Faly aho, tena faly ...

1. essera ( 01/07/2009 14:57)
Rehefa niandry ora maro aho tsy nisy namaly ilay fanontaniako hoe :
Essera tam 01-07-2009 08:29:08:
Iza no sahy MI-CONFIRMER eto fa nahazo invitation M Ravalomanana ho ao amin'ilay fivoriana ?


d aleo mba omena valiny ny namana fa na izy saro-kenatra be miteny na koa kamo hikaroka :-D .

Union africaine. L’ancien président s’est invité au sommet à Syrte
(30-06-2009) - Le sommet de l’Union africaine (UA) censé se tenir à Madagascar, a finalement lieu à Syrte en Libye et l’ancien président de la République, Marc Ravalomanana s’y est invité, sans avoir reçu une invitation officielle des dirigeants de l’UA.


Ary mba tsy ho vaovao tapatapany dia fenoiko kely fa ny HAT koa tsy nahazo nandray anjara tany fa tsy hoe Ravalomanana ihany no hitrikitrihan'i Essera eto :

Il n’aura donc pas droit à la parole. Mais il faut aussi relever que l’UA n’a pas non plus invité les dirigeants de la HAT à ce sommet où la question principale porte sur le développement agricole.


Dia ny mahatsikaiky d vao maraina ny namana iray d efa nieboebo ery kanefa dia mazava fa :

Hier, les pro-Ravalomanana ont annoncé en fanfare la participation de ce dernier au sommet de Syrte. Mais ils n’ont pas abordé l’absence d’une invitation de la part de l’UA et de l’interdiction pour Ravalomanana de prendre la parole à ce sommet.


Ka mba ajanony re le fieboeboana.


novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:47
2. xxx ( 01/07/2009 15:08)
Faly aho, tena faly koa aho fa manana an'i essera izahay. :)

Mafy amin-dravalo angamba ilay tsy mi-voyage matetika ohatry ny taloha intsony ka mba lasa nakany izy.
3. Noue ( 01/07/2009 16:08)
alefaso eto leisy essera ny lien hiaraha-mahita aaa !
4. essera ( 02/07/2009 04:17)
Tsy noforonina ltia io fa copie/coller ry Noue. Mahay an'io daholo isika izay mikarokaroka am google sy ny site gasy rehetra.
5. dadabe ( 02/07/2009 04:49)
hahahahaha marina izany e =D> =D>
6. pikatti ( 02/07/2009 17:47)
io ndray le resaka essera "faits divers"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0503