ny havotraina symbolique ny firenentsika. Eny na dia latsaka hankaterena aza ny Nosy Malalan-tsika.
Raha sanatria ka ny Air Mad no voa iny voina iny, dia mazava ho azy fa ry da-koma dia handray anjara amin'ny herim-pitaovana hanany hanao nyhavotraina.
Mety tsy votery aloha hoe fiaramanidina no fitaovana nampiasain-tsika, fa ireny zodiac sy sambo na sambo kely dia mety raha tsy ampy flouz isika.
Jereo fa iny zodiac iny no nanavotan'ny da-koma ilay zatovo vavy iny.
Ny Frantsa manana fitaovana sy base aérienne ao la Réunion. Double emploi ilay fampiasana avion-gasy. Ny zodiac hitako maivamaivana kokoa ara flouz toa izay fiaramanidina
Aza afangaro kosa ny politika sy secours e.
Na dia izany aza ,dia mi-kopy koa aho @'ny mpandray anjara @'ity lohahevitra ity,
sincère ve i Andry sa opportunité de se faire valoir, au cas où l'intention a retenu l'attention de l'opinon internationale. That's the question! why not!
:wink: :D

24. essera
(
02/07/2009 13:06)
diloo:
sincère ve i Andry sa opportunité de se faire valoir, au cas où l'intention a retenu l'attention de l'opinon internationale. That's the question! why not!
Eo aloha d miankina am vava avoakany. Azy manokana izay fa na isika aza tsy mahafantatra. Ny mapmé kely am le resaka sasany eo ambony fotsin d oe :
k atao ahoana fa manantena angamba lery oe raha manao an'zao izy dia hisy reconnaissance de l'UE
Raha izay foana ange no toe-tsaina entina d tsy misy oul handray andraikitra eto ambonin'ny tany fa sao d mahafaly an-dranona na hahatezitra an-dranona na sao d bedin'ny atsy atsimo, na ny tena GOAVANA d mila tambiny amin'ny tsy antony.
25. Mirananirina
(
02/07/2009 13:40)
nga zany tsy mila vola? sa tonganao tongotra mankany @ large n'i comores?
ari-malala,izany ange hoa e
Ka raha lazaina a Mirana oe miantoka gas oil ny frantsay fa ny matos mpanao fisafoana sisi-ndranomasin'i Mcar no mba asaina mijery2 fatin'oul mitsingevana
essera a,izaho ange tsy mandà ny hanampiana ny hafa raha ohatra efa nataon'i TGV aminy vahoaka Malagasy aloha izany e.
Firifiry no nataony nihinana ny fatiny izao fa tsy nampianay akory
Raha misy maty ve ny mpiray tanana dia tsy tokony hanao adidy ve ny mahantra, ny adidy mantsy dia vola miampy ny fiaretan-tory, raha mahantra izany dia tsy tokony handray anjara @ solon-drambon-damba, sy ny fanalana fahanginana satria reraka tsy ampy sakafo dia mbola miary tory ihany. Ary tadidio fa ny malagasy dia tsy miady amam-paty tompoko, asa anefa fa raha ny tamin'ny 07 fevrier 2009 dia nisy ny fahafatesan'ny olona teny Ambohitsorohitra nefa dia r'izareo ankilany toa nifaly sy nandihy mihitsy satria hoe sitrapon'ireo olona ireo no te ho eny
Naritsimba ,tsara be mihitsy ilay ohatrao saingy ity.
sasananga tsy mitovy io.Adidy afaka atao fa tsy misy vola mivoaka raha mahantra.
ohatra 1 ho anao:Marary mafy ny zanak'ilay mahantra,tsy mihinan-kanina,misy maty atsy andrefana mila vonjy fa maty ny zanany.
Inona no ataony ilay mahantra: ny vola tsy misy ,ny aina 1????,hamonjy ny zaza may hanao adidy sa hijanona aminy zanany marary mafy mila vonjy.
-Aiza ilay hoe trano atsimo sy avaratra ka izay tsy mahalen-kialofana.
Hay ve mbola mandaitra amitsika Malagasy itony ohabolana sy fiteny e!koa no tsy tanterahina aloha,izany hoe:ny any ivelan'i Madagasikara ihany no atsimo sy avaratra ;fa ny samy Malagasy TSY MISY IO.
Inona no fanampiana nataon'ny fanjakana nandritra ireny CRISE maro niseho tany Dago ireny?????????
26. Mirananirina
(
02/07/2009 13:53)
Aza afangaro kosa ny politika sy secours e
Raha azoko tsara izany ny tianao tenenina dia hoe,tsy misy mila secours mihitsy any Madagasikara?????Adala daholo ireo olona mitady vonjy eran'ny tanàna ireo.Fa ny firenena hafa ihany no omena vonjy. :( :( :( :(
Tsisy resaka politika mihitsy ny famonjena ny firenena Malagasy.
Maninona no tsy namonjy atsika Malagasy ny firenena sasany ,nefa pays pauvres be isika:mahagaga :( :( :(
Dia hiteny ianao hoe ary ireo fanampiana efa azo!
Tsy nisy hitany vahoaka ireo.
27. essera
(
02/07/2009 13:53)
essera a,izaho ange tsy mandà ny hanampiana ny hafa raha ohatra efa nataon'i TGV aminy vahoaka Malagasy aloha izany e.
Ianao izao tsy hino raha lazaiko an'ity zavatra ity fa ny firenena frantsay d manana trosa be ao aminy kanefa manampy ny tany hafa. Aza dia raisina amin'izay anefa ilay izy ka hiteny ianao avy eo hoe sasanangy samihafa.
Misy ny atao hoe geste diplomatique. Raha fiainana eo an-tanana dia azoko atao ohatra ny tsy miraharaha raha misy olana fa ity efa ady goavana. D mety ve ny mipetra-potsiny.
28. naritsimba
(
02/07/2009 13:54)
Mirananirina> raha ampifandraisinao @politika dia mba manontany anao aho, fa inona no nataon-dra8 teo anoloan'ny vazaha karamaina 40000euro sy ny malagasy mitaraina noana mandray 70000ar.
Mba inona moa no vitanareo gasy eo anoloan'ireo gasy mahantra any ivelany toa anareo? raha ny hita mantsy toa andosiranareo ny gasy rehefa tonga any fa lazaina fa Gasy Vao tonga, ary menatra ianareo milaza fa Malagasy? moa ve tsy misy gasy mahantra koa any, fa dia ny mifosa sy manenjika an'ireny no ataonareo ary inoako fa anisany ianao raha izao toe-tsainao izao, manana zanaka vavy miasa any ny tenako fa tsy mirehareha tsy misehoseho fa kosa manampy ny sahirana amin'ny alalan'ny fiangonana izay misy azy izy any, na dia azony atao aza ny tsy manao izany fa mianatra ny fomban'ny gasy any dia ataony satria izay no nitaizana azy, ary tsy menatra mihitsy izy mirehareha @ maha gasy azy eo anatrehan'ireo amerikana sy frantsay miara-miasa aminy.
Mba ovay oà ny toe-tsaina ry Mirananirina.

29. Mirananirina
(
02/07/2009 14:23)
Mba inona moa no vitanareo gasy eo anoloan'ireo gasy mahantra any iv[quote]Mba inona moa no vitanareo gasy eo anoloan'ireo gasy mahantra any ive[quote]Ianao izao tsy hino raha lazaiko an'ity zavatra ity fa ny firenena frantsay d manana trosa be ao aminy kanefa manampy ny tany hafa. Aza dia raisina amin'izay anefa ilay izy ka hiteny ianao avy eo hoe sasanangy samihafa.
Misy ny atao hoe geste diplomatique. Raha fiainana eo an-tanana dia azoko atao ohatra ny tsy miraharaha raha misy olana fa ity efa ady goavana. D mety ve ny mipetra-potsiny.
essera a,geste politique marina an,firy sy firy ny firenena matanjaka noho i Madagasikra no tsy namonjy tany?
Fa nahoana no efa mahantra no mbola atao mahantra ihany.
Manana trosa daholo ny firenana rehetra,nefa manana ny ampy daholo izy ireo,vao haingana izao no nampidera ny volamenany tao aminy Banque centraleny ny Frantsay.porofo fa tsy hahantra mihitsy ny firenena.
Mirananirina> raha ampifandraisinao @politika dia mba manontany anao aho, fa inona no nataon-dra8 teo anoloan'ny vazaha karamaina 40000euro sy ny malagasy mitaraina noana mandray 70000ar
fa vazaha nanao inona hono no karamaina 40 000€???? :( :(
Mitovy karama aminy sarkozy izany????????????
Mba inona moa no vitanareo gasy eo anoloan'ireo gasy mahantra any ivelany toa anareo? raha ny hita mantsy toa andosiranareo ny gasy rehefa tonga any fa lazaina fa Gasy Vao tonga:) :) 8O 8O
marina ve izany lainga namboarina vetivety izany????
Ahoana moa no halalana fa gasy vao tonga iny olona iny azafady?
Misy soratra eo aminy tratrany fa ity aho vao tonga ô.
m
30. Mirananirina
(
02/07/2009 14:36)
ary menatra ianareo milaza fa Malagasy? moa ve tsy misy gasy mahantra koa any, fa dia ny mifosa sy manenjika an'ireny
.[quote]
Sao ianao no menatra fa hoe Malagasy?????????
Vao maika ary izahay mizesta fa Malagasy aoka hazava?Mba ratsy toetra lahy ny zanakao vavy aty manaratsy anay aty.Tonga dia fantany vazaha hoe Malagasy ianao,FIERE ery.
[quote]ary inoako fa anisany ianao raha izao toe-tsainao izao, manana zanaka vavy miasa any ny tenako fa tsy mirehareha tsy misehoseho fa kosa manampy ny sahirana amin'ny alalan'ny fiangonana izay misy azy izy any,
hihihi,ratsy toetra izahay aty,io no mba teny sisa tenenina.
Ratsy toetra toa izany koa RAJOELINA TGV sy ny forongony satria taty daholo :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: Ary sao ny contraire ary no ataony zanakao vavy any ampiangonana??????Manangona na mangalatra ny vola rakitra any.
Mba ovay oà ny toe-tsaina ry Mirananirina.
hihihi;efa io izy ka tsy afaka hovana intsony e;ny anao no tokony hovana fa BE FIALONANA
31. xxx
(
02/07/2009 15:19)
marina kosa aloha ny anao ry essera a, amiko tsisy dikany ity dinika ity satria rariny dia rariny raha miezaka ny manampy Madagasikara @ maha firenena akaiky geographiquement an'ny Comores, zavatra normal be zany, ary tsy voatery zay any an dakira be akory no tsy maintsy hanampy fa zay kely mba azo hanampiana azy rehefa mba akaiky ny toerana dia atao e.
Zay ihany koa no ho ataon'ny Comores ohatra raha sanatria dia sanatria ka misy sambo komoriana nanjavona ohatra taty @ faritra ranomasin'i Madagasikara, dia mba miezaka mifanampy rehefa mpifanolobodorindrina e, na dia kely fotsiny aza, ohatra mandefa sambo hafa hitady azy.

32. ravonjison
(
02/07/2009 15:52)
Ho an\' i naritsimba, Assera, diloo:
Iny angamba iaraha-mahalala fa ialina ny fifanampiana rehefa misy ny manjo, kanefa ilay izy misy régle sy principe arahina ihany, mba tsy hampisy ny olana.
1- ny amerikana t@ ilay nisy loza tany, dia nolavin-dry zareo ny fanampiana sasany avy atý @ pays Eoropeana sasany. Tsy hoe be ambo ry zareo raha nanao izany fa nisy raison pratique tao ( coordinaton, betsaka loatra ilay asa avy lavitra, sns...).
Rehefa misy ny firenena ampy fitaovana tsara @ ilay fanaovana secour dia tsaratsara raha avela ry zareo no hanao ny asa satria manahirana ny mandrindra ilay asa raha ny fitaovana sasany efa sophistiqué be, nefa ny antsika mbola fitaovana tranainy ihany no ampiasaina.
Ankoatr\' izay, noho ny tsy fahampian\'ny vola sy fitaovana, sao dia isika indray no hanao \" accident\" any ka voatery tsy maintsy ampiana avy eo !!!
2- manarak \' izany : miala tsiny fa ny fanampiana atao dia tsy maintsy ilána vola.Ka tsy mety raha trosa no hanaovanao fanampiana. Ianao ve mandeha etsy sy eroa mitady vola hanavotana toe-karena, dia avy eo dia hitrosa indray hanavotana firenena hafa. Raha tsy nisy firenena hafa nanampy i Comores dia possible, fa efa misy ny firenena manampy azy ka tsy hitako iza anaovana izany.
Hitam-poko hitam-pirenena fa ao anaty olana isika @ izao fotoana izao, ka raha misisiska be isika @ ilay fanampiana, dia mazava @ mpitazana fa mila valiny isika any aoriana matoa manao izany. Mahamenatra anefa izany.
Tsaratsara fotsiny ny milaza fa hoe : izahay izao dia tena sahirana, ianareo koa efa misy mpanampy rahateo, noho izany tsy afaka hanampy anareo izahay @ izao, fa any aoriana any. Izay no franc sy mazava.
Fa tsy hoe rehefa atý @ ocean indien ilay olana nitranga dia tsy maintsy mandray anjara i Dago na dia efa tsy mihinankanina sy feno trosa aza ny vahoaka ao aminy.
33. dadabe
(
02/07/2009 17:15)
ny mahagaga dia t@ nisy horohoro-tany taty chine dia nanampy ny oull taty i ra8 nefa gasikara tsy matanjaka noho chine...tsy nisy nikozy ny pokona, zao komoro tsy matanjaka noho i gasikara dia mba manampy azy ny gasy ...be kozy be ny pokona hahaha satria ve hoe i Andry rajoelina le manampy de tsy mety fa rehefa ra8 de mety??? sao dia mba diso fijery aza isika izany le hahahah GILA MAMPIDITRA FANJAITRA :-D :-D
34. pikatti
(
02/07/2009 17:26)
Manampy eo ihany fa ny misolelaka te hahazo rariny ty anie no tena mahalasa an'i tgv adala é,zany ve dadabe dia tsy azon'elah ty é
zany le hoe boka hanabady de mitonatonana
zany le hoe boka hanabady de mitonatonana
36. fijo
(
02/07/2009 21:21)
sao dia ny frantsay kos ano niantoka ny lasantsy sy ny gazoalina nanmpiasaina,rah aizay ngamba de ekeko hoe tsy nanome sy nandany vola ny gays.fa aza hadino ny fameriny hoann'y frantsay avy eo
37. naritsimba
(
03/07/2009 05:47)
hoy Mirananirina>
Izay ilay mahavoa anareo, tsy naharaka ny tena zava-nisy taty fa mijery anjambany fotsiny, ny DG ny Air Mad sy ny DG sy DGA ny JIRAMA tompoko dia nokaramana t@ euro 40000euro ny DG ny JIRAMA sy AIR MAD ary 35000euro ny DGA ny JIRAMA, azonao anontaniana ireo raha mahalala olona ao @ AIR MAD ianao ary azonao anontaniana Andriamatoa Glou prezidan'ny namana serasera dago izay niasa tao @ JIRAMA ary anisan'ny niaran'ny tsy rariny tao @ io orinasa io satria anisan'ny nitarika ny sosialin'ny mpiasa tao fa tsy nanao politika, ary Andriamatoa Avylavitra izay delegue ao ihany koa.
Sao indray lazaina mamorona i naritsimba mantsy.
Momba ireo Gasy VAo Tonga dia tsy izaho no namorona akory fa ny avy any no mitantara izany rehefa tonga aty, ary tsy olona iray fa maro mihitsy.
Izao koa dia mitaraina i hery fa mitady ho zarain'ny resaka politika ny gasy any Italie, dia tadidio fa vokatry ny nataon,ny dada(rabe osy) ihany koa io.
fijo> ny fahalalako azy dia tsy vola no nomen'ny fitondrana Malagasy fa fitaovana ary r'izareo no miantoka ny fampandehanana izany. Ny mahagaga ahy dia hoe aza adino ny fameriny, angaha i fijo manome tambiny ho an'ny frantsay takalon'ny fipetrahana any ?
Raha izay izany dia mila tambiny daholo ianareo manohana an'i dada(rabe osy) ireo vao manao zavatra, ho ahy aloha dia ny asa ataoko no ahazoako tambiny dia karama izany, ny ankoatran'izay tsy misy ilako tambiny na dia kely aza, zatra manao an'izany kay ianareo hoe matoa manao zavatra dia mila tambiny, izay ilay toe-tsaina tsy mampandroso mihitsy.
fa vazaha nanao inona hono no karamaina 40 000€????

38. fijo
(
03/07/2009 20:20)
ô ry naritsimba an,aza akipy ny maso fa tsy misy firenena manome zavatra maimaimpoana izany eto an tany.misy tambiny daholo io.
mba jereo ilay dinika natao tao amin'ny assemblé frantsay iny fa mazava be ny resaka,tsy mila an'i andry ny frantsay,dia mazava be fa raha tsy manaiky izy"hoy ry zalahy" dia ampahafantarina azy fa isika(frantsay) no niaro azy fony izy tao anaty sarotra.ka io tambiny ny filaza azy sa maimaimpoana????

39. naritsimba
(
06/07/2009 05:41)
fijo> tsy sanatria akipy ny maso, fa ny hita aloha dia transition zao ary Andry no mitondra rehefa niongana Ra8, izay no tsy levon'ny vavonin'ny sasany, dikan'izany dia ilay olona mihitsy no tsy tianareo.
Ny mahagaga ahy dia ity, io izao dadabe avy any chine manoratra nefa dia tsy misy sahy manohitra sa rehefa Ra8 dia marina fa raha i Andry dia diso?
Novaliako koa ilay fanontanian'ny Mirananirina dia iny izy no tsy hita, izay ange ilay hoe manompo olona ianareo e.