Tena nianatra tokoa ve ity dadatoa Andry TGV ity e

1. rabaradaka ( 30/07/2009 08:32)
Lasa ny eritreritro ry dadatoa hoe mba tary nahavita fianarana ve ity TGV ity sa dia DJ fotsiny dia izay ? Toa resiny sy mandohalika eo anatrehany daholo mantsy izao nareo manana doctorat, master, professorat, sns. Inona no marina e ? Ary ny vaovao farany dia mandohalika eo aminy koa zao ny pute (mpivaro-tena), ny DJ, ny mpangalatra, ny mpamono olona. Dia ity koa mandohalika eo aminy koa ry mopera (Odon sy ny tariny), ry pasitera, sns. Fa tena mafy be toko ve lery e ?
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:25
2. perfectly ( 30/07/2009 09:26)
zany v less dé ampibaradaka :oops:
3. ravatorano ( 30/07/2009 09:49)
nahavita kilasy fahafiry moa no lazaina hoe nianatra sa ireo manana ny bacc+ maromaro ihany no azo everina fa nahita fianarana.
Amiko ny fianarana dia entina miaraka amin'ny fisainana fa tsy entina misavoamboana fotsiny na koa entina hanambakana ny namana indrindra fany mpiara belona amin'ny tena ary ny mifanohitra amin'izay no hevriko fa olona tena nahita fianarana sy nanovo fahalalana !
mafibe tokoa ve "lery" : aleo ny tsi1-1 no mamaly an izay fa mato izy tonga amin 'io toerana io dia mafy aloha izy zany fa tsy olona melmy no ho lasa prezidà izany na FAT io na inona io !
4. nytsiry ( 30/07/2009 09:57)
nibaradaka lery fa mataotra azy !
nianatra tao amin'ny kolejy kato iray teto andrenivohitra lery farany raha tsy diso ny eritreritro ary nandalo ny kilasy famaranana fa ny ankoatran'izay no tsy haiko sady za rahateo tsy niara-nianatra taminy na niara nitakosina aminy fa izy aloha izao no deban'ny nanatà d mlam fotsiny rabaradaka ah !
mbola aiza izany e !
5. Ahton ( 30/07/2009 10:19)
Lay dadanareo nga mba nianatra? Sa tokoa manana doctorat honoris cosa kay izy. Azafady e! Sady dadanareo nge efa tany am-ponja saingy i deba no nanadio ny dossier. :!: (l)
6. locl ( 30/07/2009 10:23)
nianatra toy ny olona rehetra nanitsaka varavaran'ny sekoly izy, fa ny fandalinana no tsy ampy na tsy misy ao aminy.

Ny hoe mandohalika eo anatrehany indray angamba dia io le fisainana gasy aminy resaka vola e! Te hahazo vola daholo dia tsy mijery izay valeur personnel intsony. Fa ity Odon ity aloha dia mbola hahita angano ihany e

I Dada dia niantra tokoa ary ampy fandalinana matoa izy nahavita nahatsangana ireny orin'asa izay norobain'ny TGV ireny.
7. Zina ( 30/07/2009 15:17)
Fa ity Odon ity aloha dia mbola hahita angano ihany e

fa ahona ry locl?
8. fijo ( 30/07/2009 18:59)
ary itanareo ve le hoe "nandohalika teo amohan'i andry ny lehiben'ny kato tao antsirabe?????"
9. fanou14 ( 31/07/2009 06:45)
tsy azoko mintsy ny mpisera eto ka , mandany andro mifamaly eto fotsiny ra mafy be tsy mipoitra , dia manaova oh TGV ra mahavita fa tsy ilaozana mandany rora eo @ magro eo fotsiny , ra mba olona hendry tsy nanao ireny fihetsika ireny ary tena marina ny voalaza eo aloha ao e, ra 8 efa nigadra fa nofafana fotsiny ny dossier , fa iny moa na mpamono olona na mpisoloko na mpangalatra tianareo foana dia tiavo ny anareo , tsy mbola tonga saina ihany ve hoe manino ry raharinaivo no nandeha teny @ fiadanana ? mba te hiala @ gejan'i ra 8 dia aleony miala eny satria refa tsy vita ny mission dia vitaina ny aminy ? mba fantatrareo moa hoe izay lay olona maty teny ambohibao ? méme si de la famille tsy maninona fa ho lazaiko ihany , olna niasa tao @ présidance iny t@ andro ra 8 ary ny tena nahonena dia ny lainga nataony t@fianakaviany à part son fils satria lazaiany fa hanao mission kay ireny no nataony , dia samia mieritreritra fa io misy izany Andriamanitra tsy andrinareo andrinay foana e , na iza na iza no manao ireny fihetsika tsy mamohofady ireny dia efa tsy izy tsony ireny , ary mba tonga ho tonga saina @ zay ny mpandeha magro , maninona ra mitady asa @ zay fa tsy ilaozana mipetrapetraka fotsiny eny ? ny vola eny anie ka ho lany e ? efa any @ fampihorohon azao ny vola fa tsy famantsiana ny eny tsony , ary mba ilazao ny mpaka ny cin mba hamerina izany @ zay satria efa mamay be ny fisavana @ zao , sao lahy hanenina avy eo ;mivavaha mafy mba ho tonga saina zay maniraka ireny mpampihorohoro ireny tsy hamerina intsony fa ny havanay maty efa tsy vidina nadi asitrapony aza non nanao ireny
10. xxx ( 31/07/2009 08:17)
fanou14:

inona koa no mampiakatra be anao eo !
Ary ireto miaramilanareo mandroba sy mamono fotsiny ahoana ? Racket any @ sociétés samihafa ! fitondrana Jiolahim-boto !!!

11. saranga ( 31/07/2009 14:17)
Dadatoa a, ny antony nanontaniana hoe nianatra ve Andry TGV dia ity izy tena miseho ho mibaiko sy mifehy ny tanàna e ! Sa nareo tokoa moa no mpilelaka azy ka lelafo e
12. fijo ( 31/07/2009 20:25)
ka ny lehiben'ny katolika aza efa milelaka azy ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4332