Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 28/04/2010 09:07)
SAKAFO MAHA ELA VELONA
MBA ILAZAO KARAZANTSAKAFO MAHA ELA VELONA REOLONA RAHA MISY MAHAFANTATRA ? TOA NY VEGETARIEN HONO NO MARO SALAMA TOMADY MATANJAKA INDRINDRA , ARY ANY ASIE NO MISY OLONA ELA VELONA INDRINDRA. KOA RAHA... tohiny
novalian'i niryna ny 28/05/2010 03:55
xxx ( 28/04/2010 09:03)
SAKAFO MAHA ELA VELONA
MBA ILAZAO SAKAFO MAHA ELA VELONA RE OLONA RAHA MBA MISY MAHAFANTATRA FA ARAKA NY HENOKO DIA NY VEGETARIEN HONO NO ELA VELONA INDRINDRA ETO ANTANY. ARY ANY ASIE NO MISY IREO OLONA SALAMA SY TOMADY ARY... tohiny
xxx ( 27/04/2010 09:27)
VERY TADIDY ( TROUBLE DE MEMOIRE)
MBA MANGATAKA FANAMPIANA AMINAREO FA MORA VERY TADIDY KA RAHA MBA MISY FANAFODY NA TAMBAVY NA TORO-HEVITRA HAFA DIA MBA VONJEO E !... tohiny
novalian'i soanja ny 28/04/2010 05:07
xxx ( 26/04/2010 17:41)
Hanambady vazaha ve?
Izaho izany lehilahy 32 taona. Efa fotoana tsara anambadiana. Dia misy vazaha vavy izay misipa amiko. Tena mahafinaritra ahy izy sady tsotra. Fa ny manahirana ahy dia ny fianakaviako. Ilay hiran'i Voa... tohiny
novalian'i siga_soa ny 15/08/2011 11:09
xxx ( 26/04/2010 12:43)
Hira Duo Tsara
Inona kay ny hira Duo (slow) tianareo? na gasy na vazah io : Ny ahy iao ireto no isan'ny tiako : - Satria (Bodo) - when you tell me that you love me (Julio Iglesias & Dolly Parton) - I Hate you th... tohiny
xxx ( 19/04/2010 23:20)
antson'ny fo**
[center][img]http://i44.tinypic.com/20awdb5.jpg[/img][/center] [quote=Mike][center]La faille qui grandit a besoin de lumière Et le poisson meurt sans l'eau de la rivière ... Toi tu es mon soleil... tohiny
xxx ( 13/04/2010 07:41)
hyperglicemie na diabeta
in no mba fanafody na tambavy gasy mety ahafaka tanteraka anio na olona mety manasitrana azy tanteraka mba ampio e... tohiny
novalian'i rdskol ny 08/04/2015 08:30
xxx ( 08/04/2010 12:07)
Tena tiako be, torana aminy aho ...nefa izy ....
Mpianatra amina kolejy ray eto Tanà aho. Misy tompon'andraikitra, bandy mbola tanora l, tsy manambady... tena mahatorana ahy izy io, mila hahalasa adala ahy mihitsy, izy cool be, amin'ny rehetra na s... tohiny
xxx ( 08/04/2010 11:54)
mandreraka be le namako..ssssssss foza
mandreraka be ny namako : za alou vevav no miresaka de 24ans, de le namako an vevav 20ans, mpiara-monina aminay izy!! ts tiko mits le ataony : efa anaovako fihetsika hahatonga saina azy de mbola misis... tohiny
xxx ( 07/04/2010 12:55)
FARANDRO NA FIN DU MONDE
Misy mpaminany (mpandinika, manampahaizana,...) milaza fa amin'ny 2012 hono vao tena ho tonga marina ny FARANDRO (na fahataperan'izao ntotolo izao). Efa maro be koa anefa ireo mpaminany nilaza fotoana... tohiny
novalian'i Mpanazava ny 21/04/2010 08:13
xxx ( 06/04/2010 08:30)
GUERRE DE RELIGION SILAMO SY KRISTIANINA
MBA MIANGAVY ANAREO AHO MBA HITADY HEVITRA TSY HISIAN'NY ADY EO AMIN'NY KRISTIANINA SY SILAMO FA TOA MITADY HIDITRA ETO MADAGASIKARA IZY IO ? (AZONTSIKA REHETRA VALIANA ITY LOHATENY ITY NA MPIVAVAKA... tohiny
novalian'i vonynive ny 24/09/2010 11:41
xxx ( 05/04/2010 09:42)
expérience
Ho an'ireo bandy vetivety de tonga rehefa manao RS ity mba misy expérience kely mba hifampizarana sao de mba mahasoa. Za rehefa manao firaisana de vetivety de tonga. Indray mandeha za nampiasa presev... tohiny
novalian'i Dan23 ny 28/10/2010 07:35
xxx ( 02/04/2010 10:53)
firaisana
hono a ry réolona misy soratra vé ao aminy baiboly hoe tsy mahazo manao firaisana raha tsy efa manambady? dia misaotra dia ny mialoa ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2010 10:08
xxx ( 01/04/2010 21:05)
Fivavahana @ satana .
Raha mangatam-pitahiana @ satana hamotika ny fahavalon' ny tena ve dia fahotana ? Efa betsaka ireo mpanao politika nanao izany eran' izao tontolo izao ! Ahoana ny hevitrareo ? Rehefa tonga @ toerana t... tohiny
novalian'i bichette ny 08/07/2010 07:38
xxx ( 01/04/2010 11:06)
JAUNISSE NA NGORONGOSY
SAO MBA MISY FANAFODY METY MAHASITRANA HAINGANA NY JAUNISSE NA NGORONGOSY FANTATRAREO NAMANA ,FA TENA ELE BE VAO AFAKA ILAY ARETINA ,ARY METY MAMONO MIHINTSY HONO ?... tohiny
novalian'i bobone ny 09/06/2010 07:26
xxx ( 31/03/2010 09:11)
MItady avocat mahay eto Tana
Misa mahalala avocat mahay sady tsy de lafo ve eto ? avocat eto Tana no tadiaviko. Mrc d'avance ... tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 17:41
xxx ( 30/03/2010 10:17)
MAMONO TENA VOKATRY NY FAHADISOAM-PANANTENANA T@FITIAVNA
INONA RE OLONA NO FANAMPIANA AZO ATAO AMIN'IRENY OLONA DISO FANATENANA TAMIN'NY FITIAVANA IRENY ? MBOLA MISY VE VAHA OLANA AZO ATAO ? MISAOTRA MIALOHA AMIN'NY VALITENY OMENAREO. DE MBA MIAGAVY MBA ATA... tohiny
novalian'i karinah ny 22/04/2010 15:20
xxx ( 30/03/2010 09:58)
YOGA
ARKA NY HENOKO DIA TOA MAHASITRANA ARETINA MARO BE HONO IZANY "YOGA" IZANY KOA RAHA MISY NAMANA AFAKA MANORO HEVITRA NA MAMPIANATRA IZANY DIA MBA TANTARAO ETO FA TENA LINA IZAHAY. MISAOTRA NDRINDRA E... tohiny
novalian'i soanja ny 07/05/2010 16:37
xxx ( 29/03/2010 17:19)
midevierge
Salut Inona kay no tombony amin'ny midevierge sipa fa tsy azoko.... tohiny
novalian'i gasyassas ny 18/04/2013 18:08
xxx ( 28/03/2010 18:25)
ka raha tsy inona koa.....
Rehefa avy nanaovan ilay bandy aho dia izay lery vao miteny hoe " madio be hono ny eritreriny fa namana fotsiny no andraisany ahy" koa raha tsy inona koa!!!... tohiny
novalian'i RAJOTIANA ny 13/05/2010 14:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3564