Politika

xxx ( 03/08/2009 18:43)
daka tena ankatoka mihitsy ka nandraingiraingy tery: NON des Nations Unies et de l’UE à la hat 03-08-2009| Écrit par R.B. Selon des communiqués qui nous sont parvenus, une fois de plus, ... tohiny
ntss ( 03/08/2009 16:47)
F'anga mo zany no nifanarahana! To adino sahady ny fanenjehana ny arema sy ny tsy fitiavana an-dRatsiraka refa hiady amin-dRajoelina!! Tsy adalan'ny Zafy nga no mande "solo" miady ho anazy samy irer... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:27
zoam ( 02/08/2009 21:15)
aleo dia hiomezana fotsiny fa efa manao tsipaky ny miala aina marina,retours a l'ordre constitutionnel midika famerenana ny president ra8 eo @ fitondrany saingy partagena ny pouvoir fa tsy an'i tgv d... tohiny
kidoropamba ( 02/08/2009 17:38)
Noho maha merina azy ihany izany no hifidianana n'i TGV sy Ra8 na dia hita be izao fa efa nifofo ny ain'ny vahoaka malagasy maro ry zareo? Tsy ekena kosa izany e. Mpamono olona izany tsy tokony ho... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:34
pikatti ( 02/08/2009 16:30)
« Monsieur, Nous nous permettons de vous contacter au nom de notre cliente, la Société Nationale des Chemins de Fer Français (SNCF). Notre cliente est propriétaire de la marque TGV® ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:35
bazylou ( 02/08/2009 15:23)
LE8 VS TGV, en prime time , i deba vs zefa albert, eo mahamasinany fotoana rahampitso, 100 fidirana, iadiana ny fahefana ao MAda io; IZa no haharesy eto ?? le antidahy isany ve sa ny tanora rehet... tohiny
salopard ( 02/08/2009 14:33)
Tokony hatao teny gasy hono, fa tsy arany hono raha teny vahiny tsy ampy dôzy aloha, SNIFF.... tchouf..... fa tsy maintsy vita io TATEZA (na) MITA io e!... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:36
Annie2006 ( 02/08/2009 13:15)
[u][b]Hita tao @ sobika:[/b][/u] 01/08/09 : MADAGASCAR :Communiqué officiel de soutien à la candidature de M. Pierrot Jocelyn RAJAONARIVELO 01 AOUT - Sobika.com Communiqué officiel de so... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:41
zoam ( 02/08/2009 13:10)
efa hiara malala aloha fa dia tsy vonona an'io fihaonana io mihitsy ny HAT,natao daholo izay azo natao rehetra(baomba sy ny fanafihana an'i viva) ,ary rehefa fanatany fa tsy nisy nanaiky azy ny rehetr... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:39
terrywui ( 02/08/2009 09:31)
De miala tsiny amin TIM ef sisampaty sy taolankoka ny tenanay fa nahazo tany amin province tany de hidradradradra ho ren tany amandanitra eto indrindra hoa n'i Ramosé tsy mahavoa raha iny fa ""HO TAZ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/08/2009 19:16
ndotofetsy ( 01/08/2009 20:32)
manomboka kikina ve ra8 no tsy heno intsony sa voan i ra andry tgv lery satria lasa resakovy daholo sisa no ataon ireo olona ireo 8O 8O 8O 8O ... tohiny
novalian'i xxx ny 01/08/2009 21:58
diloo ( 01/08/2009 11:04)
Mety ho tsapan'ny mpanao politika rehetra @'izay angamba, inona ny tena dikany ny atao hoe tena VAHOAKA tsy vaky voly raha raikitra soa-aman-tsara ny fivoriana any Maputo, mba hirotsoana @'ny safidim-... tohiny
nytsiry ( 01/08/2009 10:38)
efa farany izany vao nitady hevitra sy marimaritra hiraisana ireo mpanao politika malagasy ! Iza avy ary izy ireo ? Raha nijery fahita lavitra aho alina dia gaga fa mbola saika ry zareo nandrafitra i... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/08/2009 19:49
ravatorano ( 01/08/2009 08:08)
raha tena nolovain'ny filohan'ny HAT marina ve ny fahefana nafindran-dRavalomanan tamin'ny miaramila izay namindra azy tamin'ny filohan'ny HAT ka neken'ny HCC dia ahona tokoa moa izany ? Azony atao a... tohiny
novalian'i xxx ny 01/08/2009 21:39
vitamatavy ( 01/08/2009 07:05)
mbola nisoloky indray ny hat nanao reunion 4 mouvences hono tao @ panorama.Tsipaky ny miala aina io ry zalahy ,matahotra ny fiverenan'i dada. :* :* :* :* ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:44
xxx ( 01/08/2009 06:57)
tongava maro demonstration fa mbola maro ny manohaa ny legaliste eto france metro chatelet ... tohiny
novalian'i pink ny 01/08/2009 19:43
ouiandry ( 01/08/2009 03:58)
enga anie mba hifanaraka ny mpivory any Maputo d mba miverina aty i lé8 hanao fifidianana d mazava tsara anefa fa i Pierrot Rajaonarivelo no lany président 1tour d vita d i Andry Rajoelina no ataony... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/08/2009 20:31
xxx ( 31/07/2009 22:31)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=16442 ho tapitra e ny fanisana andro fa ho tonga ny farany? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =))... tohiny
novalian'i xxx ny 01/08/2009 12:38
penguin ( 31/07/2009 15:27)
Mirehoka mafy tgvendrana isany fa nandresy satria nilefitra ny marina. Ny loza ho azy kosa anefa dia efa mihatonga saina ny vahoaka satria tsapany fa kay izy vahoaka no tena noresen'ny tgvendrana tami... tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 19:44
saranga ( 31/07/2009 14:13)
Nisehoan-javatra nampalahelo maro tao AMBODIHADY Ambohimanarina ary anisan'izany ny fahatongavan'ireo CAPSAT nisambotra olona sy nanenjika olona ary nangalatra fananan'olona. Ny nampalahelo farany teo... tohiny
novalian'i booboo ny 31/07/2009 20:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.5999