ahona marina momba ny vola raisin'ireo mpikambana HAT reto

1. ravatorano ( 30/07/2009 09:44)
Plus de 7 millions d'indemnités par mois
La HAT n'a pas seulement hérité du Palais du Sénat à Anosikely, mais aussi des indemnités des sénateurs suspendus. D'ailleurs, pour relativiser ce qu'ils gagnent, les membres de la HAT (le Président non compris) se plaisent ou se complaisent à souligner que du point de vue traitement et avantages en nature, ils ont tout simplement repris ceux des anciens locataires. Si c'est vraiment le cas, le membre du bureau de la HAT a donc droit à Ar 150 000 d'indemnité de représentation par mois. Contre Ar 124 000 pour le simple membre. Quant à l'indemnité spéciale compensatrice de frais de loyer, elle est de Ar 100 000 par mois. Pour les indemnités de tournée, chaque membre de la Chambre haute bénéficiait de Ar 3000 par jour pendant 20 jours par mois soit Ar 60 000 payable mensuellement.
Texte. Reste à savoir si les membres de la HAT perçoivent également des indemnités de session qui étaient fixées à Ar 37 000 par jour, net d'impôts pour les sénateurs. En effet, en attendant la sortie du texte sur la HAT qui serait toujours « entre les mains de Norbert Ratsirahonana », selon un baron du régime de transition, on ne sait pas si cette institution de la transition tient également des sessions. En tout cas, les indemnités de tournée ne sont pas cumulables avec les indemnités de session. En somme, c'est le cas de le dire, un membre de la HAT touche dans les Ar 1 334 000 ou 6 670 000 Fmg d'indemnités par mois si on y ajoute les indemnités de session. Le cap des 7 millions Fmg est largement dépassé si on y ajoute les tickets carburant et le crédit téléphone. Sans compter évidemment le solde proprement dit. Côté personnel domestique, le membre du bureau de la HAT a droit à 4. Contre 2 pour le simple membre.

R. O
midi madagasikara
30 juillet 2009
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:23
2. nytsiry ( 30/07/2009 09:55)
io indray aloha ravato dia izao tsy maintsy mandray karama na ny mifanahaka amin'izay izy fa efa eo amin'ny toerana ihany ary hita fa olona efa retirety avokoa zareo ireo zany hoe omena asa ny antitra (efa manana pension na fisotroan-dronono) fa tsy ny tanora.
Aza hadino marina ny karamany an izay lazain-dry zareo moa fa tsy mobla nandray an'izany izy hatramin'izao mason'andro izao nefa tena marina ve izay?
Mampisalasala ihany izany ry namana isany :roll:
3. locl ( 30/07/2009 10:25)
Ny karama raisindry zareo aloha dia karazany le vola very satria izy tsy ara-dalàna nefa omena vola.

Le olona mandoa impot no mampalahelo
4. xxx ( 30/07/2009 12:22)
Tsss , tantely afa-drakotra ny fahitako azy Ravatorano ! Ilay fitondrana efa tsy ara-dalàna , mbola nofoanany koa ny andrim-panjakana mpanao lalàna , tsy misy base legale ianteherany izany ny transition , indrindra moa fa tsy nisy na dia farafaharatsiny Charte voasonia tahakan`ny tamin`ny 1992 fa dia atao amin`ny barofo daholo ny zava-drehetra ka tsy mahagaga izany ! Izaho aza manahy fa ity andian-jiolahy manafika amin`ny 4x4 miaraka amin`ny Kalchnikov eran`ny tanàna ity dia miaramila nandray anjara tamin`ny putch ihany fa nony tsy nahazo toerana na tsy faly tamin`ny vola nomena azy dia mandrovi-tsihy mangalatra EN TOUTE IMPUNITE . Izany sisa zao no sarin`ny tafika , lasa JIOLAHY . Ary azo inoana fa mety ho TERRORISTE ihany koa ! Manamafy an`izany ny fahaizany manapoaka tetezana tamin`ny fotoan`androny , TETEZANA TAPAKA IZAY MBOLA ILAY NAONGANA IHANY NO NANAMBOATRA AZY !!!
5. bozyboleta ( 30/07/2009 14:42)
Ny karama dia tambin'ny asa vita.
Tsy maninona na ohatrinona na ohatrinona no vola omena an'ireo raha toa ka mifanentana @ asa vita ary misy vokatra mivaingana vitany ho fampandrosoana ny firenena sy fiahiana ny vahoaka.

Hatreto aloha dia na ny andraikitry ny faty aza tsy fantatra mazava. Mivorivorin'alika miketrika ny bizna ho an'ny tenany atsy sy aroa fotsiny no mbola re hatr@ izao. Be ny mitaraina fa raikitra indray ny fanononana anarana any @ birao rehetra any dia mandeha ho azy ny taratasy rehetra.
Ny fitakiana vola @ fomba ankolaka na soloky tsotra izao manginy fotsiny.

Tena hita fa kamo hisasatra nefa be fialonana ny manana niantehatra t@ ezaka nataony sy ny hatsembohany.
6. Zina ( 30/07/2009 15:19)
ary ahona aloha ilay 50 million de dollars lazain'i TGV iny nahazo an'iny ihany ve ry zareo hoe - ilay nolazainy oe ahazo fanampiany ny Dago?
7. fijo ( 30/07/2009 18:55)
iny mbola miandry daholo izay ninon azy ko.
izao aloha mandraoka ny volampanjakana no ataony
8. nytsiry ( 31/07/2009 06:36)
voala fafikatrana zany reo zareo ah !
inona moa no asa ataon'ny fat eto amizao fa tsy ny fanomanana ny fifidianana e sa misy hafa ankoatran'izay ! sady raha tsy diso aho izay no tena vain-dohan-draharahany sy asa tsy maintsy tanterahiny !
9. fijo ( 31/07/2009 20:23)
manomana ny fifidianana fa tsy hoe hanomana fifidiananana hoazy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5367