ny vidin'entana....(tohiny)
3. fijo
(
02/07/2009 21:15)
mba havoay kely hoe ry hery io xxx io,fa eto kosa ngamba efa mihoatra ny aradalana le resaka
4. Bazily
(
03/07/2009 06:31)
Fa inona no olanao amin'ny merina ry xxx? Fandranitana tsotra izao io ataonao io.
5. xxx
(
03/07/2009 06:40)
Tsoriko avy hatrany fa fandrangitana tsotra izao io mba hahatonga saina. Ary raha tena mamaky tsara io dinika hoe ny vidin'entana eo ambany io enao dia tena taratry ny mahatonga ny gidragidra foana eto an-tanĂ na.
AMPISEHOY ra-hery a! AMPISEHOY ho hitan'ny tany aman-danitra. Indrindra moa mba ho hitan'i fijo. :)
fijo:
mba havoay kely hoe ry hery io xxx io,fa eto kosa ngamba efa mihoatra ny aradalana le resaka
AMPISEHOY ra-hery a! AMPISEHOY ho hitan'ny tany aman-danitra. Indrindra moa mba ho hitan'i fijo. :)
