Sarotra ny fanantenana ho an'ny zanak'i dada raha izao
1. swann
(
06/07/2009 16:10)
tsy milaza ny hevitro aho fa raha namaky ireto vaovao misongadina ireto kosa dia hitako fa voaporitra mafy sy voahitsaka mafy ny ahazahoan'i dada fitondrana indray raha ny ankapoben-dresaka indrindra ilay hoe ferana fito-polo taona ny mahazo mirotsaka ,
vaovao misongadina 04-07-09
Fikaonandoham-paritra: famotsora-keloka
Misy ireo tsy te hanome famotsoran-keloka ho an-dRavalomanana
{mosimage}Nisy ireo tsy te hanome famotsoran-keloka ho an’i «Dada». Nampidirina ho isan’ny azo fidiana ho Filoham-pirenena ny taonan’Ing. Andry Rajoelina
Vita ihany ny fikaonandoham-paritra nataon’ny fitondrana HAT samirery nanerana ny faritra 22. Raha ny fehin-kevitra voarainay avy tamin’ireo faritra sasantsany momba ny famotsoran-keloka dia hita fa misy ireo tsy te hanome famotsoran-keloka ho an-dRavalomanana na dia nanapaka ny hanomezana ny famotsora-keloka faobe aza ireo nandray anjara. Hita izany tany amin’ny faritra Atsimo Andrefana, Alaotra Mangoro, ny faritra Atsinanana, ny faritra Analamanga. Ny faritra Diana kosa dia nanaiky ny hanomezana ny famotsoran-keloka faobe hatramin’ny raharaha 2009. Hafa kosa no nitondran’ny faritra Vakinankaratra ity famotsoran-keloka ity. Tsy faobe ny azy fa homena arakaraka zavatra nataon’ny ireo izay voakasika. Mahazo mody ireo Filoha teo aloha ary tsy gadraina raha toa ka mahaloa ny vola takian’ny Fitsarana amin’izy ireo. Tsy fantatra kosa izay tena antony fa tsy noresahina mihitsy ity famotsoran-keloka ity tany amin’ny faritra Anosy. Tsy nitarika ireo mpitarika ny fivoriana ary tsy nitaky ihany koa ireo mpizaika.
Mahakasika ny taona hahafahana milatsaka Filoham-pirenena dia hita fa be ireo te hampiditra an’Ing. Andry Rajoelina ho isan’ny kandida. Ny faritra Vakinankaratra, Atsimo Andrefana aza dia namaritra izany hatramin’ny taonan’ity farany mihitsy ary Alaotra Mangoro dia mody nampidina io hatramin’ny 30 taona. Ny faritra Atsinanana, Diana no nametra io hatramin’ny 40 taona noho miakatra. Ny faritra Analamanga izay nametra ny 30- 60 taona kosa dia sady nampiditra ny Filohan’ny HAT no hita fa nanilika an’ireo Filoha teo aloha rehetra. Ravalomanana izay feno 60 taona amin’ny Desambra izao(tonga dia voahilika) ary Ratsiraka sy Zafy Albert izay efa maherin’ny 60 taona avokoa. Tsy tafiditra intsony ihany koa Ing. Pierrot Rajanonarivelo izay efa 64 taona. Tsy voatapaka kosa ny tany Anosy ka dia navela ho 21-40 taona ka amin’ny fikaonandoham-pirenena no irian’izy ireo hanapahana azy.
Saika nitovizan’ireo faritra kosa ny fotoam-piasan’ny filoham-pirenena indroa, mandritra ny dimy taona avy. Ny faritra Diana sy Atsinanana no nanapaka ny fitondrana Federaly raha fanjakana tokana kosa ireto faritra ambiny.
Ny Tahiry R./Lova/Janus/Steeve/J.VCL/Haja P. /Bem’s

répondu par Noue le 06/07/2009 20:55
2. swann
(
06/07/2009 16:24)
sy milaza ny hevitro aho fa raha namaky ireto vaovao misongadina ireto kosa dia hitako fa voaporitra mafy sy voahitsaka mafy ny ahazahoan'i dada fitondrana indray raha ny ankapoben-dresaka indrindra ilay hoe ferana fito-polo taona ny mahazo mirotsaka
miala tsiny indrindra fa hitanareo tsara angamba raha namaky ilay vaovao hianareo fa enimpolo taona no famerana ireo zay te hilatsaka ;idada anefa feno enimpolo amin'ny decembre
3. locl
(
06/07/2009 19:21)
amiko dia tsy misy dikany iny fivoriana natao iny, entina mba andrebirebena sain'olona ka asakasak'izay te hino ireny rediredin'adala ireny
4. Noue
(
06/07/2009 19:33)
fovoriana à la FAT(Y) ! vola lany fotsiny !!! na dia tao aza ny vary , hena matavy sy tsaramaso !! :-D :-D :-D :-D
5. xxx
(
06/07/2009 20:21)
fa iza no topon'ny teny farany é!zé tiany ihany io fa blabla ny sisa dia aza adino ny indamnité fa nanao tournée mi-tourne.dé meo sakafo fa ramaka dia ho avy ny vato bedebe
6. Noue
(
06/07/2009 20:55)
efa manantena ny tsisy zao ry FAT(Y) ka mety efa nanomana kisoa indray koo :-D :-D :-D :-D