voan'ny fantsy ka lasamborona e K.O mihitsy
1. vitamatavy
(
16/07/2009 17:58)
nanompa sy narartsy olona teto ny fianakaviana iray izay tsy ho lazaiko anarana na dia fantatran'ny kil @ maha wiwi aza aza,nahatsiaro voadona ka dia nilefy kely aloha ,mbola ho avy eo ihany izy f'aza malahelo hoan'ireo namany tsy mahafoy aza toa an'i ry bazilou,rapa ,oay,essera ,majakely,mihitsy ,sakaymena sy ps maro2 tsy voatanisa. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 17/07/2009 20:35
3. xxx
(
16/07/2009 18:11)
ka lery be vava nefa tsy mahazaka ,nihevitra ny tenany ho tena izy rakaka nefa vao nomeko ny fantsy kely tonga dia tsy hita ,tsy mainkaiza ireny fa tsy maintsy eto ihany e si non il n'existe pas :-D :-D :-D eto au moins mba misy miheno ny konerie any
5. fijo
(
16/07/2009 19:33)
ary manao izay hiresahana azy foana le hat an,nony nangina tsy niresaka azy ny pokona ,dia izy samy izy ihany no manao izay hiresahana azy.io izao ratsivalaka dia hivadika magro koa ny farany
6. benkintana
(
16/07/2009 19:58)
rawiwi zany aloha ataoko tsara tono mintsy raha vao mipoitra eto ,"raha mbola ratsy fitondran-tena hoatran'ireny ",efa nolazaiko mantsy lery fa mbola io vetaveta saina io ihany ,de nomeko ny daka tery,any zao le aka iny mbola dans le coma ,
anatra kely fotsiny ty lesy a!tsy mahafaty an'elah akory le daka eto fa aza dia be fo be eo
Efa maro no ady antranomaimbo ao no totofan'ny hat fa efa manasa lamba eto imasom-bahoaka ihany no farany,ha ha ha,FAT(Y) E
anatra kely fotsiny ty lesy a!tsy mahafaty an'elah akory le daka eto fa aza dia be fo be eo
izy samy izy ihany no manao izay hiresahana azy.io izao ratsivalaka dia hivadika magro koa ny farany
Efa maro no ady antranomaimbo ao no totofan'ny hat fa efa manasa lamba eto imasom-bahoaka ihany no farany,ha ha ha,FAT(Y) E
7. fijo
(
16/07/2009 20:36)
dia hivadika magro ny hiafarany ,dia hamoak any tsiambarafolo avy eo,aza itako le
8. zoam
(
16/07/2009 22:14)
tsy mahagaga izany e,raha vao tsy mahazo seza i ratsilavaka dia manao eric besson gasy ,mazava hoazy ny fiafar'ny tantara
