BEPC

1. fijo ( 30/07/2009 19:26)
nanontany ny ankizy ny HAT hoe tanisao izay zavatra vitany,
dia mba hoanontaniako ary ianareo mpomba azy,mba tanisao hoe ny zavatra vitany hojerena tokoa??????
tsy izay notokanany akory ,fa izay tena hoe nataony,sao misy manafangaro indray ireo
novalian'i pikatti ny 02/08/2009 19:12
2. patrick2002 ( 30/07/2009 19:36)
tao anaty ny 4 volana veh .
nahavita nanala ny dictateur ,futur saddam Hussein malagasy ,zava-dahebe izay satria raha tsy voaala teo iny ,niteny anao izaho fa lasa petit dieu malagasy sahala @ kim jong Il any coree du Nord.
Namerina indray ireo orinasa izay efa nikatona t@ androny Ravalo na handalana hikatona ,KOBAMA, Ets Ramanandraibe ,CAVAGI ,maro ny orinasa niverina nisokatra ireo mpanao Import export.
3. zoam ( 30/07/2009 19:39)
na dassam hussein io na iza io, ra8 ihany no afaka milaza hoe premier tours io dia ho vitaiko,anontanio ny vahoaka gasy sur place raha tsy efa leo tofoka an'io hat io ,ary miandry ny fiverenan'o dada
4. fijo ( 30/07/2009 19:41)
izany ve no atao hoe asann'y HAT?????
fanonganam panjakana tsy asa rapa fa aza manalabaraka ny tany hianarana.

ny orinasa lazainafa nisokatra,io resaka fampiasana vola fa tsy hoe ny hat no manao azy,ka tsy azo lazaina fa asany izany.
ny atao hoe asa dia hoe nanao tetezana,na nanao tsena ,na zavatra hafa.sao lazaina fa asa koa ny franodikodinana ny air mad
5. zoam ( 30/07/2009 19:42)
nitokana ny vaza bitan'i ra8 e
6. locl ( 30/07/2009 19:46)
Tsy mahagaga ahy raha i Patrick fa ny azy ny ratsy ihany no mba hainy ny midera azy.

tena taranaka biby mitorina
7. fijo ( 30/07/2009 19:52)
ny mampalahelo ,dia tsy hainy akory ny manavaka hoe ity asa vita ity adalana natao
8. ouiandry ( 31/07/2009 04:02)
fijo:

ny mampalahelo ,dia tsy hainy akory ny manavaka hoe ity asa vita ity adalana natao

elah less ry lefijo d hita mintsy ny mahadondrona an'elah kanefa mba milaza fa nianatra, taiza teto ambonin'ny tany lity no nisy mpitondra afaka manao zavatra ao anatin'ny efabolana? jereo ny any amerika fa sahirana i Obama kanefa any ary tany milamina sy tany manakarena any frantsa any 25% ny fitomboan'ny oul tsy an'asa d in rypo kou no mbola holazain'elah, raha azo atao ny niteny ratsy teto d teny ratsy ompa anambavy no nahazo anlah fa zao anefa tadidio fa na tsy nosaratako teto aza le izy d efa voaompa elah, lahy antitra tsy mba mandinika fa miteniteny fona satria very seza sy very finanana, manakorontana no ainlisany, marina daolo reo lazain'i rapa reo fa famerenana ny fahafahana miasa tsy misy jadona sy fandravana monopola no nataon'ny HAT fa tsy fananganajavatra! Manangana trano aza less ry le lahy antitra ty tsy vita ao anatin'ny efa_bolana ah!

9. ari.malala ( 31/07/2009 06:32)
manompa sy miteny ratsy v no mba hay d manadondrodrondrona oul? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D mbà menatra!!! :-D :-D :-D :-D
10. nytsiry ( 31/07/2009 06:45)
tena marina ve fa ny hat no nampisokatra ireo orinasa ireo
ary ireo izay mihidy sy mikatona amin'izao sy izay mbola hikatona atsy ho atsy
ny hat v mba tompon'andraikitra amin'izany ???
asa lahy ? fa d nareo mahita izy !
raha izao indray hoe na i obama aza sahiran nefa any amin'ny tany mandroso d miaiky ho azy izany ve ilay ranamana etsy ambony fa tsisy zavatra nataon'ny hat ka diso izany izay mpianatra milaza fa nahavita zavatra ny hat teto hatramin'ny nitondrany izay ! dia ho very isa indray koa ve sady isa 15 be zao
11. Mirananirina ( 31/07/2009 08:03)
futur saddam Hussein malagasy

hay kosa mbola futur a?????,,,,, :lol: :lol: :lol:
12. xxx ( 31/07/2009 08:58)
ouiandry:

elah less ry lefijo d hita mintsy ny mahadondrona an'elah kanefa mba milaza fa nianatra, taiza teto ambonin'ny tany lity no nisy mpitondra afaka manao zavatra ao anatin'ny efabolana? jereo ny any amerika fa sahirana i Obama kanefa any ary tany milamina sy tany manakarena any frantsa any 25% ny fitomboan'ny oul tsy an'asa d in rypo kou no mbola holazain'elah, raha azo atao ny niteny ratsy teto d teny ratsy ompa anambavy no nahazo anlah fa zao anefa tadidio fa na tsy nosaratako teto aza le izy d efa voaompa elah, lahy antitra tsy mba mandinika fa miteniteny fona satria very seza sy very finanana, manakorontana no ainlisany, marina daolo reo lazain'i rapa reo fa famerenana ny fahafahana miasa tsy misy jadona sy fandravana monopola no nataon'ny HAT fa tsy fananganajavatra! Manangana trano aza less ry le lahy antitra ty tsy vita ao anatin'ny efa_bolana ah!

Matoa mandrava dia manan-katokona !!! Ny teo nosombaina, ny tena nefa tsy mahatsangana na tapa-biriky aza, tsy misy na fofona programa akory aza

Vao mahareo hoe Ra8 dia mi-k-kà am-pataloha daholo !!!

13. gasmlay ( 31/07/2009 09:09)
mandefa hevitra dia avy eo miafina am xxx hihi! =)) :-D ,kobo be!! :-D
14. fijo ( 31/07/2009 20:16)
7. Mpandefa : ouiandry [ Valio ] 31-07-2009 06:02:58
Lohateny : Re : BEPC
Hoy i fijo:

ny mampalahelo ,dia tsy hainy akory ny manavaka hoe ity asa vita ity adalana natao

elah less ry lefijo d hita mintsy ny mahadondrona an'elah kanefa mba milaza fa nianatra, taiza teto ambonin'ny tany lity no nisy mpitondra afaka manao zavatra ao anatin'ny efabolana?

eto dia tena hita fa tsy misy saina le miteny.izy ihany no milaza hoe "aiza no misy asa vita ao anaty efabolana";
koa maninona no anontaniana izany ny mpianatra manao BEPC????????efa hain'ialahy isany fa tsy nisy zavatra vita,ka inona no anontaniana izany ny zazakely??????????aiza le saina eto???

iza indray no hendrikandrehana eto ry gasmlay??????
15. ouiandry ( 01/08/2009 03:39)

ka zao ry lefijo a ny asa vita d ny fampandehanana ny raharaha eto @ tanana, fa ny tiako lazaina @ le oe tsy misy zavatra vita ao anatin'ny efa-bolana d oatra oe rah anangana hopitaly elah tsy ao anatin'ny efa-bolana mintsy no anaovana anizany, d zao ndray averiko an'elah raha toa ka efa-bolana d ahavita miarakla maninn nandritra ny fito taona tsy vita ny toky nomen' i lé8 ny @ ananan'ny Malagasy ts11 4L tadidio anefa fa nisy 84volana nandritrazay fa tsy 4, aza manao hevitra taingina fa tsy ny fananraraotana ny findradradrana ny fahorian'ny oul no hitadiavana ny hamerenana an'i zoky hitsetsitra ny malagasy é!

16. pikatti ( 02/08/2009 19:12)
Na izany na tsy izany tsy fanaovana récuperations éléctorats akory ny zatovo Malagasy ,ary tsy any am-pianarana no hi -récrutena @ fomba an-kolaka ny resa-politika tgv ,zavatra tsisy zany raha tsy ty tgv ty ;
le tary io ministrin'ny fampianarana io mantsy tsy nanao tatitra t@ lay fanamelohana an'i le8 dia zao le aka io no mitady rachètena ,karazana zefa koa le aka io,fa voatsindrona tao de de nibaradaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3258